Ho aiza ianareo rehefa vita vakance hataonareo aty an-tany?
21. rush
(
09/09/2007 09:33)
ratonga:satria ny finoanao ihany no mitondra an'io!rehefa mino ianao dia izao ny valiny! Izaho mino ny Fanahy Masina: Ny Eklesia Masina Katolika: Ny Fiombonan'ny Santa: Ny Famelan-keloka: Ny Fitsangan'ny tena amin'ny maty.
ny hinoan'ny sasany anefa ngé tena mbola tsy nisy vôporofo na kely aza ny wé fiainana ao arinan'ny fahafatesana, na iray aza tsy mbola nisy niverina nilaza izay tany nefa efa nisy firy miliara zay ny oul efa maty hatramin'izay nisihan'ny zanak'olombelona:-P:P:°)
Ary ny Fiainana mandrakizay. Amena
22. naughtyboy
(
09/09/2007 09:55)
mahalina ahy foana ny resaka toy tony iarahamahalala fa tsisy afaka isoroka fahafatesana na mpino na tsy mpino,otrany zay ko ny mahazo reo lasana tsy afaka miverina itantara ny hitany satria mifindra monina ny fanahy fa ny vatana efa lasa vovoka.
malalaka @ zay ny rehetra ilaza ny tiany lazaina ny mahasamy hafa ny mino sy tsy mino any akoatra de zao:
-ny tsy mino de tapidalankaleha fa tsy fantany ny hisy azy avy eo ka mionona @ 100 na 120 taona eto antany,miondridava miandry le andro farany ikatonany pejy
-ny mino de miantsoroka fanantenana mandritra ny andrompiainany eto antany ary ko maniry ny fahasambarana ny fanahiny any ankoatra
finoana miandrandra fanantenana fa tsy miandry porofo
vao ho tanteraka:)
ny zv tsy ekeny saina matetika de heverina fa tsy misy avy atrany satria kely ny fahalalana ananandraoulmbel manangana porofo anamarinana azy reny
amiko zany de izao misy Andriamanitra telo izay iray
ary misy ny fiainana any andanitra ary ao ko ny heriny maizina
madagasikara de toerana nanjakany fanompoatsampy na @ zao fotoana zao aza de mbola misy zany ao,misy boky maritiora voarakitry reo misionera t@ fanejehana
nahazo azy reny Oh.Rasalama maritiora sns..mitantara azy reny isarihako ny sainy mitady porofo
-nisy fotoana namonoany Ranavalona 2 mo ra tsy diso aho reo kristianiana marobe fa indray mande nanao execution izy teo Ampamarinana ,natsipy teo @ io toerana io reo tsy nanatsiny hikodidia ho faty aty
ny nahavarina ahy @ le tantara nony tapitra ny ainy le farany indrindra de voalaza fa nisy antsiben\'Andriamanitra mo no filaza reny rainbow loko maromaro goavana b nipoitra nadrakotra ny mahamasina ary hirampivavahana nanakoako avy any ambony any .
tsy anganombazaha akory io fa zvnisy avy @ temoignage
oul maromaro noraketiny reo misionera tao na de tsy mikasika antsika mivatana aza @ zao fotoana zao,tsy tadidiko tsara le lohateny ny boky fa ato misy mahalala siora aho somary lavalava fa elantsiny

