tsy mba fanaoko

1. Aino ( 31/08/2007 05:13)
gaga aho ry zareo fa androany alina tontolo aho tsy mba natory izany ny masoko na dia kely ankory aza sady na dia nanoaka indray mande ankory aza tsy nataoko. de gaga aho fa tsy fanaoko ilay izy.8O
novalian'i Aino ny 02/09/2007 11:20
2. fasaly ( 31/08/2007 05:39)
efa mazéra indriko! efa afaka mieritreritra zavatra maro de tsy tanfandry na tsy mieritreritra be aza fa nisy zvtr nieitreretina de lasa nerveuse kely de efa tsy mampatory iny zay....:wink:
3. Aino ( 31/08/2007 05:45)
tena teto ihany aloha ny saina t@ ity indray mande mitoraka ity fa ny maso mihintsy no tsy nikipy dia lasa nanao zavatra hafa
4. sariaka ( 31/08/2007 08:05)
araka ny voalazan'i fasaly, misy problème kely moraly ihany, zavatra eritreretina na tsy be aza no mety mahatonga io, na koa resaka sakafo tsy zaka loatra ka tsy de nandeha ny digestion, maro no mety ho antony, ka araka ny hevitro na mbola tsy tonga aza ny torimaso aleo midasika ihany fa tsy manao zavatra hafa toy ny mijery ordi sns. :):)
5. diamondra27 ( 31/08/2007 08:45)
nuit blanche ve akia zany ny nahazo andry?
de mila matory tsara androany dans la journéé mi-recupérée azy fa reraka be eo ndry an.

de mba lasa taty amiko ve aloha ny eritrerinjy e!:lol:
naninona raha nihaino ny hirako de mahita tory tsara njy @zay?:-P

Raha tsy mahalevona sakafo zany de tsy alina tontolo kosa no tsy mahita tory e!

refa ohatran'reny akia de manao raharaha de @zay rehefa reraka de matory a!fa aza manao bruits be loatra an!
kiss njy:-*:-* de welcome @ monde adulte zany ^:^
6. Aino ( 31/08/2007 09:39)
diams ka tena variana niheno hisa sy nihirahira mafy be rery tato mihintsy angamba no navoa ahy.

ka efa mba nitady ilay torimaso ihany aho fa tsy hita izay nalehany, lasa nibalady angamba. nefa rehefa tonga ny fotoana andehanana manala azy @ namana dia tonga aloha be ity ratorimaso tssss
7. Aino ( 31/08/2007 09:39)
diams :) efa ela ihany aho no tafiditra tao fa lasa teto no nahazatra ahy.:-*
8. diamondra27 ( 31/08/2007 09:48)
aino: otran'zay foana le izy , devant deriera tsy mety mifanojo fa ifampitadiavina

de refa tonga le izy tondé lazao ny namana we: miala tsiny ry reto fa tena tsy tanty tsony le izy fa tonga ratorimaso a! zava -debe nge io e!
za lou refa matory de mahatsiaro miadana e!
de bon som njy zany an!
aza resisté-na akia fa refa tonga ratorimaso de matoria a!:-*:-*

ndraso ovaina ndray zany ny rythme ny hira fa tsy mamely raha zany an! de misaotra ny nitsidika e:-*:-*
9. booboo ( 31/08/2007 10:01)
Aino > izany ve no nahitako an'i Aino tato t@ 2ora na t@ 3ora maraina teo iny ? hihihihi
10. majakely ( 31/08/2007 10:29)
mety nihianna zavatra be vitamineC loatra ndry ny tontolon'ny andro ??
11. kiadi ( 31/08/2007 15:50)
sô de amoureuse?
12. ikaretsaka ( 31/08/2007 16:25)
na nitifitra kafe.. na natory atoandro, na mbola mitaky ny dekalazy, na nitsako katy

na variana..
misy ireny le saofera mi longy be ireny koa tena misy tsy mahavita midodo mihitsy na manoaka, manao tana toliary! nefa 14H raha kely indrindra ilay lalana sady mpanao lava alina daholo ny fanaovan-dry zalahy azy
13. mandrindra ( 31/08/2007 17:00)
booboo:

Aino > izany ve no nahitako an'i Aino tato t@ 2ora na t@ 3ora maraina teo iny ? hihihihi

ary i booboo koa izany tsy midodo mahitsiny an:lol:
14. kalina80 ( 31/08/2007 17:14)
so :roll:d nisotro café bdb t@ atoandro
15. ftma ( 31/08/2007 20:39)
Aino: rehefa ohatr'ireny mamakia boky na miheno hira dia tonga eo ihany ny torimaso, nisy lafiny tsara aloha tsy natory njy fa mba hitako tao @ karajia vao maraina e :-D
booboo tsy ni dodo marina nga njy izany?
16. fijo ( 31/08/2007 20:43)
lehibe enao izany hanaka.
17. fasaly ( 31/08/2007 20:44)
manisa ondry hono de mahita tory:°)
18. fijo ( 31/08/2007 20:55)
tsy aleo ve manisa bandy raha sipa
19. dongadonga ( 31/08/2007 21:01)
manisa ondry hotrani mister bine ve ri fasaly :?::-D:-D
20. Aino ( 02/09/2007 11:20)
fasaly hahaha ka efa nanandrana fa tsy mety ko!!


izaho tsy nisotrosotro zavatra mahery tahaka ny cafe sy ny coca cola hireny t@ io sady tsy nahatsiaro naona mihintsy aho dia tsy nisakafo ariva ankory aza!! fa dia miaka midina ny tohatra sy miditra sy mivaoka ny net no natao mandra maraina, na nijery tele aza tsy natao ankory!!

ftma ka ilay mmaky boky ravo sendra ny boky tiako koa aho tonga dia variana mamaky eo dia vao maika tsy mahita tory.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0689