tsss tsss
1. sakaizakely
(
17/08/2007 09:26)
;-)
avia aty ;-)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46c46b004dd69
;-);-);-);-);-)
avia aty ;-)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46c46b004dd69
;-);-);-);-);-)
novalian'i Angolaina ny 20/08/2007 06:54
2. Fiffi
(
17/08/2007 09:54)
Mpandefa : sakaizakely [ Valio ] 16-08-2007 17:19:28
Lohateny : fikomiana tsy hisakafo
Greviste de la faim
Ahoana kay ny fandehan’ny lalàna am reny raha mba misy mahafantatra ?
Misy tsy maintsy entina tsaboina any @ hopitaly asa afaka firy andro, satria ahiana voatohina ny fonctions vitales dia tsy azo jerempotsiny intsony.
Amiko hoe raha vao manao grevy tsy mihinankanina fotsiny ny olona iray, dia efa mise en danger de la vie d’autrui izay (la sienne en l’occurrence), ka izay vavolombelona mahita sy manatrika dia tokony mitondra azy haingana any @ hopitaly, raha tsy izay dia non assistance à personne en danger ???
Tsy fantako hoe hatraiza no mihatra io hoe non assistance à personne en danger io, tsy tokony vao manomboka ny fikomian’ilay mpanao grevy ve ?
Satria mantsy toa hitako fa misy mpitsabo humanitaires ireny manao examens médicaux ihany manaraka andry zareo isanandro. Maninn tsy tondé perfuser-na le olona ohatra ?
3. sakaizakely
(
17/08/2007 10:13)
Fiffi :P:P:P:P
ka tiako hisy hamaly any ange le izy fa tsy te hamorona dinika vaovao e !
:P:P
ka tiako hisy hamaly any ange le izy fa tsy te hamorona dinika vaovao e !
:P:P
4. Fiffi
(
17/08/2007 10:22)
sakaizakely: heu..ka noheveriko hoe diso aza njy de naveriko teto le izy...:oops:
:-*:-*
:-*:-*
5. Angolaina
(
17/08/2007 11:06)
manao ahoana re raha za no manao greve de faim zany e :roll::roll:
tsy possible mitsy :-D:-D
tsy possible mitsy :-D:-D
6. Rafotsy
(
17/08/2007 11:51)
Ny grève de la faim hitako hoe tena malaza indrindra aloha dia ny an'ilay député Lassalle moa ny anarany ! Tena very efa 20 kilos izy vao nijanona ilay izy ary nahazo promesse tamin'ny cause nanaovany grève! Tsy aiko na misy lalàna mifehy fa toa bon sens fotsiny en plus ny volonté n'ilay greviste : raha olona misy lanjany ( ilay député ) dia toa miandry ny décision n'ilay gréviste fa raha sans paps dia raha vao hitany fa hisy problème dia toa tereny hiditra hopital !
Io kalou ny hitako eto France hatramin'izao sy ny voaharako !
Io kalou ny hitako eto France hatramin'izao sy ny voaharako !
7. fasaly
(
17/08/2007 12:47)
sakaizakely: ny tsy hamaliko an'lay dinika aky de tsy mahita atokona am lay resaka fa mbola tsary naheno mitsy fa raha mba zà marina no mba afaka manao an'io de tena tiko mitsy:-D
11. sakaizakely
(
17/08/2007 17:35)
ary tony vhv tony an ! zavatra hafa ndray no eritreretiny fa tsy tena le fanontaniana. :P:P:P:P
Raha hanao grève de la faim nareo de sûr fa hihena, fa atasiô an ! vao mihinana indray de tafaverina dôly le efa very teo :{:{:{:{
He !
Misaotra mamaly e !
Rafotsy>
tsy de henoko loatra hoe nalaza ny an'i Lassale fa hitako in2 in3 tà info fotsiny fa tsy haiko akory aza hoe nahazo fahafahampo izy
Fa io toa misy suivi médical ihany, nefa misy lalàna mi encadrer azy io koa.
Fa ny tena tsy azoko, ohatra hoe ny sans paps donc en illégalité, obtiennent "l'autorisation" légale de se rassembler pour une grève de la faim, dia eo no manomboka ilay suivi médical.
Mbola tsy nahita valiny ihany klou hatr@zao fa ze mahafantatra afaka mamaly isaorana mialoha :P

13. Fiffi
(
17/08/2007 20:06)
Tsy fantako hoe hatraiza no mihatra io hoe non assistance à personne en danger io, tsy tokony vao manomboka ny fikomian’ilay mpanao grevy ve ?hatrany mihintsy io.....heu..ny olona manao grève de la faim ireny...raha ny fahafantarako anazy kalou de justement le assistant efa eo daholo....
14. Angolaina
(
20/08/2007 06:54)
Raha te hanao regime zany de aleo manao greve de la faim ? :?::?: euuuuuu toa tsy ho vita zany raha zany ko :-D:-D