23. ratonga
(
09/09/2007 10:45)
naughtyboy :
-ny tsy mino de tapidalankaleha fa tsy fantany ny hisy azy avy eo ka mionona @ 100 na 120 taona eto antany,miondridava miandry le andro farany ikatonany pejy
-ny mino de miantsoroka fanantenana mandritra ny andrompiainany eto antany ary ko maniry ny fahasambarana ny fanahiny any ankoatra
finoana miandrandra fanantenana fa tsy miandry porofo
vao ho tanteraka
Raha toa ka mbola miaina eo anivon’ny sarambabe-bahoaka ianao na mino na tsy pino dia mitovy ny fiainana andavan’andro amin’ireo antokon’oul roa ireo, misy ny tsara misy ny ratsy, misy ny fetsifetsy misy ny bonaika misy ny tsara toetra nisy ny ratsy toetra ….. ary ny ataonao wé “ny tsy mino de tapidalankaleha” dia mbola tsy nahita izaho aloa é, ry zareo aza no toa miaina tsara tsy misy fameperana ohatran’ny mahazo ny mpino, ireo farany ireo mantsy tsy mahantanty ny fepetra atao aminy dia mahatsiaro tena fa manota dé avy eo mibebaka, tsy “miantsoroka fanantenana mandritra ny andrompiainany eto antany ary ko maniry ny fahasambarana ny fanahiny any ankoatra” izany amiko fa fiantsanrambelatsia,
hafa indray ary deraiko kosa ireo izay nanokana ny fiainany sy nitokamonina, miaina sy nanokana ny fiainany manotonlo ho an’ny zavatra inoany toy ny mwana
24. naughtyboy
(
09/09/2007 11:28)
tapidalankaleha voalazako de reo zay mionona @ 100 na 120 taona ary tsy manantena na mino n'in n'in akoatr'izay tsy hainy akory oe aiza no iafarany b da b izy reny kah na eto aza de ahitana santionany
ny fanaperana na lafatra tsy misy satria teraka tao anaty ota daoly ny rehetra, ra mino ny oul 1 tsy midika fa afaka oazy ny fahotany na tsy manota intsony fa kosa miezaka izy reny hiala @ ratsy,tsy miatsaravelatsihy akory zany fa miezaka ny hiova
samy manana ny dikanteniny @ miaina tsara ny ts1.1
ary tsy ifanomezantsiny zany toy ny safidy fa any @ farany de tsisy afaka iala @ fitsarana @ safidy noraisiny,aza adino fa ra nisy ny fiandohana de ho avy ko ny fiafarana eto @ ty tany nanjakandraoulmbel ty anjarantsika no mamisavisa

25. ikaretsaka
(
09/09/2007 11:45)
Msalmo mianara tsara aloha fa ny fianarana aza mbola vao manomboka koa vacances a vacances..
ny eto an-tany aloha izao, dia ataovy tsara mba hahatonga an'ilay Ingahibe ao ambony hanome anao vacances mendrika izay rehefa tsara naoty ianao,
rehefa tonga ny convocation

26. ratonga
(
09/09/2007 12:25)
naughtyboy: ny kristianina ihany no nahita an-zany wé teraka tao anatin'ny ota zany rehafa teraka ny tsirairay, fa tsy ny oul rehetra eto an-tany akory na ny finoana sasany izay misy eny rehatra ireny, ary na mino enao na tsy mino ny ratsy ratsy fôna ka tsy maintsy ialana, fa tsy misy akory zany wé ny ratsy @ny tsy mino rstiratsy kokoa miotra ny ratsy @ny mino na viséversà
ny fiandohana sy ny fiafarana, atahoranao sô adino io, d vô 10 taona fotsiny ny oul d efa hafaka mahatsapa an'io, manomboka ny fiainana refa teraka dia tapitra refa maty, teboka, misy ny lava misy ny fohy andro iainana, fa dia samy manao izay mahatsara ny azy, ra mino enao, anao izany fa izay ny safidinao, fa aza tenenina kosa izay tsy mitovy hevitra aminao wé manota na katsaka na voanjobory, fa ra amiko manokana aloa dia fatahorana ny fahafatesana no mahatonga ny mino anantena ny fiainana any akotra, izay mbola averiko eto fa tsy nisy nahavita nanaporofo mandrak'ity ny androany

27. naughtyboy
(
09/09/2007 14:36)
azafady ratonga fa tsy nisy teniko mihitsy nilaza fa ny ratsy de ny tsy mino ihany isika rehetra tsy akanavaka de samy ratsy ,tonga marina de nadikanao oe manota ny tsy mitovy hevitra amiko tsy azoko ekena
nazavaiko fotsiny ny mahasamihafa ny mpino(manantena zay inoany ary tsy matahotra fahafatesana) sy ny tsy mpino tsy manana antenaina afatsy 100na 120 taona
tsy manery an'iza n'iza za hino zay inoako fa nilaza ny fihevitro fotsiny tsara koko ny manatena zay Inoany

