fahamarinana

21. fahamarinana ( 23/08/2007 09:41)
diamondra27:

sympa: tena zaondray vao tonga fa mafinaritra be le manao tour ny harley davidson, c très sympa :-*:-*

azoko atao copie ve io hanaovana dédicace any @ blog sa tsia? Merci e!

:arrow:Tia mitaingina moto be angaha ndry diam's?(l)

22. sympa ( 23/08/2007 16:52)
Diams >> Odryyy :roll: mety atao copie tsara mintsy ka :-D:-D Aleo ary misy souvenir ilay izy ko :-D:-D
23. diamondra27 ( 28/08/2007 06:17)
sympa: merci akia a!

fahamarinana: lasa ndray wa ny eritreritro de liana be za rehefa mahita anao mamaly eto @ dinika ka te-hanontany anao hoe: efa nisy fahamarinana nataonao de mba te-hafantatra ny 1 monja @izy reny za, azonao lazaina ve?:wink:
24. fahamarinana ( 28/08/2007 11:25)
:arrow:Zany tokoa ve ,inona no mahalasa eritreritra andry ,hoe mifankahalala sa hoe misy olona heverindry ho izà ve ? hi!hi!,liana manaona aloha dia fahamarinana par rapport à quoi ohatra ? Azavao kely fontsiny ny fanontaniandry fa afaka mamaly aho ,tsy olana mihintsy fa azo lazaina,en tout cas hiezaka ny hanazava aho,zay angamba no azo tenenina amindry.Tsy dia miafina ny amiko fa tonga dia hita eto hoe olona toa ahoana,hi!hi!
Miala tsiny amin'ilay fampiasàna ndry sa tokony hanao ianao ve zà? ,1000 excuses!!!(l)
25. sympa ( 28/08/2007 16:47)
diams >> ;-):-*:-*



26. sympa ( 28/08/2007 17:11)
diams >> ;-):-*:-*



27. diamondra27 ( 05/09/2007 08:26)
symps: ary variana be loatra za dia tsy nahita 'reto sary mahafinaritra nomenao
merci an, azo isafidianana tsara zao
:-*:-*

fahamarinana : aoka ihany fa aleo hanao tour moto kely aloha handinihina azy :-*
28. fahamarinana ( 05/09/2007 18:21)
diamondra27:

symps: ary variana be loatra za dia tsy nahita 'reto sary mahafinaritra nomenao
merci an, azo isafidianana tsara zao
:-*:-*

fahamarinana : aoka ihany fa aleo hanao tour moto kely aloha handinihina azy :-*

:arrow:Eny ary aky fa dia tandremo sao mianjera an,fihino mafy ilay moto indrindra am tournant!Au plaisir e(l)

29. diamondra27 ( 06/09/2007 10:33)
fahamarinana: misaotra @ toro-hevitra e:-*
30. Ifrane ( 07/07/2009 07:59)
bonjour ndry fahamarinana,

voaraiko ny hafandrindry tao @ rvg ka dia faly hiresaka @ndry ato aho! Tsy afaka nitazona ny pseudo-ko tany aho fa toa tsy nety ilay izy ka dia Ifrane indray izany izaho ato!

Bonne journée sy bisous
31. Ratoa ( 07/07/2009 14:18)
Bjr é!
nidiran-doza dia tia moto? ento aho ray tongotro!
32. fahamarinana ( 07/07/2009 18:06)
Ifrane:

bonjour ndry fahamarinana,

voaraiko ny hafandrindry tao @ rvg ka dia faly hiresaka @ndry ato aho! Tsy afaka nitazona ny pseudo-ko tany aho fa toa tsy nety ilay izy ka dia Ifrane indray izany izaho ato!

Bonne journée sy bisous

:arrow: slt ifrane,efa nanoratra ho andry aho teo ! :) (l)
33. ni81 ( 07/07/2009 18:10)
Bjr é!
nidiran-doza dia tia moto? ento aho ray tongotro!
:-D :-D :-D
34. fahamarinana ( 07/07/2009 19:57)
:arrow: ni81 : inona ndray no mahatapaka ny tsinaindry eo ? (l)
35. ni81 ( 07/07/2009 20:15)
ni81 : inona ndray no mahatapaka ny tsinaindry eo ?
:-D :-D :-D ilay hoe: ento aho ray tongotro! Alaiko sary an-tsaina i Ratoa mirifatra mandositra :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7986