18,2 tsy number one fa hafa
1. lohabe
(
22/08/2007 15:44)
Tsy fantatro ny titre fa misy hoe:
refrain
Slam jah tsy maintsy m o o o
Slam jah tsy maintsy m o o
Tong nad tsy maintsy m o o o
Tong nad tsy maintsy m o o
misy hoe:
manaikitra micro ilay alika tia mozika
inona kay ny titren'io izay mahay azafady, dia mba mangataka ny tonony. :)
2. SHOAN
(
24/08/2007 13:05)
tsy hanànako ny toniny fa raha mahita dia alefako eto :oops:
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.4587