Manetsabe mbola ho avy

41. mbaliana ( 10/09/2007 16:09)
sasa> sarotra be akia ny mino an'izanyhoe tsy nahazo na inn na inn njy nefa miaro azy be mihitriny....=))=))=))=)):-w:-w:-w:-D:-D:-D
42. sasa ( 11/09/2007 04:07)
mbaliana tsy nahazo wa =))=))=))=))=))milaza ny marina fotsiny =))=))=))=))=))
ralay mba omeo aza manadino i mbaliana fa tena tsy mino mintsy izy raha vao miaro anao izahay sy mamz
43. mamzelkely ( 11/09/2007 09:03)
ie tô i Raly no nahazo an le aza manadino za ts nahazo lôtra adinoko ny nenah :? :-D:-D:-D
44. mbaliana ( 11/09/2007 19:10)
sasa> hihihih io fa mikofesy 0 :-D:-D:-D:-D
45. fijo ( 11/09/2007 21:15)
kofesy marina le
46. sasa ( 12/09/2007 04:18)
hi hi hi hi ahoana izany mikofesy tsy misy izany ry mbaliana :-D:-D:-D:-D:-D
47. fijo ( 12/09/2007 19:17)
mila valiny le nikofesy e
48. mbaliana ( 12/09/2007 20:24)
sasa> ny fatra-pandà ihany no manaiky anie...:-D:-D:-D:-D
49. Ralay ( 12/09/2007 21:25)
sasa: efa nomeko i mbaliana t@ zah tany aminy fa mbola tsy ampy hono dia hiverina haka aty amiko indray izy @manaraka :lol::-P
Mamz:aza malahelo ary @ voakansy manaraka ampitomboiko ny anjy e ataoko tsarabe :o
fijo: Aoka lesy fa zah tsy mahay mampikofesy fa manome kominio fotsiny :lol:
50. sasa ( 13/09/2007 04:17)
mbaliana hi hi hihi hihi hay njy efa nahazo fa mody fanina :-D:-D:-D:-D:-D za asaindry mikofesy am zavatra tsy misy fotriny;
fijo tsy misy ka inona no hikofeseko eo
51. tywa68 ( 13/09/2007 05:02)
mbaliana : ka efa mazava anie fa vô nahazo vô haingana r'izareo t@ vakansy fa vonona hanome kado ho an'izay mangataka fanampiny ralay sy fijo :-D:-D
52. mbaliana ( 13/09/2007 08:28)
sasa> be resaka be io ralay io, fa za no ni-proposer taminy dia izy tsy sahy...efa taty izy dia efa nangatahiko fa tsy sahy nanome... notafihako tany fa mbola tsy sahy ihany e :-P =))=))=))=)) ... zany no tsy iarovako azy :-D... njy nefa miaro be dia efa tao zany koa....:miam::miam:

tywa68> tsy manome ireo e... kahihitra be ohatry ny inn =))=))...tamiko aloha an :^):^):^):^), ny hafa no tsy haiko
53. Ralay ( 13/09/2007 10:02)
mbaliana: hummmm sao de mba tsy zah zany zah anie ka tsy mandà fanomezana e =))
54. sarobidy ( 13/09/2007 10:10)

hay mo, saiky tsitako ty ray ty, d am sisa ry ralay le manetsabe mbola ho avy mino aho fa aty aminay an!
55. tywa68 ( 13/09/2007 10:25)
mbaliana : zaho koa tsy mahalala aloha e :^)
56. mbaliana ( 13/09/2007 18:56)
ralay> fa misy ralay firy moa eto amin'ny serasera e :^):^):^)? zany hoe efa za mihitsy angamba no tsy omena e...:-D:-D:-D:-D:-D:-D mionona e...=))=))=))

tywa68> ka zay wa no niseho...tsy atokisana ry zalah reo :-D:-D:-D:-D

sarobidy> humm hay dia efa manao reservation amin'i ralay an...hihiihii :-D:-D:-D
57. fijo ( 13/09/2007 19:35)
homeo letsy io ralay fasao migogogogo mitomany hanahirana eto an
58. mbaliana ( 14/09/2007 00:48)
fijo> ianao koa anie le mpiala pas....porofo: ahilika any amin'i ralay =))=)):-D:-D:-D
59. sasa ( 14/09/2007 04:15)
mbaliana hi hi hi hi hi hi za tsy nahazo, satria za nangataka tsy nangataka tam ralay =))=))=))=))
ralay mbaliana fa inona no tena marina iza no nangataka d iza no tsy nahazo :-D:-D:-D:-D fa za mino fa i ralay koa tsy kahihitra izany kôny moa ô!
dia i fijo koa tsy kahihitra fa tsy haiko hoe iza avy no nomeny tany D:-D:-D:-D:-D
sarobidy hi hi hi hi any amin'ny aminareo iny angamba ny vac am 2008 raha tsy diso za
60. mbaliana ( 14/09/2007 07:33)
sasa> njy koa tena mikofesy foana isaky zay manoratra... nahazo njy zany matoa izy tsy kahihitra taminjy...:-P:-P:-D:-D:-D
moa i fijo mbola tsy nahita azy aza ny masoko ankiroa fa ny henoko fotsiny dia hoe misy fandaingana ny takolany roa...hihihi.. eto koa lery dia efa miala pas fa virja e....:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2601