Inona no fiantraikany?

1. xxx ( 15/08/2007 21:26)
Misy porofo (ara tsiantifika) ve ny fiantraikan ny toe tsaina na toe-pon ny reny bevohoka any amin ny zaza entiny ao ambohoka?

ohatra hoe raha kizitindoza lé reny io na malahelo sy mitomany lava mandritra ny mhabevohoka azy, dia misy fiantraikany any am lé zaza ve?
novalian'i sarobidy ny 27/10/2007 08:45
2. Fiffi ( 16/08/2007 14:58)
heu..zah aloha efa naheno hoe: raha ohatra ka mi-deprime le reny bevohoka de misy fiantraikany am le zaza ao anaty kibo zany an ! fa....(henoko fotsiny fa tsy fantatro na marina na tsia)...
3. sakaizakely ( 20/08/2007 15:11)
Sommeil sous influence
Arakaraka. Efa toetranao hatrizay ve io sa noho ianao bevohoka fotsiny ?

http://www.infobebes.com/htm/actu/article.asp?id_art=8256


Une récente étude américaine montre que les nuits des tout-petits seraient conditionnées par l’état d’esprit des mères pendant la grossesse. Les femmes enceintes, anxieuses et stressées, risquent davantage d’avoir un bébé qui refuse de se coucher ou se réveille souvent la nuit. Voilà pourquoi les chercheurs à l’origine de cette observation recommandent aux futures mamans de pratiquer la relaxation… pour rester zen !


Date parution : 17/08/2007


4. sarobidy ( 27/10/2007 08:45)
soa fa re
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1674