Afaka mankany an-danitra ny olona na tsy ........

21. niryna ( 30/08/2007 06:42)
majesty:

Afaka mankany an-danitra ny olona rehetra.
Dia afaka tsy mankany an-danitra koa.
Fa ilay afaka mankany an-danitra ilàna fiseraserana matotra amin'ilay tompon'ny tanàna any aloha raha tsy zany tsy tafiditra any mintsy.
Fa le tsy mankany an-danitra tsy misy na inona na inona takiana fa dia mijanona amin'izao fotsiny dia afaka manao izay saim-patany sy izay tiany atao fa tsy misy bedy.:D


Ie marina mihitsy izany fa misaotra anao.
Toa izany koa no mahatonga ilay teny hoe hety ny lalana mankany ka vitsy no mandeha any.Ny lalan'ny fahaverezana dia ngodabe ka raha tsy mahay mitandrina sy tsy manaraka izay tenenin'ny Tompo dia lasa manao kidaondrano any daholo:D
22. ikaretsaka ( 30/08/2007 06:47)
maninona ny hety ry niryna fa tsy azoko?
23. tywa68 ( 30/08/2007 09:01)
Ika : hery = tery
24. tywa68 ( 30/08/2007 09:03)
diso frapy fa azafady :oops:

hety = tery
25. dadie ( 30/08/2007 12:10)
amiko aki ry niryna nosazian'Atra lé veivavy fa nanadino azy v?
26. ikaretsaka ( 30/08/2007 15:01)
tywa.. ah ok..misaotra nanazava
neveriko le hety fanetezana ireny:oops:
zafady koa niryna fa tsy nahalala aho a
27. fijo ( 30/08/2007 21:37)
ika,ka lanitra hono ko.io le lanitra fantako.

piste,eto dia tena mitovy fijery indray isika roalahy.
izany hoe ny hevitry ny lazaina no mitovy.amiko koa ,na tsy misy izany jesoa izany aza,dia hafaka manao ny soa sy ny mety,ary araka ny fahalalako,dia izay manao ny mety no "hovoavonjy"hono.na eo lery na tsy eo.
28. piste ( 30/08/2007 22:36)
Ampio hoe raha mibebaka fa raha tsy izany foana daholo ny fijoroana vavolombelona,ny fitoriana ny filazantsara,tsy nisy fihovana eo amin'ilay olona talohany nandraisany an'i kristy sy amin'izy nandray an'i Kristy tao am-pony,izay lasa olombaovao. Raha tsy izany mantsy dia tsy misy dikany ny mino sy ny tsy mino raha io fanazavan'ika azy io amiko.


Asa na azon`i Niryna na tsia : izay HEVERINTSIKA ho mpanonta na tsy mendrika no hialoha lalana antsika. Ka tsy anjarantsika velively ny hitsara azy.
Faharoa, na ireny olona ireny na izaho na ianao dia samy mila fibebahana avokoa.
Ary fahatelo farany : ny antony inoana voalohany indrindra dia mba hanatsarana ny fomba fiainana, ary ny Fanjakan`Andriamanitra dia efa tonga ary efa manomboka dieny ety an-tany fa kosa mbola tsy lavorary tanteraka. Ka anjarantsika tsirairay avy ny mampanjaka azy ao am-pontsika aloha voalohany.
29. fijo ( 30/08/2007 23:00)
izay ahay mba mifanaraka amin'ny fiainana fa tsy dikanteny voasoratra fotsiny
30. niryna ( 01/09/2007 05:33)
piste:

Ampio hoe raha mibebaka fa raha tsy izany foana daholo ny fijoroana vavolombelona,ny fitoriana ny filazantsara,tsy nisy fihovana eo amin'ilay olona talohany nandraisany an'i kristy sy amin'izy nandray an'i Kristy tao am-pony,izay lasa olombaovao. Raha tsy izany mantsy dia tsy misy dikany ny mino sy ny tsy mino raha io fanazavan'ika azy io amiko.


Asa na azon`i Niryna na tsia : izay HEVERINTSIKA ho mpanonta na tsy mendrika no hialoha lalana antsika. Ka tsy anjarantsika velively ny hitsara azy.
Faharoa, na ireny olona ireny na izaho na ianao dia samy mila fibebahana avokoa.
Ary fahatelo farany : ny antony inoana voalohany indrindra dia mba hanatsarana ny fomba fiainana, ary ny Fanjakan`Andriamanitra dia efa tonga ary efa manomboka dieny ety an-tany fa kosa mbola tsy lavorary tanteraka. Ka anjarantsika tsirairay avy ny mampanjaka azy ao am-pontsika aloha voalohany.



