Tanana nahabe
1. bleriot
(
23/08/2007 06:56)
Salama daholo ,
Mba mitady tonokira , na hira (WAV ou MP3 ) , efa tranainy hiany ilay hira .
Ny loha-tany dia : TANANA NAHABE .
Tsy fantatro na Ny Railovy na MRazafy ? .Iangaviana izay mahita .
Misaotra betsaka.
2. Fiffi
(
23/08/2007 12:09)
3. Fiffi
(
23/08/2007 12:10)
heu...sao de le hoe:
indry tazako eto indray
lay tanana , tanana maminay
misy ireo havan-tiana
kilalao mahavariana
safosafo , mahasondriana......
4. SHOAN
(
24/08/2007 13:07)
tsara tokoa izany toniny izany :D
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0651