Efa nanandrana nikarajia?

21. tianalala ( 07/09/2007 08:29)
bonjour daolo,
sambany naheno ity karajia.org ty ka mba te hiditra fa mba atorotoroy ny fanaovana azy fa draba be (vendrana) hoy ny avy aty mahajanga
22. ftma ( 08/09/2007 14:26)
tianalala midira ato http://karajia.org/
23. miangotitiana ( 10/09/2007 12:45)
miharahaba any hery
manandrana ny miaro ny solon'anarako aho , dia tsy tafiditra intsony ankehitriny tsy dia fantatro loatra ny mahatonga an'izany, ka raha misy azonao anorona hevitra ahy, tonga dia voasaka ao @ statut ny marimarina kokoa, nefa dia marina tanteraka ny mot de pass
dia misaotra betsaka @ valiteny,
veloma
24. Elsanadia ( 10/09/2007 13:40)
Efa nanandrana aho e! Fa hono ho aho Hery a mba omeo adresy "mailaka" na adresy hafa-na namana gasy eto Milana na roma aho raha sitrakao. Misaotra mialoha ary bonne travail. hoy Elsanadia
25. nedbob ( 11/09/2007 10:14)
efa nanandrana fa tsy maharakea mihitsy tsndray2 fa be kandra
mazoto daole e!:P
26. koioty ( 12/09/2007 16:11)
salama daholo!mba azo azavaina ve ny momba le mikarajia fa tsy azoko mihitsy?efa tafiditra tao aho de tsy hitako izay atao .misaotra mialoha amin'ny famaliana
27. wooda ( 14/09/2007 21:05)
koioty> :-D:-D antsoy izay hitanao ao fa tsy maintsy misy mamaly foana! bdb ireo mety hanoro anao ao :wink:
28. Fiffi ( 15/09/2007 08:00)
koioty:
efa tafiditra tao aho de tsy hitako izay atao .
:-D:-D:-D de miarahaba , de miresaka , de mandray anjara am zay resaka mandé koh ! :roll:


29. ftma ( 15/09/2007 08:24)
kioty i wooda antsoina voalohany fa izy tonga dia mamaly :-*
30. doumdoum ( 19/09/2007 16:09)
hery:

Efa nanandrana ny karajia ao amin'ny serasera ve ianao?
karajia.org

Misy hafatra nalefako any momba ny karajia :-)

Azonao apetraka eto ambany ny tohin'ny resaka.



Bsr,
Tsy mety araka le astuce b d b ita mandé² reny fa in no tkny atao.
Msôtra ze mamaly
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6938