afaka manantona voyant(e) ve ny mpino kristianina?
41. ikaretsaka
(
04/09/2007 23:21)
le resaka loto aloha tsy inoako e..raha hainy ny toromarika..maninonano tsy izy ny manao?
fa raha hainy kosa hoe fa maninona no ireo tarehimarika ireo?
dia miaraka manao zahay mitsam dia tsy maninona 50/50
fa mamerimbola kosa lery raha tsy mahazo
fa raha hainy kosa hoe fa maninona no ireo tarehimarika ireo?
dia miaraka manao zahay mitsam dia tsy maninona 50/50
fa mamerimbola kosa lery raha tsy mahazo
42. LazaDaddy
(
05/09/2007 05:53)
xxx:izaho tsy mino hoe niniany natao ny manoro vilana fa mety nisy nanoro vilana koa angamba izy.
Izaho mba gaga kou,manoro vilana fotsiny izy dia misy mino azy koa
43. deric
(
05/09/2007 07:01)
Amiko dia tsy misy zavatra hafa hianteheran'ny Kristiana hafa-tsy ny ny fiankinany amin'Andriamanitra Tompo ihany. MAnaraka izany koa dia ny soratra masina manao hoe: Aoka tsy hanatona ireo olona milaza azy ho tsindrian-javatra fa fahavetavetana amin'i Jehovah izany.
Ny fanantonana voyant(e) mantsy matetika dia fitadiavana toky, sy fanontaniana ny ho avy; ka ny soratra masina koa aza dia milaza fa ny zavatra ho avy rehetra dia anontanio an'Andriamanitra.
Ny fanantonana voyant(e) mantsy matetika dia fitadiavana toky, sy fanontaniana ny ho avy; ka ny soratra masina koa aza dia milaza fa ny zavatra ho avy rehetra dia anontanio an'Andriamanitra.
44. ikaretsaka
(
05/09/2007 14:51)
samy manankina ny fiainany @ Tompo anie e.
fa izany tsy midika akory hoe tsy handinika.
Rehefa mino, na inona na inona inoana io inoana io , dia tsy maninona ny manao remise en question hoe"fa maninona tokoa moa"
nohon'ny minomino foana...
anisan'ny mampitombo ny spirituality koa ny fampiasaina azy.. izay no anaovana Exercices spirituelles
fa izany tsy midika akory hoe tsy handinika.
Ankasitrahan'Andriamanitra ny mba hitsinjovantsika vody andro merika ... fitsinjovana ny aina koa angamba izany ! Saingy ny hifikirana amin'ny zavatra ety an-tany ka hanaovana azy ho andriamanitra kely no tsy ankasitrahan'Andriamanitra.
Na tokony ho ankasitrahan'Andriamanitra aza nefa ny hitsinjovana ny ampitso ... dia mety tsy mifanaraka amin'ny sitrapony ny fomba hitsinjovantsika azy ! Noho izany amiko, rehefa tsy mahay dia manadihady ny ataon'ilay "voyant" aloha. Betsaka ohatra no tsy mahafantatra fa misy hifandraisany ony ny volana eny ambony sy ny seve amin'ny hazo maniry ( ), ka rehefa mijery volana ny olona hanapaka hazo dia ... mpisikidy ozizy ny tsy mahalala. Misy koa nefa ny tena manao "masina ouz" !
Noho izany, izaho raha tsy mandeha any amin'ny voyant dia tsy hoe asan-devoly, fa hoe tsy haiko ny ataony koa ... sao manaonao foana any ! Izay fotsiny ! Raha omeny ahy ndray ny fanazavana be amin'ny voyance-ny dia na za aza mety hirotsaka voyante ihany rehefa tsy hitako ze olana