Fa maninona.....
22. niryna
(
09/09/2007 06:38)
Kwasi:
Izay rehetra voasoratra ao anaty baiboly dia saika mitranga daholo.
1- Fa ny fitiavam-bola no fototry ny ratsy rehetra, koa ny sasany izay fatra-pitady izany dia efa voavily niala tamin'ny finoana ka nanindrona ny tenany tamin'ny alahelo be. I Tim 6:10
Izaho indray aloha mahita fa ny antsasa-manilan'ny voalaza ao anaty baiboly farafahakeliny dia nosoratana satria zava-nisy sy EFA niseho.
Tandremo fa tsy ny vola no ratsy fa ny fitiavam-bola.
Ny fitiavana tafahoatra dia tsy mijanona eo @ vola irery ihany fa mety @ zavatra hafa ihany koa ka mety ahavitana zavadratsy. Ny fitiavam-boninahitra koa ohatra.
Izaho koa manao an'izany.Ilay voninahitra no tena iray mahatonga ny vola ho mivadika any amin'izay tsy izy.
Hatramin'ny fiteny gasy avy ny hoe "lehilahy tsy boka indray andro" ahoana tokoa izany ,misy vola foana ve any am-paosiny:roll:
23. ikaretsaka
(
09/09/2007 11:50)
niryna:
hoy ikaretsaka
dia andao daholo anao moine de hanao voeux de pauvrete izany e
:roll:=))
ko izany ko.. nareo koa hafahafa, izany no tabatabaina nefa omeko hevitra dia mimeme sisa
24. dadie
(
09/09/2007 13:42)
1- Fa ny fitiavam-bola no fototry ny ratsy rehetra, koa ny sasany izay fatra-pitady izany dia efa voavily niala tamin'ny finoana ka nanindrona ny tenany tamin'ny alahelo be
marina aki zany ry niryna io vola io iany no nanosika ny tenako anaiky akaty an dafy fa ra tsy nisy anio d tany dago ny tenako lol ,tena ratsy marina aki io ko ihihih ,nefa ra tsy misy azy koa mipenipenina mitsy :-D
ny vola ono no maharangahy nefa izy koa tsy mahasambatra d aona iany ary,
25. niryna
(
11/09/2007 06:48)
ikaretsaka:
niryna:
hoy ikaretsaka
dia andao daholo anao moine de hanao voeux de pauvrete izany e
:roll:=))
ko izany ko.. nareo koa hafahafa, izany no tabatabaina nefa omeko hevitra dia mimeme sisa
mi-pardon ary e,
26. niryna
(
11/09/2007 06:56)
dadie:
1- Fa ny fitiavam-bola no fototry ny ratsy rehetra, koa ny sasany izay fatra-pitady izany dia efa voavily niala tamin'ny finoana ka nanindrona ny tenany tamin'ny alahelo be
marina aki zany ry niryna io vola io iany no nanosika ny tenako anaiky akaty an dafy fa ra tsy nisy anio d tany dago ny tenako lol ,tena ratsy marina aki io ko ihihih ,nefa ra tsy misy azy koa mipenipenina mitsy :-D
ny vola ono no maharangahy nefa izy koa tsy mahasambatra d aona iany ary,
Ny vola no tena fakam-panahy be mahazo ny olona,manintona vehivavy ny lahy rehefa mividy zavatra dia vola ravina iray no hividianany kanefa ilay izy iray manontolo no avoakany.:D mihomehy foana izahay na izaho rehefa mahita ireny.Dia mba ahoana re ny any anaty sainy e.Ny fahitako fahasambarana aky dia tsy mangalatahaka izay ataon'ny olona,ohatra hoe lamaody izao dia mirona mandany vola be amin'iny.Izany akory tsy midika hoe tsy hividy fa raha ny fiainana no hifaninanana amin'ny olona dia tsy mahita fifaliana isika.Raha mba afaka manampy na inona izany fa tsy voatery ara-bola ihany dia efa taratra iray mahafaly ihany koa.Dia izao lany fotoana mizara izao isika rehetra.Ary samy mandray izay tsara ary manary izay ratsy.Vola dahol ihany koa izany,eny fa na ny fotoana aza dia tsy voavidy vola.Manao asa fanasoavana any am-piangonana,any an-tanana na rehefa mandray anjara mizara ny tenin'Atra koa aky dia mahafaly daholo a.
