fahamarinana

1. diamondra27 ( 16/08/2007 19:49)
bizoroka be ho an'ny fahamarinana
tsy manana tahiry intsony za fa aleo omena ihany ty e!
:-*:-*:-*:-*:*:*:*:*(l)

de tsy azo anoratana koa izy fa tsy manana ny momba azy sao de misy milaza ndray eo we: maninona raha alefa any @ hafatra manokana
novalian'i ni81 ny 07/07/2009 20:15
2. fasaly ( 16/08/2007 20:13)
voasakana angaha i diamondra no ts yafaka manoratra any aminy?????
3. diamondra27 ( 16/08/2007 20:20)
fasaly: efa tsy misy momba azy ato akia a!
sa azo anoratana ihany moa izy na de zany aza
4. diamondra27 ( 16/08/2007 20:24)
fasaly: toa mety andefasana hafatra ihany tokoa kay le izy na tsy feno aza ny momba azy

merci akia nanoro a!

5. fasaly ( 16/08/2007 20:27)
zà mantsy gaga:-D
6. fahamarinana ( 16/08/2007 21:28)
Mankasitraka e,zay anie lay tsy ahafoizako an'ity serasera ity nefa vao haingana aho no niditra tato an,dia nandray anjara kely teny amin'izay mba haiko e!sy nitaraina be tamin'ny olana ordi fa nahazo conseils be dia be mahafinaritra e! Merci e,merci Diam's an,voaraiko daholo zay hafatra alefanareo ahy kah!=D=D^:^^:^(l)(l)(l)
7. SHOAN ( 17/08/2007 18:49)
ka asio sary ary mba ho jéréna kosa é ? sa ahoana ry fasaly sy diamondra ?
zà koa mba hanomé bizourk an'i fahamarinana na dia ny anarany fotsiny aza dia mendrika ny mahazo bé dia bé izy ! :*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*
8. sympa ( 18/08/2007 14:50)
:*;-)
9. diamondra27 ( 18/08/2007 16:10)
sympa: ho an'iza io?
Shoan: milay e!aty amiko akia ny sariny raha mila indry a! efa nihaona manko izahay fa :-$
haingàna sao maty tampoka eto ny ordi
10. SHOAN ( 18/08/2007 17:08)
ok ça marche :D:-*
diamondra27:

sympa: ho an'iza io?
Shoan: milay e!aty amiko akia ny sariny raha mila indry a! efa nihaona manko izahay fa :-$
haingàna sao maty tampoka eto ny ordi



11. fahamarinana ( 19/08/2007 08:45)
diamondra27:

sympa: ho an'iza io?
Shoan: milay e!aty amiko akia ny sariny raha mila indry a! efa nihaona manko izahay fa :-$
haingàna sao maty tampoka eto ny ordi

:arrow:Sary n'iza aloha zany omendry zany ry Diam's? hi!hi! dia fantatry ndry zany aho ve? Menatra be kosa lay mandefa sary e fa mbola ho be ny sisa an,ny manetsa be mbola ho avy.Merci a tous fa tena sympa daholo nareo ato an,mbola tsy haiko loatra ny fandehany ato fa mianatra tsikelikely fa na dia ny fandraisanareo ny vahiny toy izao aza dia mahabe fanantenana anay vao niditra.Mankasitraka e.(l):-*

12. sympa ( 19/08/2007 18:48)
diams >> Alainao ve raha omeko anao ireo :* :-D:-D

fahamarinana :arrow: :-*:-*
13. fasaly ( 19/08/2007 19:11)
:b8-)
14. sympa ( 19/08/2007 19:24)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/aaaaargh-841.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/peur-mort-fantome.gif[/IMG]
15. fahamarinana ( 20/08/2007 09:42)
fasaly:

:b8-)

:arrow:ianao kosa e!Fa maninona za no trangana lela toy io? masiaka a!!!(l)

16. diamondra27 ( 20/08/2007 10:39)
sympa: tsy alaiko zany io refa azoko

aleo mbola andeha moto ihany alou sady ny andro mafana rahateo

fahamarinana: za ihany moa no mahazo manao an'io e!:b:b(l)
17. sympa ( 21/08/2007 12:16)
diams >> :-D:-D ity ve no tianao ary

sa ity
18. SHOAN ( 22/08/2007 10:19)
cool:-D
19. sympa ( 22/08/2007 19:58)
SHOAN >> ;-);-) :-D:-D
20. diamondra27 ( 23/08/2007 06:15)
sympa: tena zaondray vao tonga fa mafinaritra be le manao tour ny harley davidson, c très sympa :-*:-*

azoko atao copie ve io hanaovana dédicace any @ blog sa tsia? Merci e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2001