misotroa fa aza manao mamo,minoa raha te hino fa aza manarak

21. mimich ( 05/09/2007 14:42)
jeankely> aza dia enti-po be loatra rehefa mamaly resaka fa ento mora2 ihany. tsy teto ihany aho no mahatsikaritra an\'io fa na any amin\'ny dinika hafa aza.(hita taratra amin\'ilay fomba famalinao)

misotroa fa aza manao mamo,minoa raha te hino ,fa aza manaraka be fahatany.amiko dia izay no metimety kokoa raha eto an tany
izay ilay safidy ee
olombelona saina sy safidy hoy izay mompera 1 efa maty zay. Misaina ny atao ,mieritreritra, sns manontany tena we fa mainn no ity fa tsy iry sns de misafidy avy eo (azoko le izy fa tsy haiko ny manazava azy fa zay fotsiny):-D
22. ikaretsaka ( 05/09/2007 14:59)
bozyboleta:

Fantaro, diniho, adihadio, fakafakao,alalino,... lay inoana zay vao afaka tena miteny hoe "Fantatro zay inoako"

Ekena!
betsaka amintsika no minomino tsy mahafantatra tsara akory ny antony hoe fa maninona


23. cutie ( 05/09/2007 18:33)
: Jeankely [ Valio ] 05-09-2007 08:59:15
Lohateny : Re : misotroa fa aza manao mamo,minoa raha te hino fa aza manarak
Dia misaotra anao Ra-lazaDaddy fa maro no lasa any @ fahaverezana. Ny teniko koa dia hoe aza manantena tsy misy koa raha ny fiananareo mahay baiboly rehetra sy ny ataonareo no jerevana. Mifankahita any amin'ny fahaverezana daholo

:-D:-D:-D:-D
24. ikaretsaka ( 05/09/2007 18:45)
woooooooo! :-D:-D:-D
moramora ihany razankely a
25. cutie ( 05/09/2007 18:47)
zay vo nahita an'i ika tapa-tsiany :-D
26. ikaretsaka ( 05/09/2007 18:50)
ka marina ilay izy ko! fa ny fika nilazany azy no naha tapa tsinay ahy.
27. cutie ( 05/09/2007 19:02)
aiza aza ary i laza @ io :-D
28. ikaretsaka ( 05/09/2007 20:31)
hisitrika kely aloha izy.. avy eo manao fihavin'ny tafara avy any dia manova kely ny donne..
29. cutie ( 05/09/2007 21:09)
:-D:-D:-D:-D:-D
we zava-baovao ve :-D
30. ikaretsaka ( 06/09/2007 00:45)
uh huh!:-D
31. cutie ( 06/09/2007 01:14)
efa nanomboka aza izy :-D
32. fijo ( 06/09/2007 20:44)
lapino an,le heviny letsy fa mety hitovy ny finoana sy ny toaka fa samy mahamamo an.
marina mihintsy le voalazan'i Jkely "Raha mijery ireo olona hafa tsy manaraka an'i Jesosy aho aty "Asia" izay marobe tokoa dia manontany tena hoe marobe ve izany ny ho ao amin'ny afobe? "mampanontany tena tokoa an,za aloha izao efa manadrana milalao afo sao mba hoany ihany e.ary hitondrako hena be fa tonotono lava
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7878