Nataon'i Mosesy 40 andro,40 alina? Vitanao ve 2- 3 na +?

41. niryna ( 12/09/2007 05:25)
Rasiligaoma:

niryna>mba hevitro: dia rehefa manao karemy ny katolika no manao, amin'izay mora ny calcul sy misy fahafoizan-tena kokoa!
fa ilay hoe rehefa week end manko dia karazan'ny manambara hoe rehefa ilay miala sasatra no manao, dia tsy misy fiantraikany loatra sy tsy dia tena tsapa.
Ilay an'i dadie koa manao karazana Andriamanitra rehefa misy patsa: hoe rehefa misy cas desesperee izany vao mifady hanina..

HS an'i niryna sy ilay resaka miaramila: rehefa mipetraka any anaty ala ianao, dia misy fotoana koa mihinana izay hitanao ao miaraka amin'ilay olona tompon-tany, hanina daholo na fakan'izao hazo rehetra izao na izao bibikely izao. Instinct de survie izany amniko fa tsy misy fiantraikany loatra!
Misy fotoana ireny Antatroy any amintsika ireny dia Ravin-tsilo sy voan-tsilo sy lamonty sy fakafakan-javatra sy ranon'ando no haniny sy sotroiny ... misy amin'ireny anefa tsy mahalala an'A/tra akory, fa na mihinana , na maty!



Hay ve ,tsy ratsy kosa raha izany kou.Ka izay no somary nahagaga ahy kely teo.Eny misy ny olona manao hoe hifady aho androany ary dia tsy mihinana sakafo maraina mihitsy izy. Na atoandro,misy koa milaza fa arakarak'ilay olona io.Raha mifady tsy mihinan-kanina kosa aloha dia tsy maitsy misotro rano ary tsy mahazo mihoatra ny telo andro fa manimba ilay vatana ao anaty hono,mila sakafo ny vatana.
42. niryna ( 12/09/2007 05:34)
Rasiligaoma:

niryna> i Jesosy nozahain'i'i satana tamin'ny soratra masina dia namaly tamin'ny soratra masina ka..
fa tsy nampiasa ny tenin'Andriamanitra voasoratra izy satria efa Andriamanitra izy no miteny dia! ny teny lazainy efa Tenin'Andriamanitra!
Nuances nuances...

misaotra ry toi nanazava.Ny fanahy no nitondra azy tany anefitra

Ary ny devoly nitondra Azy indray nankany an-tendrombohitra avo dia avo ka naneho Azy ny fanjakana rehetra amin'izao tontolo izao mbamin'ny voninahiny,dia nanao taminy hoe: Izao rehetra izao dia homeko Anao, raha hiankohoka eto anatrehako Hianao.

Fa hoy Jesosy taminy: Mandehana hianao, ry Satana: fa voasoratra hoe; " Jehovah Andriamanitrao no hiankohofanao, ary Izy irery ihany no hotompoinao"
(Deo.6 13).
43. niryna ( 12/09/2007 05:41)
Rasiligaoma:


HS an'i niryna sy ilay resaka miaramila: rehefa mipetraka any anaty ala ianao, dia misy fotoana koa mihinana izay hitanao ao miaraka amin'ilay olona tompon-tany, hanina daholo na fakan'izao hazo rehetra izao na izao bibikely izao. Instinct de survie izany amniko fa tsy misy fiantraikany loatra!
Misy fotoana ireny Antatroy any amintsika ireny dia Ravin-tsilo sy voan-tsilo sy lamonty sy fakafakan-javatra sy ranon'ando no haniny sy sotroiny ... misy amin'ireny anefa tsy mahalala an'A/tra akory, fa na mihinana , na maty!

ie,marina izany ary tadidiko izahay nandeha tany anaty toerana tsy dia misy mino loatra ary nivavaka ka nilaza ilay olona fa tsy dia mino hono ny mpiara-monina aminy saingy manao ody maro.Tsy tadidiko fa mbola kely aho dia sokon'ny dia.Nisy ny mandoro fanafody sns.

Taty indray nampiseho ny heriny dia tsy nisotro na nihinana nandritra ny iray volana fa rivotra fotsiny no nasiana notrohiny.Tao anaty glace ireny izy ary afaka mijery azy ny olona.Tonga ilay fotoana ialany ao anatin'ilay glace,saika maty lery ary notsaboina haingana.Tsy nifady toy ny resan-tsika eto io fa nanao izay eritreriny fotsiny:arrow: miankina amin'ny herin'ny tenany izy.