28. cutie
(
09/09/2007 15:10)
dia mbolamisy ihany koa ny fantatro amin'izay ho avokan'ny ampitso. ohatra hisy ny andro, ary hisy ny alina, ny iray segondra dia mbola ho iray segondra, ny rano dia tsy mbola ritra (rahampitso io an) ets, ets....
ary rafak'ampitso :-D
29. ratonga
(
09/09/2007 15:23)
tsy ekena kosa izany wé "isika rehetra tsy akanavaka de samy ratsy" :roll::?: ianareo ihany no mahita anzany
ary ny wé ny tsy mpino tsy manana antenaina afatsy 100na 120 taona tsy hitako izay olana ami'izany izy aza mba manantena 100na 120 taona, fa ny etsy ankilany manantena tsy misy:lol:

30. cutie
(
09/09/2007 15:39)
ny tsy mino de tapidalankaleha fa tsy fantany ny hisy azy avy eo ka mionona @ 100 na 120 taona eto antany,miondridava miandry le andro farany ikatonany pejy
:roll::roll::roll::roll:
31. rush
(
09/09/2007 15:45)
"ratonga":tsia!tsy marina velively io!ity no azoko hamaliana anao @ io ho an'ny mpino!
ny tsy mpino tsy manana antenaina afatsy 100na 120 taona tsy hitako izay olana ami'izany izy aza mba manantena 100na 120 taona, fa ny etsy ankilany manantena tsy misy
SALAMO 23:1
Jehovah no Mpiandry ahy, Tsy hanan-java-mahory aho, Mampandry ahy amin' ny ahi-maitso Izy; Mitondra ahy eo amoron' ny rano fialantsasatra Izy. Mamelombelona ny fanahiko Izy; Mitarika ahy amin' ny làlan' ny fahama-rinana noho ny anarany Izy. Eny, na dia mandeha mamaky ny lohasaha aloky ny fahafatesana aza aho, Dia tsy hatahotra ny loza aho; Fa Hianao no amiko; Ny tsorakazonao sy ny tehinao, ireo no mahafa-tahotra ahy. Mamelatra latabatra eo anoloako eo imason' ny fahavaloko Hianao; Manosotra diloilo ny lohako Hianao; Ny kapoakako feno dia feno. Eny tokoa, fahasoavana sy famindrampo no hanaraka ahy amin' ny andro rehetra hiainako, Dia hitoetra ao an-tranon' i Jehovah andro lava aho.
"naughtyboy":marina dia marina ny anao!ary io salamo faha 23 io no valiny!
manantena zay inoany ary tsy matahotra fahafatesana
Eny, na dia mandeha mamaky ny lohasaha aloky ny fahafatesana aza aho, Dia tsy hatahotra ny loza aho; Fa Hianao no amiko
32. ratonga
(
09/09/2007 16:14)
rush: tsy manakivy anao aho fa bla bla daholo reo amiko, in ko izao no dikan'ny wé "lohasaha aloky ny fahafatesana", refa maty dé zay no vita, fa tsy misy lohasaha na tendrombohitra na avoana, ny maty tampoka anga misy fotoana atahorana izany
33. ratonga
(
09/09/2007 16:21)
cutie:
ny tsy mino de tapidalankaleha fa tsy fantany ny hisy azy avy eo ka mionona @ 100 na 120 taona eto antany,miondridava miandry le andro farany ikatonany pejy
:roll::roll::roll::roll:
=))=))=))
miondridava miandry le andro farany ikatonany pejy ngà tsy efa miteniteny foana mihintsy, mba ovay lé arguman fa tsy mamely klé:°):-D:lol:
34. cutie
(
09/09/2007 17:20)
:-D:-D:-D:-D:-D
fa nga moa tsy efa maty enao de zay vo mikatona le pejy :-D

35. ratonga
(
09/09/2007 19:15)
asa ko:lol:
nena ny tena mampimé ahy lé wé miondridava miandry le andro farany firy isan-jaton'ny oul eran-tany ny krisitianina:°) dé firy ny ambony, na dia atao aza wé esorina ny mino finoana hafa, mety mbola vraky b ihany ny ambony dé miondrindava daholy izany izy ireo=))=))

