Ho aiza ianareo rehefa vita vakance hataonareo aty an-tany?

41. naughtyboy ( 09/09/2007 19:52)
ratonga ra arahinao le resaka de mifandray mintsiny ny fanazavana miverimberina odiana tsy hita :

zao ary ratonga nga tonga lafatra na tsy manao ratsy mihitsy sa fanavahana tena @ mpino fotsiny no mahatonga anao miteny fa reo mpino ihany no mahita fa ratsy isika rehetra,enao ihany de mahita ny valiny io ra mbola tsy nanao ratsy mintsiny tsisy hafa @ oe mandainga ze mbola tsy nandainga, ny sasany @ izy reo aza mivavaka ho any tsy mpino ko fa tsy ho any tenany fotsiny ary manaiky fa ratsy ny rehetra:wink:

tsy manisy olana mintsy za na kely aza hajaiko tanteraka ny safidiny hafa ra taona no antenaina sy ny zv eto antany de eo no raisina satria tsisy anaraka anao na kely aza refa mikatona ny pejy,ary ny hionona fotsiny @ oe refa vita de vita tena tsy argument zany amiko ny oul akory tsy akoho fa misy fanahy ary ny fanahy refa mandao ny vatana de miova toerana na malagasy aza mahalala an\\\'io tsara( ao reo miteny oe lasa any ambondrobe fa nga ko mo efa nisy nahita ambondrombe fa finoana daoly zany)
zao no olana misy lava @ mpino sy tsy mpino : otrany oe ahoana no anazavaiko ny lokony lanitra manga @ jamba , ezahiko fotsiny anazava ny hatsarany fa tsy andresy lahatra no tanjoko @ fanambarako.
Averiko ihany fa na ataonao oe tsisy aza ilay inoako de azoko ambara fa manana fanantenana no sady mino aho miandry Azy itondra ahy @ fanjakany aorinany fahafatesana ary iriko ko enao ho tonga any zay ny @iny .Io FANANTENANA io no mahasamihafa ny mino sy tsy mino tsy iandrasana porofo fa efa tanteraka ny famonjena ny fanahy efa ela ihany t@ fandalovany Jesosy Kristy teto antany dikany.. fantatro tsara ny zv resahiko fa tsy misy rediredy na kely aza na tsy mety @ sainy hafa aza tsy olana:D

42. rakaroka ( 09/09/2007 20:03)
tsy afaka ampidirina amin'ny sehatra rehetra ny siansa ka.

1-Ekeko fa misy zavatra tsy démontré-scientifiquement,
parceque tsy mbola tratran'ny sain'olombelona ny loi de l'univers mifehy izany mais "au fond tsy mandehandeha ho azy ny fiforonan'ny tontolo sy ny singa tsi1/1 ao anatiny.
Misy fivavahana maro tsy manala ny "siansa" ao anaty "conception-drizareo tahaka izay voalaza eto.
Ny "blem" mipetraka kokoa dia sehatra maro no tsy ahitan-drizareo ny "utilitén(ny un tel "FINOANA!"

Indrindra raha resaka ohatra an'izao : mbola mangina fotsiny ny siansa manoloana ny resaka paradisa sy helo
!

Manana ny "approche"-ny kosa ny tsi1/1 tahaka ny voazavako etsy ambony hoe "pralaya" no fijeriny ny paradisa, ny helo : samy manana ny andraisany izany ka: "tahaka ny hoe "rehefa dikaina ny didim-pitiavana
ka fifankahalana no manjaka d'izay ny afobe!...
Ny hampino ny fisiany marina any an-koatra aloha:tena tsy mino aho.
Ka na izaho tsy manam-pitiavana loatra ity aza dia
hamela an-dRa...hijalijaly ao mandrakizay?....à l'infini:roll::roll::?:Mainka fa hoe Atra be fitiavana:roll::?:. Nareo na ratsy aza hoy Izy....
mainka fa Izy:wink:



Jereo fa na ny famaritana ny atao hoe "aina" aza tsy vitan'ny siansa amin'ny fomba tena rigoureux araka ny ilany azy.
[/quote]


43. rakaroka ( 09/09/2007 20:22)

Jereo fa na ny famaritana ny atao hoe "aina" aza tsy vitan'ny siansa amin'ny fomba tena rigoureux araka ny ilany azy.


Misy "finoana" miorina @ "efa"na "possible", ary misy ny miforona @ tsy efa na "impossible".
Ny siansa dia mifanaraka @ iry voalohany,ary arakaraka ny fivoaran'ny fahalalan'ny oln. Natao ho détérminé-ny anefa ny zavatra rehetra satria "cela fait partie de la vie". Donc tsy natao ho tsinontsiniavina toa izay voalaza eto ny "Siansa" satria "fahalalana" araka an'Atra koa ny "loi de l'univers" mifehy izany.D'ailleurs maro anie ny mpivavaka no mbola mitady mpitsabo fa tsy mihanina @ finoany ftsn.Fa 'za koa tsy manao hoe tsy tokony tsy hino an'Atra ny siantifika.
44. Rasiligaoma ( 11/09/2007 06:22)
izaho dia mitovy fisaina amin'Ika eto hoe ataovy sy imasoy aloha ny eto
:ny fianarana tsy vita ko vacances sahady no ao an-doha.
"ireo mahatsapa fa tsy misy atao amin'ity fiainana ity no mieritreritra sahady ny hataony any amin'ny fiainan-ko avy"
45. salmo1 ( 11/09/2007 11:15)
Rasiligaoma:
ny fianarana tsy vita ko vacances sahady no ao an-doha.