44. niryna ( 12/09/2007 06:04)
ikaretsaka:

izay mihitsy


maty aho aminao ity,mampiditra mamoaka toa lelon-jaza.=))=))
Raha tsy mahafantatra ny dikana koa aloha dia aleo tsy manao toy izay manaonao foana e.Raha tsy mino inona no anaovana an'io.
Ity ary ho anao:
Why are we fasting? We want to get more close to God
Fasting means away from food, (solid ,liquid) Mat 4:21
Honor God Mt 6:16-17, humble ourself Psalm 69:10,experinece more grace,mourn person sin and failure,over sin of church,nation and the world,seek Him.
Ireo no antony: ary raha tsy tena vonona ianao tsy mety fa very maina fotsiny: manatona an'Atra,manetri-tena(io ilay resakao foana dia io izy fa tafiditra),maro ny olona manao adalana sy manao fanahiniana ary dia afaka mivavaka ho azy ireny koa ianao mba hisy fanahy masina hanampy azy ireny(ny fiainana tsy vitan'ny irery ka izany no antony hiarahana mivavaka amin'ny hafa),ny fiangonana izay manoro voana sy mivily any amin'izay tsy izy(manana andraikitra isika tsirairay indrindra rehefa nolazaina ny fahamarinana ka mahafantatra fa diso ilay misy ao dia anjaran'iny olona iny no mivavaka sy mitalaho amin'Atra,ny firenena ary ny tontolo iainana izay mbola ao anatin'ny maizina tanteraka(Ny mazava tao aminy fa ny maizina tsy nandray azy),ary ho antsika tsirairay,te hanantona be be kokoa Azy ary raha misy zavatra tena sarobidy hitalahona aminy dia izy no tompon'andraikitra manampy antsika amin'izany
45. niryna ( 12/09/2007 06:10)
tywa68:

Ika : :lol:
Fijo : =D


Eo akaikinao ny teny dia ao am-bavanao sy ao am-ponao.Rom 10:8

Fa raha tsy nahalala fahamarinana avy @ Atra izy ka nitady hanamarina ny tenany dia tsy manaiky ny fahamarinana avy @ Atra Rom 10:3

Nefa tsy ny rehetra no nanaiky ny teny soa mahafaly Rom 10:16

46. gasynamana ( 12/09/2007 13:24)
Dia mba asio fandinihana ihany ny fandraisana ny tenin'andriamanitra e!

Fa ho an'i nyrina: i nyrina ve mbola tsy jamba, na poaka? na tapa-tanana, na tapa-tongotra, sns...? Mahavarina ihany mantsy izato fandraisanao ny tenin'Andriamanitra. Raha ohatra an'izao mantsy no izy dia efa tokony ho jamba ianao na ho kilemaina, na ho paoka.
47. ikaretsaka ( 12/09/2007 15:14)
niryna:

maty aho aminao ity,mampiditra mamoaka toa lelon-jaza.=))=))
Raha tsy mahafantatra ny dikana koa aloha dia aleo tsy manao toy izay manaonao foana e.Raha tsy mino inona no anaovana an'io.
Ity ary ho anao:
Why are we fasting? We want to get more close to God
Fasting means away from food, (solid ,liquid) Mat 4:21


ka io anie no nolazaiko fa ianao tsy mamaky tsara (foana e)
jereo ao ambonimbony ao



48. ikaretsaka ( 12/09/2007 15:22)
Averiko ny nolazaiko afa ianoa moa tsy mahazo izay raha tsy atao "sapile kely ilay izy"
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 10-09-2007 15:47:50
*fa misy olona le tena reefa nona be aloha dia tena mahatsiaro tena ho tafaresaka bedebe @ A/tra e. Za efa mba tratran'izany fa ny ahy indray tsy heo karemy na ramadan fa resaka sendra tsy nahita kaly fotsiny nefa nila ni battre be t@ desert..
* le @ zoma mifady hena, zay mahalafo ny vidina trondro izay indrindra no hitanao hoe manao ezaka (sacreifice) ianao @ herinandro mba hahatakakatra azy ko! lasa izany indray ny fivadiny @ izao. fa raha any @ Cote kosa , le any dia mora lavitra ny trondro, fa lafo ny legumes, dia ny legumes indray ko.

raha tsotsorina dia Le sacrifice sy fandavantena no mikaoty e, ny ahy any ny andraisako azy... Ohatra hoe manatombo ventsa(25 000 fmg isak'herinandro ny vola lany raha mividy tsonjo, dia mba mikarataka sy misakr mihitsy mba hahavitana izany


ianao ity tokoa ry niryna
mba asio fandinihana ihany ny fandraisana ny tenin'andriamanitra e!

