Mitady vavolombelona

1. wooda ( 24/08/2007 00:23)
Tokony nataoko tary ity dinika ity fa ato no tsapako fa mampisy lanja anazy.

Inona no zavatra vitanareo @ fitiavana?

Ohatra: tiako be ny sipako (na ny vadiko), miezaka za ny hamalifaly anazy sy hanaja na dia manintona mafy ny masoko iretsy voninkazo mahafatifaty sy mianjaika iretsy. Tsy naka aho na dia nankarary ana aza izany fa ilay efa eo akaikiko no ankafiziko sy hamamiana. :°) (l)

:oops: tsy nataoko xxx noho ilay lohateny napetrako. :wink:
novalian'i kallie ny 28/08/2007 15:12
2. cutie ( 24/08/2007 03:04)
reo ve ny an'i wooda ny vavolombelona:)
3. reve ( 24/08/2007 05:00)
wooda ou xxx: le hoe fitivana ny olon-tina ve no hijorona vavolombelona sa inona e? tsy de mazava kanefa mahita ho tenenina ihany za!
ny ahy dia tsotra tena be ny voninkazo ary hoatrany hoe tiana alaina daholo ze hita fa zao ref asorinao eny anjaridaina izy ireny ka atao ao anaty vazy de mitovy daholo ihany ref ela ny ela ka inona koa no hisahiranana maka hafa indray raha efa misy ao anaty vazinao kolokoloy sy tondraho matetika io de zay!ny eny anjaridaina ataovy sakafon'ny maso fotsiny!:P:)
4. diamondra27 ( 24/08/2007 06:26)
reve : hay ve enao mb e! tonga soa de faly mafantatra:-*
tena izy ve io ambony io sa nofinofy fotsiny :lol:
Sambatra enao mahakolokolo, fa misy olona miresaka @ voninkazo koa hoe: refa izy mikolokolo azy iny, sa tsy marina zany
5. diamondra27 ( 24/08/2007 06:30)
reve: misy plante verte reny zao mila hosorana menaka sy koloina @ labiera mba hangirana etc etc...
de tahaka an'zany koa ny vhv mba mila orina kely refa reraka (massage):wink:

sa ahoana akia ry wooda? ilaina le corps à corps
6. reve ( 24/08/2007 06:31)
sali! diamondra: ie tena tiako ny mikolokolo ny voninkazo tiako ka! tsy nofinofy fa tena izy!:P:D
7. reve ( 24/08/2007 06:36)
diamondra27: tsy ny vehivavy ihany e! fa ref misy ny fitiavana de tsara ny mifampitsinjo ! sa ahoaha hoy nareo??:}:P:*
8. Angolaina ( 24/08/2007 06:37)
Hikolokolo ihany ve tsy ny efa eo aminao no tsara kolokoloina fa haka hafa aiza indray koa ?
9. poker ( 24/08/2007 07:04)
tsy misy tsy vitan'ny fitiavana anie e ? io no zavatra mety havitana ny tsara indrindra na ny ratsy indrindra koa . motera ny fiainana io e .
10. majakely ( 24/08/2007 07:06)
diamondra ye tahaka izany mrina yn vehivavy mila massage mba hahatsaratsara azy toy ny plante verte ,fa tsy tokony ho hadino ny lehilahy koa mila anizay na ireny mody mafy be ireny aza rehefa tratran'ny massage douce be de hummm hummmm ,,,,tsy te hierika voninkazo any ambadika tsony hehehehhe8)
11. wooda ( 24/08/2007 10:39)
Fitiavana ankapobeny ka, raha entina @ fitiavana dia inona no vitanareo? tsy mifidy io fa mety tanisaina daholo. Za tia zariko, ordi, jeux, vhv, boky sns..., misy zavatra tsy maintsy andeferana foana raha hitia zavatra iray, ka io no tiako angatahana hevitra @reo.

Hatraiza ny fetran'ny fitiavana? misy ve? tsy maintsy misy fandeferana ve? lol

somary very kely tsinona aho.

:? nisy tsy nazava marina ilay fanontaniana tery ambony tery, fa taitra t@ nofiko aho dia nametraka io hevitra io ambony io sao de adinoko
12. HESHA ( 24/08/2007 10:58)
za tia serie tele, refa eo za de tsy azo helingelenina mihitsy satria tsy maheno zava-kafa tsony na de miezaka miresaka aza.
13. kallie ( 24/08/2007 11:11)
mila fandeferana avy am 2 : raha 1h ny jeux nao isan'andro d mba ahena 30mn amzay tsy kizitina lé ray, ary lé ray ko mila mahandry lé 30mn fa zara ar tsy 1h... tsy aiko na mazava fa amiko ra tode oe "tsy mahazo manao an'io enao" d fitiavantena ndray zay
Ra resaka vonikazo ndray, miombokevitra am reve
14. reve ( 25/08/2007 05:13)
hay ve zany no tena anontanian'i wooda e! eny e!marina be mihintsy ny ani kallie etsy ambony mila tolerence ny zavatra rehetra e! ninoninona zavatra tiana rehefa be loatra ny fitiavana azy de mankarary kibo e!ha!ha!ha!:P:P:D
15. ikaretsaka ( 27/08/2007 23:04)
za rehefa miakatra izay ny inspiraka , na tele io na torimaso inona na inona dia tsy azo tapahana, indrindra fa rehefa asa, ny asako koa mo basee @ inspiraka ko..
dia efa mahalala ny ankilany
16. booboo ( 28/08/2007 08:38)
ny anà manasa vilia sy ny tariny ary mipasoka. Tena tsy tiako mihitsy manao an'ireo fa noho ny " fitiavako " azy dia hataoko...fa tsy isan'andro koa klou e ! :°)
17. Samoana ( 28/08/2007 09:05)
booboo/ hihihihi aleo manandran-tsira sy mihinana ihany raha azo atao an ! loza mihintsy hoa le fitiavana. hihihi
18. Angolaina ( 28/08/2007 10:05)
Rehefa atao am-pitiavana ny zavatra rehetra dia tsara foana ! raha tsy eo ny fitiavana tsy misy ny fifandeferana sy ny filaminana eo @ fiainana indrindra fa eo @ tokantrano.
booboo > ny ana ndray akia ilay sasa vilia vita ihany fa le pasoka mihitsy no tena tsy vitako, tiako be le vadiko fa tena posy tanteraka za @ le pasoka :-D:-D:-D
19. kallie ( 28/08/2007 15:12)
za ko tsy tia mipasoka mintsy atramzay fa ataoko iany, tsy par amour ndray néna ny anaovako pasoka fa ra vô tsy atao d vôme misavovona be satria ny lamba sasaina mitombo fôna, donc tsy maintsy :cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0605