(Rehefa vita ny fianarana dia miasa, na mipetra-potsiny na manao vakanse na izay tianareo hatao...)

Ny Vakanse tiako lazaina kosa dia izao:
Isika olom-belona rehetra dia mandalo manao vakance fotsiny aty an-tany, tsy maintsy hody isika rehefa vita ny fialatsasatra...

Hody ho aiza isika?

Misy toerana anakiroa izay miandry antsika:

- Any amin'ny ilay toerana anakiray dia mila fiomanana mialoha alohany hidirana any, satry teri dia tery ny varavarana hidirana.

- Any amin'ny ilay toerana anakiray kosa dia tsy mila fiomanana. sady malalaka ny varavarana.

Ho aiza Rasiligaoma?
46. ikaretsaka ( 11/09/2007 11:50)
izay indrindra.. ny fiainana eto an-tany (fianarana) aloha imatimatesana.. ataovy ze hahatsara sy hahamendrika azy. fa aza misaina loatra ny any sahady

"aza manahy ny ampitso fa ny Tompo ihany no mahalala izany"

Ohatran'ny Tao-pianarana io ry salmo a, mianatra tsara aloha vao manao vokansy.. fa ny fianarana mbola tsy vita, ny fanadinana mbola tsy vita, dia vacances sahady.
vitao aloha de avy eo manao ilay tenin'i Md Paoly hoe "Efa nahavita ny fihazakazahako aho"
47. xxx ( 11/09/2007 12:03)
so de tsy lé salmo nanana raozandahy mpitaona biriky aza io :lol:(HS) fa tsetsatsetsa tsy aritra lé izy !
48. ranini ( 11/09/2007 12:15)
tsy misy hoany an danitra isika gasy fa aza manahy y @ izany nareo eeeeeee! eto an-tany ihany no sahaza antsika de refa maty de any aloha manditra ny fotoan kelikely de miandry ny fitsanganana @ maty.zany hoe mbola azo anteneina fa hiaina eto an-tany indray indray andro any ny olona rehetra.Diso zany fampianarana milaza hoe ho any andanitra daolo refa maty,fa atao inona ny fananganana ny maty, de ho an'iza , de azia no hatsangana ny maty?
49. fijo ( 11/09/2007 22:42)
tsy mbola misy hafaka milaza izay aleha rehefa maty letsy e,vinavinano betsaka,fa ny eto aloha hatrehana
50. ikaretsaka ( 11/09/2007 22:54)
izya mantsy.. ny sekoly vao nanomboka ko ny vacances sahady no asian-dresaka... tsy afaka eo fa!
51. mandrindra ( 12/09/2007 11:38)
ny ahy izany ny vianvinako dia hoe any ampasana
52. naughtyboy ( 12/09/2007 12:53)
fohy kely loatra le atreo ampasana kle:°)azo atrehina
ny eto no omanina ko ny ho avy ny izay manana fanantenana sy finoana na samy tsisy mbola mahafatantra aza io ngamba no tiny salmo tenenina,tsisy mahadiso an'zany
53. ikaretsaka ( 12/09/2007 14:43)
ka le manana fanantenana sy finoana ange:
"Tsy mety raha tsy arahain'asa e"
"Apanjakao ny fitiavana fa ny fitiavana no lehibe indrindra"
"dia atombohy ety an-tany ny paradisa"
54. fijo ( 12/09/2007 20:29)
efa nisy niteny tato ity ary hekeko fa marina."izay tsy misy atao eto an tany no manahy ny any ahorian'ny fahafatesana"raha tsara no ataonao eto.na mino enao na tsia,dia hilamina reefa maty satria nahavita zavatra teto.
55. andry08 ( 12/09/2007 20:54)
Ny vatana dia maty ary tena tiako ilay ho dorana,Ny fanahy indray no mibebaka fa ho hita eo na ho avotra na tsia fa na dia tapitra aza ilay vokansy dia izay no vita koa inona indray no hihadiana hevitra eh! Efa natao izay nety ka tsy hihevitra ny hoe ho very fa "on ira tous au paradis anie hono eh!
56. fijo ( 12/09/2007 21:03)
eka hozyyyy
57. naughtyboy ( 13/09/2007 15:44)
misy rariny be tsy azo lavina ny voalazany fijo refa tsara ny nataonao de milamina efa fanantenana zay na tsy mifangaro finoana aza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.076