Izahay ihany no eto

41. nanas ( 08/09/2007 01:38)
mbola lavitra ny fandrosona raha mbola hoatran izao ny toetsaina, aleonao zany jerena fotsiny ny arina amin ny tavanao fa tsy tinao ilay tenenin ny olona oe misy arina ny tavanao. Tsy mifamelona marina angaha hoy ny filohanareo zay ka aza mifampidipiditra sy mifampiteniteny, dia samy tsara zany ra-Jeankely fa anjaranao ny mieritreritra an! Za aloha tsy mianakendry fa mahita dia mba miteny e! Tiako hatsipy fotsiny, tadidio fa io anefa rehefa tsy mianatra miala amin zany dieny zao ianao dia vao maika mamboly crizy ao anatinao e! surtout enao raha efa mahazohazo taona, rapida be ny fivadikio ho aretina. Dia inona no vokany rehefa tena be loatra le crizy fantatrao ny valiny, tena marina zany fa tsy somonga! Sady zany anie tsy faniniana fa fitaizana no nahatonga azy e! saingy azo atao tsara ny manala azy, noho izany tsy tokony hatao mahamenatra.Mbola aiza ty fandrosoana tadiavina!:P
42. Jeankely ( 08/09/2007 03:44)
Ny resaka olana ao Madagasikara dia tsy misy afaka ny hody tsy ahita azy. Tsy vitan'ny fitanisana io satria efa hiainana ka fantatra ary ny hamahana azy no zahavina. Tsy fantro loatra na inona no fianarana noratovin'ireto milaza mahita ny arina amin'ny tarehin'i Madagasikara ireto na inona? Ny olana rehetra dia misy azo amahana azy raha mieritreritra fotsiny fa rehefa tena hamaha azy dia misy savatra maro manakana izay tsy ahafahana mandray avy hatrany ny vahaolana(contraint). Izaho amin'ny fahalalako tsotra sy ny fianako dia mba tia hiadana sahala anreo mipetraka any Europe saingy tsy vitan'ny faniriana fa misy zavatra maro vao afaka tanterahina izany ary mety tsy ho vitako mihintsy mandrampahafatiko. Sahala izay ny firenena. Iza no milaza aminao fa miteny fotsiny ianao hoe ity no lalana tsara sy fahamarina voasoratra anaty baiboly dia avy dia hanaraka an'iny ny vahoaka. Misy andro, volana, taona maro fa tsy vitan'ny miantsoantso sy mitabataba avy andafy. Izay no antony mahatonga ahy manenjika ny mpanenjika an'i Madagasikara satria miteniteny foana amiko. Atsy ambadika ny olanao resaka fanontaniana ny fanetre-tena, ny fanambadiana havana lazaina fitia voarara, ny resaka traikefa amin'ny filalaovana fitiavana nefa ny filoham-pirenena no asainao miala. Aiza izany? Mampihomehy.
43. menalamba ( 08/09/2007 19:46)
Ahitsiko kely :Tsy arina @ tarehin\'i Gasikara no tian\'i \"nanas\" holazaina fa ny arina @ tarehinao an....! Sasanangy samy hafa ireo:^)
44. Jeankely ( 10/09/2007 03:22)
Raha ny arina amin'ny tarehiko tsy hitanao sahala ny tsy fahitako ny lelo amin'ny oronareo izay tapinabe ireo. Ny arina amin'ny tarehin'i Madagasikara noho ireo mpanao risoriso no resahanareo fa tsy mahafantara aho akory ianareo. Mba jereo ny orona=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0074