Misy soso-kevitra ity ka mba ampio aho azafady e!!

41. tywa68 ( 29/08/2007 17:21)
Ika : ka raha izany aza no mahafinaritra azy, "misentosento" hoy ianao, d avelao izy hanohy : tohizo ny ady sy tolonao fa samy mahafantatra ny adidy tandrify azy avy ! :-D:-D

Mivavaka izany betsaka ny fomba fanaovana azy, fa tsy hiverenako intsony io fa efa be zay hita teto izay :-D :-D fa eo @ilay mitsara hoe ny andranona tsy izy, no tena mandreraka !
42. fahamarinana ( 29/08/2007 18:53)
ikaretsaka:

fa ny tsy azoko amin'ny fomba fivavaky ny sasany:

dia tsy maintsy le sentosento foana no apoitra? manao hoeee zao andriamanitra oooooo hmmmmmmm Andriamanitra o! ataovy an zao re andriamanitra oooooo! omeo izao reeeee andriamanitra ooooo eeeeeeeee Jereo zahay eeeeeeee!

Nefa ny vavaka "tolona fa tsy sento"

:arrow:Izay fomba fijerintsika tsy mitovy izay no maha-samihafa antsika tsirairay ary na ny finoana aza misy karazany fa ny fomba fivavaka dia samy manana ny azy.Ny ahy manokana aloha dia misentosento araka ny teninao satria mangataka amin'ilay tiako indrindra aho,mitalaho,misaotra Azy fa raha ho ataoko tolona araka ny teneninao dia asa angamba mety tsy hiheno ahy Izy fa mitratrevatreva aho hoy Izy. Nefa raha ianao mety ho henoiny satria izay no fomba fanaona sy efa fahafantarany ano,sa ahoana? Tsy mety ilay atao anaty boite iray hoe izao no fanao fa samy manana ny fomba sy mahamety azy araka ny olona tsirairay.Rahatoa ka misy manafitohina ano ny teniko dia mbola hialako tsiny ary aleo aza hiverina amiko ndray,toy ny tsy niteny aho an!...(l)

43. niryna ( 30/08/2007 07:08)
ikaretsaka:

fa ny tsy azoko amin'ny fomba fivavaky ny sasany:

dia tsy maintsy le sentosento foana no apoitra? manao hoeee zao andriamanitra oooooo hmmmmmmm Andriamanitra o! ataovy an zao re andriamanitra oooooo! omeo izao reeeee andriamanitra ooooo eeeeeeeee Jereo zahay eeeeeeee!

Nefa ny vavaka "tolona fa tsy sento"

Ny vavaka dia izay mivoaka ao am-ponao,misentosento ianao tsy maninona izany,mety mangataka mitalaho mafy,mitomany mihitsy sy mandohalika aza.Mihaino toriteny ianao toa natokana ho anao ilay izy,mitomany koa ianao.Nahazo fahasoavana ianao,faly mitomany koa fa voton-kafaliana.Vakio ilay xxx nijoro vavolombelona.Io no porofo azo omena sy hitan'ny olona izay mihidy ny fony,tsy ho voatery misy zavatra mahazo,saingy raha nahazo fahasoavana dia tsy maninona mijoro.Tsy ahita fifaliana sy fikarohana an'Atra mihitsy isika raha tsy misokatra aminy ny fotsika(fo mitalaho,fo madio,fo mitady azy ao anaty,fo mangetaheta ny fahamarinana sy ny fitadiavana famonjena)tsy misy zavatra miverimberina ao na anaran'olona efa maty antsointsoina,ny vavanao no miantso sy miresaka aminy.Raha tsy mbola nanandrana ianao dia manaova fa tsy misy fatiantoka.
44. fahamarinana ( 30/08/2007 08:58)
niryna:

