Manetsabe mbola ho avy
21. Ralay
(
03/09/2007 07:00)
glou:Any @ blanche ny sasany fa aleo izy no hanome anlà azy fa resaho.
22. nirijimka
(
04/09/2007 09:46)
kaiza e!
lety e, ralay kosa le, de lasa ve elah nefa tsy nisy revy, soa ihany zany fa hita tany @ blanche elah e! okay mazotoa ry akama de mahereza a!:lol:
lety e, ralay kosa le, de lasa ve elah nefa tsy nisy revy, soa ihany zany fa hita tany @ blanche elah e! okay mazotoa ry akama de mahereza a!:lol:
26. Ralay
(
04/09/2007 14:57)
mpbaliana: fa angaha na tara revy foana zah dia tsy mba mirevy e.Marina ny an'i sasa fa nanomboka tany @ blanche zah dia mirevy @ zay :-P
29. mimich
(
05/09/2007 06:58)
Tonga soa ee, efa hitanay atsy ambadika fa efa nahazo fahafaham-po tany Nice
Manetsabe mbola ho avyinn hono no hoketsaina be am ho avy!!!!
31. mimich
(
05/09/2007 08:15)
mamz> misy ao am le sary miaraka be iny , fa somary tsy de mazava le sary sady kely no oh niova doll ny endriky ny oll
39. mbaliana
(
10/09/2007 09:34)
za aloha mbola tsy nahita ka tsy afaka mamorona e...
nahazo ny aza manadino koa zany i sasa raha izao no fandehany hihihi.. eo no miaroaro azy eo :-D:-D:-D:-D
tsy nomenao ny tsara ndrindra angamba i mamz ka efa matahotra ny hanadino =))=))=))
mimich> iza tokoa no namafy no hoe hande hanetsa? :-D:-D:-D

40. sasa
(
10/09/2007 13:56)
mbaliana za tsy nahazo izany aza manadino izany, fa milaza ny marina aminjy fotsiny koa =))=))=))=))=))
mamz ahoana io aza manadino :-D:-D
mamz ahoana io aza manadino :-D:-D