fitia voarara
21. Jeankely
(
10/09/2007 03:05)
Ianao no tia hanambady havana ve dia izaho indray no mivadika pelaka? Tena manaraka izay fomba ny tenanay. Tsy hainay ny resaka samy lahy na samy vavy ary tsy vadianay rahoviana ny havanay. Tianay amin'ny maha-havana izy izy fa tsy fitiavan'ny mpivady. Mahazo mangataka sahala ny pelaka hamasinina ho mpivady dia mba hamasinina koa ny manambady havana. =))=))=))=))
22. sakaizakely
(
10/09/2007 05:34)
jeannekely> zay nge no anaovako hoe manao resaka pelaka e !
manazava fotsiny ny lafiny siantifika ny tenako hampandrosoana dinika fa tsy miseho be loha poakaty tsy misy hatao afatsy ny mivanivany
Rehefa tsy takatry ny lohadondrona moa ny resaka dia ndàna mivoaka e !

23. Jeankely
(
11/09/2007 01:23)
Izaho tsy hivoaka fa vaomainka hiditra satria tsy tranonao ny INTERNET =))=))=)). Aminay fady ny manambady havana ka na tsy sampona aza ny taranaky ny dadaben'ny mpivady mpihavana izahay tsy hanambady havana mihintsy. Aminay namana tena akaiky aza raisinay havana fa tsy resaka fanambadiana ihany no fmpiraisana sy fifampatokisana. Hazavao eo ny GENETIQUE -nao dia vadio ny havanao raha mety aminao fa ho anay sy taranakay ary izay manodidina anay dia lazainay fa olom-pady ny havana. Fifanampiana atao amin'ny havana fa tsy hoe vadiana. Izahay dondrona tsy manambady havana fa ianareo misy saina voizo hoe azo atao tsara ny ny manao vadin'havany.
24. tiarah
(
12/09/2007 06:02)
Ra hiteny hoe "tsy mety" de ts hevitra intsony satria efa niaraka nareo, raha tena mifankatia tokoa, de mifindrà toerana , mandehana lavitra fa aleo miaina mitokana tsy misy mpanelingelina toy izay , ho melohin' ny havana eo foana fa aza adino anefa fa ny fitiavana no ambony noho ny havana .
De mahereza!!!
De mahereza!!!
26. tywa68
(
12/09/2007 09:35)
Bossy : tsy mety izany manambady havana izany ! misitaka ny fanafodiny, dia tsy mandany andro @ zavatra tsy handeha mihitsy ...
Tiarah : inona no valinteninao ? eny tsara fa tohizo satria ny fitiavana no ambony indrindra sa misaraha toerana ? :lol:

27. koutou
(
22/10/2007 08:30)
tsotra be! araho le serie gasy parapaingo dia mazava ny tantara!nefa koa tsy voatery ho tahaka ireny no mahatonga ny olondroa ho vaoarara é;
raha ny tena hitako betsaka dia resapinona, efa vita batemy kala dia efa mpandray koa kofy! bedin'i pasy sy ramopre fa mivadipinona.
zao ry zaza à! alaho ambony, alaho ambany zay vao manapakevitra hoe hiaraka fa tsy mora ny mizaka ny vokany raha sanatria ka tahak'izay no niseho.sur!!!!!!!!!!!!!!!

28. Jeankely
(
23/10/2007 07:20)
Mbola resaka manambady havana ve sa efa fivaidian'ny samy hafa finoana sy fihaviana? Aleo hivady amin'ny havany izay tia vadin'havany e
29. Valihasina
(
01/03/2016 13:07)
salama daholo ô!
raha izaho no teo amin'ny place-nao dia toy izao no avaliko azy:
azavao aminy amin'ny antsipirihiny fotsiny ny zavatra rehetra
"Ara-tsiantifika:
Toy izao no fanazavana tsotsotra indrindra mikasika ny anomalie congénitale: malformations corporelles (cardiaques, nerveuses, urinaires, pulmonaires, trisomie)
Tsara ho marihina aloha fa mety ahazo ny olona rehetra ireo aretina eo ambony ireo na mpihavana na tsy mpihavana ilay couple. Fa saingy raha mpiahavana zareo dia mitombo kokoa ny risque:
Ny coefficients de consanguinité no hijerevana ny risque ao anatin'izany.
Ireto misy exemple mikasika izany.
coefficients de consanguinité:
Frere/soeur: 25%
Père/fille - mère/fils: 25%
>> Izany hoe zaza ray amin'ny 4 no sampona raha miteraka ireo
Demi-frère/demi-soeur: 12,5%
Oncle/nièce - tante/neveu: 12,5%
>> Izany hoe zaza ray amin'ny 8 no sampona raha miteraka ireo
Cousin/cousine: 6,25%
>> Izany hoe zaza ray amin'ny 16 no sampona raha miteraka ireo
Tadremo ihany koa fa na olona normale aza ianao ka mifoka sigara sy misotro toaka be na koa taraiky ny 35 taona vao miteraka (vehivavy) dia mitovy2 amin'ireo ihany koa 4% ny taux de malformation >> zaza 1 aminy 25 no hosampona.
Ity misy source ho an'izay liana: http://www.slate.fr/monde/74933/mariage-cousins-germains-risques
Ara-piarahaminona:
Arakaraka ny culture ihany io, misy ny manaiky, ho an'ny sasany kosa dia manahirana ny manaiky an'izay.
Sarotra ho an'ny ray aman-dreny ny hanaiky an'zany aloha voalohany indrindra satry manalabaraka azy ireo izany. Torak'izany koa izany eo imason'ny havana. Ho an'ny manodidina kosa dia manahirana azy ireo na dia ny hampiditra an'zany hevitra izany an-tsaina fotsiny aza. Efa karazana lalàna napetraky ny fiarahamonina ny hoe aleo mitady olona ankoatra ny fianakaviana.
Ara-"psychologique":
Mety hilatsaka ny morale-nareo rehefa miaha-betsaka ny enjikenjika sy ny tondromolotra mahazo anareo any aoriana any, ka mety hiafara amin'ny korotana. Mety ho tratran'ny fanavakavahana ihany koa ny zanakareo raha miteraka ianareo any aoriana any ka mety hosahirana izy.
Ampy hijerevanao izay tokony hatao angamba ireo fanazavana tsotsotra ireo.
Ianao no misafidy fa tsy anjarako angamba no hilaza aminao hoe ataovy izay fiarahana izay, fa indrindra koa tsy anjarako ny handrara anareo satria fitiavanareo io."
Toy izay ny conseil-ko raha izaho no teo @ place-nao.