Fa ho an'i nyrina: i nyrina ve mbola tsy jamba, na poaka? na tapa-tanana, na tapa-tongotra, sns...? Mahavarina ihany mantsy izato fandraisanao ny tenin'Andriamanitra. Raha ohatra an'izao mantsy no izy dia efa tokony ho jamba ianao na ho kilemaina, na ho paoka
49. fijo ( 12/09/2007 20:23)
tywa raha mbola mi=D e dia hitory teny aho.ary hanorina sekta vaovao
50. tywa68 ( 13/09/2007 10:32)
fijo : koa na tsy mitehaka intsony aho efa misy fikambanan'ny virja any dago sy aty koa :-D:-D
51. pissoa ( 13/09/2007 20:58)
hi hi hi, nojereko mitsy ze nosoratan'i Fijo fa gaga za hoe toa nahazo tehaka izy ato amy resaka karemy ! Ampiko kely e =D=D=D

:-D:-D:-D
52. ikaretsaka ( 13/09/2007 21:49)
fijo> hampivavaka ny pokona indray an!
53. niryna ( 14/09/2007 07:20)
gasynamana:

Dia mba asio fandinihana ihany ny fandraisana ny tenin'andriamanitra e!

Fa ho an'i nyrina: i nyrina ve mbola tsy jamba, na poaka? na tapa-tanana, na tapa-tongotra, sns...? Mahavarina ihany mantsy izato fandraisanao ny tenin'Andriamanitra. Raha ohatra an'izao mantsy no izy dia efa tokony ho jamba ianao na ho kilemaina, na ho paoka.

:D

54. niryna ( 14/09/2007 07:21)
ikaretsaka:

niryna:

maty aho aminao ity,mampiditra mamoaka toa lelon-jaza.=))=))
Raha tsy mahafantatra ny dikana koa aloha dia aleo tsy manao toy izay manaonao foana e.Raha tsy mino inona no anaovana an'io.
Ity ary ho anao:
Why are we fasting? We want to get more close to God
Fasting means away from food, (solid ,liquid) Mat 4:21


ka io anie no nolazaiko fa ianao tsy mamaky tsara (foana e)
jereo ao ambonimbony ao







:D
55. xxx ( 14/09/2007 07:24)
niryna:

gasynamana:

Dia mba asio fandinihana ihany ny fandraisana ny tenin'andriamanitra e!

Fa ho an'i nyrina: i nyrina ve mbola tsy jamba, na poaka? na tapa-tanana, na tapa-tongotra, sns...? Mahavarina ihany mantsy izato fandraisanao ny tenin'Andriamanitra. Raha ohatra an'izao mantsy no izy dia efa tokony ho jamba ianao na ho kilemaina, na ho paoka.

:D





:roll::cry:
56. fenomanantsoa ( 14/09/2007 18:43)
Efa nifady hanina 40 andro sy 40 alina koa i Jesosy. Efa vitan'i Jesosy ny famonjena tamin'ny nahafatesany teo ambony hazo fijaliana sy ny nitsanganany tamin'ny maty.
Noho izany tsy dia ilaina intsony ny ezaka avy amin'ny herin'ny tenan'olombelona mba hahazoana famonjena.
Sakafo masaka efa voavoatra ny "Famonjeana" nataon'ny Jesosy kristy ka anjaran'ny tsirairay sisa manapa-kevitra na hihinana na tsia (tandremo fa rehefa tsy handray ianao dia ny kilemaina sy ny mandinga sns... no hasainy).
Ny finoana no andraisana io Famonjena io. I.e hamarinina maimaim-poana amin'ny alalan'ny finoana isika ("Fa amin'izany no anehoana fahamarinana avy amin'Andriamanitra avy amin'ny finoana sy ho amin'ny finoana, araka ny voasoratra hoe :"NY marina amin'ny finoana no ho velona" Romana 1:17, Jereo koa Romana 3 :21- 4:25).

