Aza d variana loatra mijery ny silamo kizitina @ ramadan loatra fa ny silamo dia toa ny olo rehetra iany koa io misy sarotiny,misy koa ny tsara toetra,na isika milaza ho kristianina io aza manopanopa olo éry na ato @ dinika aza refa tsy mitovy hevitra aminy na ny mahatonga ny kristianina mizarazara @ fomba fivavahana d noho izay fomba fanatanterahana ny finoana izay oh: mba jero ao @ fiangonana Apok sy ny Advt snsns