Marina ny teninao fa tsy anjarantsika ny mitsara saingy tsy mitombona ny fiteninao hoe ny mpivarontena sy mpanonta tsy mendrika,tsy mendrika izy taloha fa rehefa nahalala an'Atra sy nibebaka ary nanana finoana an'Atra izy dia voahavotra ny fanahiny.
Raha izany andao aza samy hanao izay hiadanin'ny kibony,halaviro ny tenin'Atra raha izany satria afaka mankany daholo ny ratsy rehetra.
Dia tazomina ao am-po fotsiny izany fa tsy zaraina?
:P:P,izay no noteneniko hoe mamafaza voa fa aza mba malaina fa tsy fantatrao izay ho vanonao^oo^o
31. piste ( 01/09/2007 19:41)
TSY HOE TSY MENDRIKA FA HEVERINTSIKA TSY MENDRIKA
32. pissoa ( 01/09/2007 20:09)
:-D:-D:-D
33. ikaretsaka ( 01/09/2007 20:23)
:D
pissoa!
gravy ihany ity mandray an-tendrony ity sy le mifidifidy izay tiatiany ity ka..
miova hatr@ contexte
34. niryna ( 03/09/2007 03:36)
piste:

TSY HOE TSY MENDRIKA FA HEVERINTSIKA TSY MENDRIKA

dia mbola mitsara olona ihany isika.Samy manana ny kilemany sy ny tsy mety eo aminy ny tsirairay fa raha mibebaka izy dia hovonjen'Atra.Atra dia tia antsika na meloka isika na tsy meloka.Andao isika hoy izy hanamboatra olona mitovy amintsika:arrow:efa nisy fitiavana antsika tao na dia tsy tia azy aza isika.Rehefa mahatsapa kosa fa diso eo anatrehany dia mila mibebaka.Izay no takiany amintsika,izay no namonjeny ny rehetra.Na toy ny jaky aza hoy Izy ny fahotantsika dia ho fotsy toy ny oram-panala,raha mibebaka isika:arrow:misy condition eo dia ny fibebahana. jereo ny Isaia 1:18

35. ikaretsaka ( 03/09/2007 04:22)
vakio tsara ny lazain'i piste nangalanao an'io resaka io fa aza raisina an-tendrony

piste (31-08-2007 00:36:34):

Asa na azon`i Niryna na tsia : izay HEVERINTSIKA ho mpanonta na tsy mendrika no hialoha lalana antsika. Ka tsy anjarantsika velively ny hitsara azy.
Faharoa, na ireny olona ireny na izaho na ianao dia samy mila fibebahana avokoa.
Ary fahatelo farany : ny antony inoana voalohany indrindra dia mba hanatsarana ny fomba fiainana, ary ny Fanjakan`Andriamanitra dia efa tonga ary efa manomboka dieny ety an-tany fa kosa mbola tsy lavorary tanteraka. Ka anjarantsika tsirairay avy ny mampanjaka azy ao am-pontsika aloha voalohany.


tsy azony fa noraisiny an-tendrony!! (raha ny zavatra ambarany no jerena)
zava misy no ambarako an
36. fijo ( 04/09/2007 22:52)
ka tsy voavakiny tsara defa namaly izy,no mahatonga izany .
37. niryna ( 08/09/2007 03:58)
ikaretsaka:

vakio tsara ny lazain'i piste nangalanao an'io resaka io fa aza raisina an-tendrony

piste (31-08-2007 00:36:34):

Asa na azon`i Niryna na tsia : izay HEVERINTSIKA ho mpanonta na tsy mendrika no hialoha lalana antsika. Ka tsy anjarantsika velively ny hitsara azy.
Faharoa, na ireny olona ireny na izaho na ianao dia samy mila fibebahana avokoa.
Ary fahatelo farany : ny antony inoana voalohany indrindra dia mba hanatsarana ny fomba fiainana, ary ny Fanjakan`Andriamanitra dia efa tonga ary efa manomboka dieny ety an-tany fa kosa mbola tsy lavorary tanteraka. Ka anjarantsika tsirairay avy ny mampanjaka azy ao am-pontsika aloha voalohany.


tsy azony fa noraisiny an-tendrony!! (raha ny zavatra ambarany no jerena)
zava misy no ambarako an



=))=)) filamatra kosa ika izany
38. piste ( 08/09/2007 04:04)
Fa iza no tsy mahazo resaka eto ry Niryna. Ary sao dia tsy azonao koa ny tian`i Ikaretsaka tenenina.
39. ikaretsaka ( 08/09/2007 04:22)
Eny e...
mivavaka ho an'i niryna aho mba hahazoanao izany e.. Tafandria mandry! sa hiara hitady tory sady hanao raozery sika dahy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5909