Ny tiako hiaviana dia izao : Tsy hoe ratsy ny fifadian-kanina satria famolahan-tena sy fitadiavana fifantohana amin'ny fifandraisana amin'Andriamanitra.
Aoka kosa anefa isika tsy hihevitra hoe rehefa mazoto mifady (mampijaly tena) dia voavela ho azy ny helo-tsika. TSIA rehefa manenina sy mibebaka ianao na tsy mifady hanina aza dia ho voavela heloka rehefa MINO FA I JESOSY NO AVOTRA HO AN'NY MPANOTA ("Raha ny Zanaka no hanafaka dia ho afaka tokoa...", "MINOA an'i Jesosy Tompo dia ho vonjena ianao sy ny ankohonanao", ary ny hoe : "Fa toa izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao, nomeny ny Zananilahy tokana mba tsy ho very izay rehetra MINO azy").
57. fijo ( 14/09/2007 22:28)
hoavy ary aho amin'ilay toriteny an.
didy voalohany,miteraha ka mamenoa ny tany.
faharoa,aza hadino ny 50% ny karamanao"alefa aty"fa be ny adidy mbola hoataontsika.mbola mila mitety tany aloha aho hanitatra ny teny masinako.
fahatelo.misotroa fa tandremo ny mamo.ratsy io.
faha efatra.aza avela irery ny sipanao,a raha tsy h eo enao dia atero aty izy.
58. niryna ( 15/09/2007 17:02)
fijo:


fahatelo.
fahatelo.misotroa fa tandremo ny mamo.ratsy io.
faha efatra.aza avela irery ny sipanao,a raha tsy h eo enao dia atero aty izy.


Ary hanatona anareo ho fitsarana Aho ka ho vavolombelona faingana hanameloka ny mpanana ody sy ny mpijangajanga sy ny mpianian-tsy to sy ny mpampahory ny mpikarama amin'ny karamany mbamin'ny mpitondratena sy ny kamboty ary izay mampahory ny vahiny; fa tsy matahotra Ahy izy, hoy Jehovah, Tompon'ny maro.
Malakia 3:5
.
mbola mila mitety tany aloha aho hanitatra ny teny masinako.


Fa ao amin'i Kristy Jesosy dia tsy mahasoa ny famorana na ny tsi-famorana, fa ny finoana izay miasa amin'ny fitiavana.
Hianareo nihazakazaka tsara, iza no nisakana anareo tsy hanaiky ny marina?
Gal 5:6-7

didy voalohany,miteraha ka mamenoa ny tany.
faharoa,aza hadino ny 50% ny karamanao"alefa aty"fa be ny adidy mbola hoataontsika

Na mihoatra aza vao maika tsara satria izay fananana na vola na harena azo ety an-tany dia tsy afaka hitondra isika na iraimbilanja aza
Entonareo ny fahafolon-karena rehetra ho ao amin'ny trano firaketako, mba hasian-kanina ao an-tranoko, ary izahao toetra amin'izany Aho, hoy Jehovah, Tompon'ny maro, raha tsy hovohàko ny varavaran'ny lanitra ho anareo ka hampidinako fitahiana manana amby ampy ho anareo

Voaozona amin'ny ozona hianareo nefa Izaho no robainareo, dia izao hianareo rehetra iray firenena izao.
Malakia 3:9-10




Koa izany no hisian'ny alina aminareo ka tsy hisy fahitana, Ary ny maizina aminareo, ka tsy hisy fankatovana; Fa hilentika tsy hanazava ny mpamina ny masoandro, Ary ho maizina aminy ny andro,
Dia ho menatra ny mpahita, Ary hangaihay ny mpanao fankatovana; Eny, hitampim-bava avokoa izy rehetra, Satria tsy misy valiny avy amin'Andriamanitra.
Mika 3:6-7
ka raha tsy mino azy isika tsy ataony mahita azy koa,saingy rehefa tonga ny fotoana mety hianao mankahala azy io no hitory ny teniny.Porofo fa miverina tsikelikely ny tenin'Atra ao aminao na dia tsy mitovy aza ny tena heviny.
bravo fijo =D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1591