:arrow:^:^^:^,=D=D
Zay mihintsy ilay izy niryna fa voazavanao ,fa ekentsika koa hoe misy olona tsy mitovy fomba amam-panao amintsika ary izay fahasamihafana izay no mahafinaritra satria misy partage sy fampianarana e.
Tiako ny ahy rehefa misy mifampizara ary tiako koa rehefa misy fahamarinana sy fanajàna :ireo no tena mifehy ahy aloha hatreto dia any aoriana no asa ? Ankinina amin'ny Tompo fa izy no hanova ahy tsikelikely raha misy toetra tsy mifanaraka amin'ny sitrapony sy hanova antsika izay mino sy manaiky Azy e.(l)
45. fijo ( 30/08/2007 23:15)
kwasi,misaotra fa rehefa le hisotro ny ran'i lery vao hantsoy aho e
46. niryna ( 31/08/2007 06:46)
fahamarinana:

Ie marina izany ka izany no mahatsara ilay maro satria samy manana ny fomba fijery.:D

47. adidy ( 31/08/2007 23:41)
Za aloha misaotra anareo e! Ny any Mada dia efa misy mangirana kely na ao anaty fitsapana aza dia mbola miankina sy manankina ny fiainana @ Tompo ihany! Ny tena mahafinaritra ahy ao anatin'ny fitsapana dia lasa miray hina daholo ny fianakaviana:-*
48. ikaretsaka ( 01/09/2007 04:36)
niryna> ka andriamanitra koa tsy manampy izay tsy manampy ny tenany hono..
sady raha sentosento lava.. ireny no mety ho lasa mi9hevitra ilay andriamanitra mpanao mazzi!
dia rehefa tsy manao mazziii araka ilay notadiaviny ny Tompo de Bye bye! ny atsy @ sekta atsy manao maziii.... dia any indray ..dia any indray ..dia any indray!
49. niryna ( 01/09/2007 05:50)

Aiza ao anaty baiboly io teninao io.Eny manampy tokoa Izy ho an'izay tsy afaka manampy ny tenany intsony satria efa nataony daholo izay noeritreretiny,ny saim-pantany sy ny heriny rehetra no nataony.
Fiteny gasy io fa raha ara-kristiana dia manampy tokoa Atra ho an'izay tsy afaka manampy ny tenany intsony,tapi-dalan-kaleha.
Ny teny milaza izany hoe matokia an'Atra amin'ny fonao rehetra,ny sainao rehetra ary ny fanahinao rehetra.
Miandry ny tsirairay Izy hanankina ny fiainany feno aminy aloha,saingy matetika isika variana fa rehefa misy mahazo vao mitady Azy.Atra tia antsia Izy ary mahafantatra izany ka izany koa no nahatonga Azy nananatra antsika hoe Aza miantehatra amin'ny sainao fotsiny ihany fa na inona na inona ataonao dia ankino aminy ny zavatra ataonao rehetra fa ataony tanteraka ny lalanao.

50. niryna ( 01/09/2007 06:04)
Eny manampy izay tsy afaka manampy ny tenany intsony Atra.Ao anaty mangidy no ahitana ny mamy hoy ny fitenintsika.Arakaraky ny hitadiavan-tsika azy ao anaty fahoriana no toa tsy mety tapitra ilay rivotra mahery,manana fanantenana fa tsy hijanona eo io.Kristy efa nampitsahatra ny tafio-drivotra,ny ranomasina mahery,ny jamba nahiratra(ara batana sy fanahy daholo koa izany).Misy onja mahery ao amin'ny fiainantsika,mbola hihato ilay izy fa tsy hijanona eo foana(tadidio ilay fanoharana nataoko any hoe toy ny vehivavy miteraka ny fahoriana mahazo antsika).Marary ,mijaly ,miady irery,mitandrina sakafo,mijery dokotera.Toy izany koa isika rehefa misy mahazo,mafy ,toa tsy ho tapitra mihitsy ny ziogan'ny fijaliana sy ny fahoriana(ao anatin'io fotoana io isika no matetika mitodidoha an'Atra na vao maika miala aminy satria heverintsika fa tsy mamaly vavaka Izy).Ankino amin'i Tompo ny lalanao fa ataony lavorary sy tanteraka izay irin'ny fonao.
Pratique,pratique,pratique.Inona no hiafaran'ny vehivavy miteraka? Tonga soa aman-tsara ilay niandrasana, adino daholo ny fahoriana teo am-pihetsehan-jaza,fifaliana nandray ity menaky ny aina no misoritra eny @ ilay ramatoa.

