Opération "SOUPE" - Volana Aogositra sy septambra 2007
1. SHOAN
(
21/08/2007 19:02)
Io afaka jerena amin'ny Rdio Vazo Gasy ohatra :
http://radiovazogasy.com/?rub=news/news&newsid=n46c74ee80258c
Mahazotoa daholo ô ! :D:D
http://radiovazogasy.com/?rub=news/news&newsid=n46c74ee80258c
Mahazotoa daholo ô ! :D:D
novalian'i diamondra27 ny 13/09/2007 20:11
3. SHOAN
(
21/08/2007 19:05)
zà kouh nahita an' ito http://www.ahaona-madagascar.com/blog.php?lng=fr&pg=895
4. xxx
(
21/08/2007 19:11)
http://www.gasykamanja.com/evenement_soiree_spectacle_malgache_detail-847.html
Contact - Infoline
Mme Laingo RANDAZAVONY 03.24.05.06.37 randamina229@yahoo.fr
M.Rosin 03.24.05.72.66 rosinslv@gmail.com
Contact - Infoline
Mme Laingo RANDAZAVONY 03.24.05.06.37 randamina229@yahoo.fr
M.Rosin 03.24.05.72.66 rosinslv@gmail.com
7. fasaly
(
21/08/2007 20:35)
:-D:-Deny ary e! zao raha mba teo enao an! nataotsika nahamay ny lasopy miaraka am sakay miam
9. aloalo
(
21/08/2007 21:10)
Tsock v io soupe ou riz io ary eo akaikin'ny CEG v no misy an'io ?
za ko b keskilia kanefa aza tsy afaka mihinana akory :(
za ko b keskilia kanefa aza tsy afaka mihinana akory :(
10. diamondra27
(
22/08/2007 10:09)
aloalo: akainin'ny arrêt bus 133 makany Ataosy no misy azy
raha mila fanampiny fanontaniana dia apetraho ihany na koa azo anontanianao direct any @ Rosin sy Laingo
fasaly: mazotoa akia a! de ataovy any koa ny anjarako, vokybe njy miala avy ao kty (parts roa anay sy fijo en plus)

11. SHOAN
(
22/08/2007 10:27)
ka dia bon app' zany ary mba tsarovy izahay tsy lasa any é !!!! aza adino vaon'dàlana fasaly kely an ! hihihi:D
16. bobone
(
05/09/2007 14:28)
Diamondra! fa tsy hafahafa be izany lasopy asiana dité izany ! hmmmmm ! mahita raha ah!
19. diamondra27
(
13/09/2007 20:11)
sarobidy: mbola tsy lany fa @ 30 sept vao lany akia a!
de miala tsiny fa tsy nanome vao²
de miala tsiny fa tsy nanome vao²