36. rakaroka
(
09/09/2007 19:17)
"Sujet" fieritreritry ny maro tokoa ity miverina napetrak'i Salmo ity. Hoy Randja Za:" mankaiza marina ny maty?":
valiny:
misy ny miandrandra ny eo ankavanan'Atra.
Ao ny manao sorona ny ainy ho eo ankavanan'i Allah.
sns...
hilaza koa hoe:"vita" tahaka an'i Jesoa toa mampieritreritra satria na "scientifiquement aza "rien ne se perd...tout se transforme", ary na i Jesoa nilaza hoe "Vita" aza anie "sens" hafa moa no nandraisana io teny io hoe vita ny famonjena fa raha johina dia mbola nitohy ny tantarany taorian'ny fahafatesana.
Peut-être, on peut connaitre partiellement ny ho avy: efa voaporofo ara-tantara foana izany fony nisian'ny mpaminany, hatramin'ny voyant "scientifique ou non" nilaza izay mety hitranga tetsy sy teroa: tahaka izany ny"deluge";ny 11sept sy ny nisian'ny tsunami,etc...

37. rakaroka
(
09/09/2007 19:30)
Misy boky novakiako:"Enseignement de la sagesse eternelle" milaza fa "arakaraka ny fivoaram-panahy" no ijanonana maharitra na tsia ankoatra izao fiainana izao: izany hoe ny oln "évolué spirituellement kokoa dia mise -repose ao @ antsoin-drizareo hoe "pralaya" ny fanahiny: "état de félicité"mifandraika amin'ny paradisa heverin'ny kristiana. Dia miandry ny mission vao2 hiverenany ho @ réincarnation indray. Fa izay tsy nivoatra loatra dia miverina haingana @ ré-incarnation.
Tsy mino izany ny kritsiana maro fa rizareo tatsinanana no mamantatra mihitsy ny fisehon'ny être iray @ ré-incarnation-ny.
Maro koa ny filozofia na soratra na tranga manamafy ny doublement d'une perso....mampieritreritra na re-manifestation!

38. lapino
(
09/09/2007 19:37)
salmo1, misaotra e
Jereo fa na ny famaritana ny atao hoe "aina" aza tsy vitan'ny siansa amin'ny fomba tena rigoureux araka ny ilany azy.
rakaroka:tsy afaka ampidirina amin'ny sehatra rehetra ny siansa ka. Indrindra raha resaka ohatra an'izao : mbola mangina fotsiny ny siansa manoloana ny resaka paradisa sy helo !
na "scientifiquement aza "rien ne se perd...tout se transforme"
Jereo fa na ny famaritana ny atao hoe "aina" aza tsy vitan'ny siansa amin'ny fomba tena rigoureux araka ny ilany azy.
39. rakaroka
(
09/09/2007 19:42)
Misy boky nanazava fa "on n'est pas capable de se souvenir de notre vie avant sauf ho an-drizareo nianatra "exoterisme" stade "corps causale" ou lazain-drizareo fa miverina eo anoloanao toa film izay niainanao.Donc phase any @ "incarnation" izany.
Raha mandinika tsara ny baiboly isika: manamafy koa ny voalaza ao fa misy ny ré-incarnation.
Jereo ny filazantsaran'i Jaona toko1 and 15 Izy efa nisy talohako...avy aoriako.
Raha nanontaniana hoe "iza ary i Jaona???....
and23..."feon'ny miantso mafy any an'efitra araka izay nolazain'Isaia mpaminany: izany hoe "fait" efa tany aloha no mipoitra indray, etc....
Ary tantara maro eto an-tany no miseho toa izany.
Hino na tsia: tsy haiko fa mi"surf" manaraka ny onjan'ny fiainana no ataoko izao!:wink:

40. ratonga
(
09/09/2007 19:47)
lapino:
Jereo fa na ny famaritana ny atao hoe "aina" aza tsy vitan'ny siansa amin'ny fomba tena rigoureux araka ny ilany azy.
azavao fa tsy mazava azafady8-)