Raiso izay fantatrareo fa marina,izay tsy izy aza misalasala ny mijery sy mihaino fotsiny ary mivavaka izay heverinareo fa manoro voana.Samy mbola ho tsaraina daholo isika ka ilay andro iray no tsy ho zaka.
Mahereza hatrany ary aza kivy fa samy mandalo fotoan-tsarotra daholo isika tsirairay eo amin'ny fiainana ary samy mandalo fisedrana ihany koa.Fa izay maharitra hatramin'ny farany no hovonjena.
(l)niryna
51. ikaretsaka ( 01/09/2007 06:24)
ato

ilay ohatr'ilay fariseo sy poblikanina koa (lioka 18.9-14)
ka ny vavaka ange tsy tolo-tena, tsy tolo-tsaina... fa tolon'ny fanahy e..
toy io nataon'ilay Poblikanina io

http://baiboly.katolika.org/boky/Salamo/51/19-21
tolom-panahy izany fa tsy meo meo ohatran'ny saka
52. niryna ( 06/09/2007 04:46)
ikaretsaka:

ato

ilay ohatr'ilay fariseo sy poblikanina koa (lioka 18.9-14)
ka ny vavaka ange tsy tolo-tena, tsy tolo-tsaina... fa tolon'ny fanahy e..
toy io nataon'ilay Poblikanina io

http://baiboly.katolika.org/boky/Salamo/51/19-21
tolom-panahy izany fa tsy meo meo ohatran'ny saka

Ahoana moa no omeo omeo toy ny saka :roll:
Toy ny miresaka an'ny reny na dada io,mamboraka ny ao am-po,mifanakaiky hatrany satria solon'ny ray izy na reny.

You can praise Him for who He is.
You can thank Him for all He has done ,for all He has done for you, He has promised to do for you.
You can admit to Him the things you have done
You can pray for your family,for others
You can pray for yourself.Ask God's guidance for the new day.Ask Him to arrange opportunities for you to serve Him.

Mivavaka amin'Atra isika ary manokana andro sy fotoana hanaovana izany irery.

Afaka miantso sy midera ny anarany isika
Afaka misaotra Azy ihany koa noho ny zavatra rehetra nataony antsika.
Afaka mivavaka ny fianankaviana sy ny olon-kafa
Afaka mivavaka ny tenantsika ihany koa .Mangataka Aminy mba ho tarihany lalana ,ny mba hanompoana Azy

Midera Azy,manandratra ny Anarany,misaotra Azy,mankalaza Azy,manome voninahitra Azy.Avy eo amin'izay mangataka zavatra aminy ,ka izay mahasoa antsika no omeny fa tsy izay eritreretintsika fa tsara amintsika:roll: Loza ity hoy ika :D:D

53. niryna ( 06/09/2007 04:56)
Ika a dia mila misaotra Azy ihany koa rehefa nangataka ka nomeny izay tadiavina.Nampianariko ireo tanora havako lahy sy vavy ny hanankina ny fiainany tsirairay avy amin'Atra.Ny mivavaka mandritra ny fotoam-pianarana ary mianatra ihany koa fa tsy manantena hoe mangataka dia izay.Ny vaovao tsara nalefan'ny ankizy dia afaka fanadinana daholo ireo tanora rehetra.
Isaorako lehibe ny Tompo fa niasa tamin'ireo madinika izay nanana finoana Taminy."Moa misy zavatra sarotra tsy ho vitako va?"
Misaotra Tompo o. Voninahitra anie ho anao Irery ihany.^:^^:^

Misaotra Anao aho Tompo Malala o fa mbola novimbininao ka afaka midera sy mankalaza ny anaranao eto indray.Misaotra Anao noho ny fahasoavana nomenao anay tsirairay avy.Amin'ny anaran'i Kristy no anaovako izany vavaka izany.Amena
54. adidy ( 08/09/2007 09:37)
Misaotra e! Mbola sahirana ny any Dago nefa tsy very fanantenana fa manakina @ Atra mandrakariva ary ny tsapako ato anatin'izao haizina izao, dia na ny fandaharam-potoana aza dia ny Tompo no mandahatra azy!!Ho deraina mandrakizay ny anarany! Efa entina eo am-pototry ny hazo fijaliany ny fahasahiranana rehetra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2041