Ny vazaha aloha manana fijery hafa tia GIDROGIDRO
1. kanota
(
16/08/2007 07:15)
Mihatsara ny zana-gidro rehefa manambady vazaha
répondu par kanota le 18/08/2007 05:07
4. evasoa
(
16/08/2007 12:46)
sipagasy
izy no tena gidro :-D:-D:-D
votsitra ny haza fa voasongombazaha
mivembena sy tsy mahavita azy manko ka aiza no tsy alain'ny vazaha rehefa hitany fa mandamoka ? ireny tokoa no mahakolokolo ka manana ny soa =))=))=))=))=))
eissssssssh aho e ry lamokany e !!!!
misy dia olona tsy misy fisainana mihintsy annn
izy no tena gidro :-D:-D:-D
votsitra ny haza fa voasongombazaha
mivembena sy tsy mahavita azy manko ka aiza no tsy alain'ny vazaha rehefa hitany fa mandamoka ? ireny tokoa no mahakolokolo ka manana ny soa =))=))=))=))=))
eissssssssh aho e ry lamokany e !!!!
5. evasoa
(
16/08/2007 13:07)
Ny vazaha aloha manana fijery hafa
ka ny hatsarana anatiny ny azy no jereny sy manintona azy ; ary ny fony no mijery
fa tsy mitsara endrika ivelany toa anao
na ny sarinao koa aza nge tsy misy akory ry kanota e ! tsy ianao ve no tena gidro tsy sahy miseho akory ?
aza manao resaky ny voasongona a ! mbola ho avy ny vodintsobika solitika mendrika anao 8-)8-)8-)
8. sipagasy
(
16/08/2007 20:21)
kelly13 hihihi izany ngamba akia kouuh, hihih tsy hany kely fotsiny ny nanazava azy tany am-boalohany mmhhh:-D
9. kanota
(
17/08/2007 05:36)
Zava-marina io fa aza mba tezitra. Fanatsarana taranak'akoho ampiarahana @ taranak'akoho tsara. Fanatsarana taranaka GIDRO atao manambady vazaha=))=))=))
10. titis
(
17/08/2007 13:07)
dia maninona koa zao raha tsy ampitahaina @ biby ny olombelona?mba mametraha ianao sary ahitanay anizany tsy gidro zany !!!:wink:
11. kanota
(
17/08/2007 13:59)
Izaho tsy GIDRO fa GORILY=))=))=)). Mbola ratsy nohon'ny GIDDRO anie izany e=))=))=))Izaho koa izao mitady hanatsarana taranaka=))=))=))Izay mahita vazaha tia GORYLY mba lazao ihany aho=))=))=))
12. sipagasy
(
17/08/2007 14:14)
kanota:
Zava-marina io fa aza mba tezitra. Fanatsarana taranak'akoho ampiarahana @ taranak'akoho tsara. Fanatsarana taranaka GIDRO atao manambady vazaha=))=))=))
hihihih ngaha ny vazà tsara????? hihi ary aleo aho hitady vazà sonegaly izany hihihihi:-D:-D
13. kanota
(
18/08/2007 05:07)
Hahha ka Vazaha Sonagaly misy tataka ny tarehiny sady haute haute be fa vazaha fotsy hoditra ka. Izaho GORILY mba mitady fa mba omeo re izay mahita e=))=))Izany no tsy namatrahako sary GORILY titis a=))=))
