revy gloom

21. ikaretsaka ( 27/08/2007 22:01)
naughtyboy:

saotra ika danz tokotrany samy mibalady zany ny ratsatanana folo milalao hira 1 na piano aza sarotra ihany ny milalao io hira io,neny lery guitar roa hafahafa inn no filaza an'reny karazana glita reny zay mahay e azafady


Fender jazz bass t@ anee 70 io gitaran'i lery io (le teo)

Tsara be Satriani sy Steve Vaii fa ny ahy ilay tena tsy ankampiasa pick sy effets no tiako dia ny gitara sy ny ratsantanana no miady mamoaka ireo feo rehetra tiana avoaka!
http://fr.youtube.com/watch?v=CR6t47pV8Qc&mode=related&search=


22. cutie ( 27/08/2007 23:29)
ty reto no milay a :)
http://fr.youtube.com/watch?v=atmJVhUBrYI
http://fr.youtube.com/watch?v=doc1eqstMQQ
23. cutie ( 27/08/2007 23:36)
de ty koa :-D
http://fr.youtube.com/watch?v=Sg3B57pm85Y
24. mabloo ( 28/08/2007 00:58)
iza zany tary zany ry menalamba!reveko be raha za no sendra an'zany le!
25. ikaretsaka ( 28/08/2007 04:55)
cutie: hs indray ndry.. gitara 1 mahavoaka karazam-peo maro no resaka
26. ikaretsaka ( 28/08/2007 05:03)
http://fr.youtube.com/watch?v=CR6t47pV8Qc ohatra
27. cutie ( 28/08/2007 13:21)
IKa :-D
ito aza :wink:
http://fr.youtube.com/watch?v=r2BOApUvFpw
28. cutie ( 28/08/2007 13:24)
de ty koa :-D
http://fr.youtube.com/watch?v=r2BOApUvFpw
29. cutie ( 28/08/2007 13:31)
ary ty ve tafiditra ao anatiny :D
http://fr.youtube.com/watch?v=H5MLNMgpywk&mode=related&search=
30. cutie ( 28/08/2007 15:26)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 28-08-2007 15:24:50
Lohateny : Re : revy gloom
de ty koa
Jereo eto

tsy izy io fa diso:oops:
31. ikaretsaka ( 28/08/2007 15:57)
tsy revy gloom intsony ny an'i cutie fa revy violon ko
32. cutie ( 28/08/2007 16:59)
:-D:-D:-D:-D:-D
tsy ratsy nge le izy ry Ika e
33. naughtyboy ( 28/08/2007 18:54)
nisy milay kosa le nalefany cutie e, le baka ny itiavako azy de le miaraka @ le zavamaneno aussie otrany bamboo 2 tsofina mirindra tsarao^o
ika le victor wooten ty tena gravy b otrany oe"amazing grace" no fazaoko le hira reveny lery an sa=D mapatsiaro le bandy artista tao tana , Toty mo no anarany lery asa ra tsy diso za
34. cutie ( 28/08/2007 19:50)
ty ny an'i naughtyboy zany raha tia an'le zava maneno hafahafa io , tsy tadidiko ny anarany :oops:
http://www.youtube.com/watch?v=jKlZ3dPwb2Q
35. naughtyboy ( 28/08/2007 20:10)
ie sotra efa nanadrana nitsoka n'io za fa mazana b mila teknika sy fampiharana matetika
36. ikaretsaka ( 28/08/2007 20:41)
cutie:

ty ny an'i naughtyboy zany raha tia an'le zava maneno hafahafa io , tsy tadidiko ny anarany :oops:
http://www.youtube.com/watch?v=jKlZ3dPwb2Q


Didjerudoo ny anaran'io zavatra io.... gravy koa ny mitsoka an'io an..
ohatran'ny manao ngo tenda hafahafa izany
37. ikaretsaka ( 28/08/2007 20:42)
naughty> amazing grace mihitsy io ka..
38. cutie ( 28/08/2007 20:43)
Ika,naughtyboy
Mila mankany Australia nareo manao pratika zany :-D
39. cutie ( 28/08/2007 20:44)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 28-08-2007 22:42:13
Lohateny : Re : revy gloom
naughty> amazing grace mihitsy io ka..

aiza le amazing grace zany :lol:
40. ikaretsaka ( 28/08/2007 20:50)
indro:
ikaretsaka:

http://fr.youtube.com/watch?v=CR6t47pV8Qc ohatra



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0476