revy gloom
43. cutie
(
28/08/2007 21:03)
ty kosa tsy ratsy e na de HS njay aza:oops:
http://fr.youtube.com/watch?v=2gGJQmZ8Ong
http://fr.youtube.com/watch?v=2gGJQmZ8Ong
46. cutie
(
29/08/2007 01:04)
http://www.youtube.com/user/omeric21
de avy eo cliquer- o eo @ le hira "i love u"
de avy eo cliquer- o eo @ le hira "i love u"
47. ikaretsaka
(
29/08/2007 05:04)
ireo izay mpilalao nitendo 64 taloha
http://www.youtube.com/watch?v=v5eci_FJzko
gaigy le:roll:
http://www.youtube.com/watch?v=v5eci_FJzko
gaigy le:roll:
49. bilakarenjy
(
29/08/2007 19:23)
hay moa zany hoe le tanana mihetsiketsika be sy mipitipitika no tena resahina eto fa tsy ilay feeling sy revy mainga @ fitiavana gloom ,ny ahy mantsy talenta any anaty no mivoaka sy mitosaka de lasa masaka na de tsotra be aza.
50. ikaretsaka
(
29/08/2007 22:53)
bila> kany famoahana ilay talenta any anaty mihitsy sy ilay revy miainga @ fitiavana gloum izay mihitsy no mahatonga ilay tanana hipitipitika koa..
mirevy funk ialahy ohatra dia mi slap be @ gitara beso..
mirevy klasika ialahy dia fenoina effets ny gitara de asaveraka na atao gitara akoustika miaraka amin'ny accods sy ny tanana mitsiparaparaka be ohatran'ny tongotra hala iny.
Mirevy ilay hard hard ireny ialahy na ny metaly dia aporetaka be ny feony!

51. ikaretsaka
(
31/08/2007 01:52)
bila> ny ahy tsy le feo ihany fa le fika famoahan'ilay artista ilay feo izany raha fehezina e
52. tenagasy
(
31/08/2007 11:58)
Mankamamy!
Ka izany anie no nahatonga ahy nanokatra ny ady hevitra ery ambany mitondra ny lohanteny hoe: Mpihira GRAVY be! Saingy tsy notohizantsika tsara moa ilay izy!
Inona marina no tena manandanja indrindra hamaritana ny hira iray hoe TSARA! Na koa ny mpihira iray hoe Mazana na koa Mahay?
Mbola sahirana kely aho fa haveriko hosokafana io @ manaraka hahafahana manohy ny ady hevitra!
Mirary soa!

53. ikaretsaka
(
31/08/2007 16:18)
Inona marina no tena manandanja indrindra hamaritana ny hira iray hoe TSARA! Na koa ny mpihira iray hoe Mazana na koa Mahay?
ny fahaizany mamoaka ilay talenta ananany raha ilay mpanakanto no asiana resaka ... tsy mitovy io talenta io.. misy ny mahatakatra feo avo, ao ny ny feo iva, ao ny paroles resa-pitiavana, ny parole resaka gidra.. fa ny essentiel dia hoe voavoakany ilay zavatra
raha ilay hira na mozika, dia ny lamina, ny fahaizana mampiasa ireo fitaovana rehetra, na ny tena mpamoaka feo na ireo fitaovana ilaina hamoahana ilay mozika, na ny fandrindrana hoe feo inona no avoaka rehefa izao no atao na feo inona rehefa izao no atao!
55. bilakarenjy
(
06/09/2007 18:42)
Tsy hoe tsy mirevy ilay izy za ry zalahy fa ilay revy miainga mihitsy ny ahy no tena ankafiziko na dia tsy mipitipîtika aza ny tanana .
Ilay fampitanao ilay talentanao any @ olona mihaino anao no tena tadiaviko .Raha tratranao io tanjona io de efa ao izay ilay revy miainga .Indrindra eo @ fandrangotanao gloom .
http://bilakarenjy.multiply.com/video/item/19/TSIAKORAKA_namana

56. naughtyboy
(
08/09/2007 14:38)
azoko tsara ny koziny bila mahay mizara feeling ,fa tsara ko ty vazo ty kah..
57. ikaretsaka
(
08/09/2007 15:05)
http://www.youtube.com/watch?v=H7csvgL-G3E&mode=related&search=
haja be ho an'i metallica, fa na izany aza
haja be ho an'i metallica, fa na izany aza
58. nihary
(
11/09/2007 11:10)
za ry zareo mba omeo ny tondro-peo lay hiran'ny lôla we tsy azo atao aona iny a! svp mssieu!