tena namana

41. fijo ( 31/08/2007 23:25)
i hi hi,ka le fifandraisana de ampy dadie an,raha hita aloha ny sariny de tsara,raha mihaona moa vao miha mety.
42. ikaretsaka ( 01/09/2007 04:06)
bedebe no tsy hitako sary ato.. nefa efa namako efa elaela ihany izay.. ary tato no nahitako azy ireo.
43. dadie ( 02/09/2007 07:06)
fijo> ka tsy mety ko ,ianao v inamana am ol tsy itanao tava akoriny :lol:
44. diamondra27 ( 02/09/2007 17:24)
fahamarinana:

Angolaina:

Tena tsara ny manana namana afahana mifampizara ny mamy sy ny mangidy eo @ fiainana. Teto ihany koa no nahitako namana ka isaorana ny tompon'andraikitra izany fa raha tsy nisy ity sehatra ity dia mbola nanirery teny foana aho hatramin'izao, marina fa misy ireo mody namana nefa tsy manakana velively ny hampitombo hatrany ny fifandraisana eo @ mpinamana izany ! asakasak'izay te ho mody namana koa e!

:arrow:Mitovy hevitra aminao aho,ny essentiel dia miezaka mamaly amin'ny fahamarinana fa misy foana ny mody manao namana,izay ilay olana amin'ny serasera internet nefa koa misy dia lasa tena namana koa,sa ahoana Diam's ?
Rakaroka :misaotra tamin'ny fanononana ny anarako e!(l)
______________________________________

ye lasa tena namana sady akaikin'ny (l)
ary njy ty ve akaikin'ny foko sa aiza ho aiza e?:-*




45. diamondra27 ( 02/09/2007 17:27)
rakaroka: merci^:^:-*
de ahoana ihany hono le fihaonana belote?
46. fahamarinana ( 03/09/2007 07:06)
:arrow:Diam's : Akaiky ny fo-ndry sa lavitra aho , Bonne question tokoa zay napetraky ndry zay kah,ataoko hoe eo andalany zany e satria vao haingana no nihaona isika roa ary hatreto dia mahafinaritra ny fifandraisantsika ary hinoko fa hitohy toy izay foana,zany hoe ny marina dia angatahana amin'ny Tompo hitohy sy hiha-tsara hatrany e.Lasa adala mihintsy ndry mieritreritra ahy an,nefa raha mandinika ny fomba fanoratro ato ndry dia tokony ho azondry antsaina hoe iza aho :Sady mahalala ny opération lasopy no mahalala ny Stella Maris dia iza ary za o????(l)
47. xxx ( 03/09/2007 22:12)
shoan
48. fahamarinana ( 04/09/2007 08:27)
xxx:

shoan



:arrow::snif:,tsy izy kah,
49. potsikely ( 07/12/2007 07:53)
Ny ahy indray ny namana dia tsy azo atao maro satria ny namanao ihany matetika no mamadika anao
50. fahamarinana ( 07/12/2007 10:17)
:arrow:ka mbola tsy ilay tena namana ndray izany raha mamadika anao izy kouh.(l)
51. Mannou ( 07/12/2007 13:20)
potsikely > Ny namana mila fidina fa sendra ny namana ratsy ianao matoa voafitaka, indrisy fa misy tokoa ny olona manao toy izany saingy iz ihany anie no hifoteran'ny ratsy ataony fa tsy ianao e.
52. Papoose ( 08/12/2007 20:39)
za ndray tsy be namana tena namana eto fa mpi-forum nga dia zay ihany!
fa kosa nahita an'ilay olona mipetraka eo akaikinay ihany de tsy hitako na le mpiara-mianatra na zokiny na fianakams ny de mba mahafinaritra ery!

sady tsy haiko fa experience-ko ty hoe, rehefa teto no nifankafantatra dia miresaka kokoa le olona noho le hoe nifanena t@ toerana ray ohatra dia zay dia vitan'ny miarahaba sy vaovao dia zay, vita!! mba nahagaga ahy iny! nefa dia efa nifankafantatra zao fa tsy dia hoe nifandray be fotsiny!

sa ve hoe tsy fantatr'ilay olona ny fiainanao dia liana izy dia mitady resaka?sa ahoana?

53. mangidy ( 10/04/2008 18:10)
Izaho dia faran'izay tia namana, ary ireo namana efa nifanerasera tamiko tato @ serasera angamba afaka manamafy izany! fa ao koa anefa ireo mody atao we namana2 :-D nefa na izany aza : ny ahy izay tia ahy de tiko! ary ireo mankahala ahy vao maika ankaikeziko!
Tsiky de Ampy, ho Soa ny fiarahantsika!
54. miyah ( 12/04/2008 14:17)
za reto mba mitady namana a!ts manin na namanaman aza é!efa ela b za no inscrit tato fa zao ndray vo mba manampotoana?noho ny asa é!eo mo é!!!! :cry: :cry: :cry: !za ko né ts mana naman é!fa ny naman ilaina!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2104