tena namana

21. cutie ( 17/08/2007 14:43)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 17-08-2007 16:41:15
Lohateny : Re : tena namana
cutie be de be ny maha mafy loha anjy ka lasa HS eto fa aleo tsy tantaraina

:-D:-D:-D:-D:-D:oops::oops::oops::oops::oops:
22. fijo ( 17/08/2007 22:44)
fahamarinana,marina fa ny olona directe somary tsy be namana,fa raha za tsy olana amiko le olona raha toa ka marina ny lazainy ,na dia mivantambantana aza ny fomba filazany azy
23. ikaretsaka ( 18/08/2007 01:28)
fijo isika roalahy izao samy directe fa mpinamana be koa!
tsy mifanary na @ taoka na @ sipa na @ aretina na @ fahoriana.
ny resaka finoana fotsiny no samihafafa i fijo aloha tena namana e!
nanampy be tokoa izy ary menatra aho fa tsy mba afaka nanampy azy t@ izy nanana olona t@ fahoriana nahazo azy:oops:
24. fahamarinana ( 19/08/2007 08:59)
ftma:

cutie be de be ny maha mafy loha anjy ka lasa HS eto fa aleo tsy tantaraina :-*
fahamarinana: ny fanana namana anie mampiova toetra koa e, misy manitsy raha tsy mety ny atao, mangalaha ihany namana fa aza matahotra ny hanafitohina izany

:arrow:Merci tam conseil,efa maka namana kah fa zany hoe miezaka ihany tsy hanafitohina e fa raha za no tafitohina tsy maninona fa zakako fa ny olonkafa malahelo noho ny avy amiko no tsy zakako nefa zay lay fiainana e,fianarana mandrakariva,sa ahoana?(l)


25. mimich ( 20/08/2007 06:53)
fahamarinana> Ny olona direct matetika dia direct oh azy koa no namany, ary misy foana ny olona afaka mifanaraka sy mifankahazo resaka aminao na manao ahoana toetranao na manao ahoana ,( ary izay no tena namana ) fa aza fefena amin'izay fomba fihevitrao zay ny saina(oh ahy ohatra : olona mahitsy fiteny oh ahy koa no namako sy malaky mifankahazo amiko zao)
fijo isika roalahy izao samy directe fa mpinamana be koa!
tsy mifanary na @ taoka na @ sipa na @ aretina na @ fahoriana
:-D:-D:-D:-D

ny resaka finoana fotsiny no samihafafa i fijo
mety tsika sy ika ndray no mpinamana aamin'iny lafiny finoana iny ee
26. fahamarinana ( 20/08/2007 09:38)
:arrow:mimich :Hitanao betsaka ny namako zany e fa azo atao hoe namana ohatr'izao fa ilay tena akaiky ny fo dia ireo namana tany am-pianarana efa elabe ka efa mahalala sy mahazaka ilay toetra tsara mais surtout ratsy e.Fa marina koa ny teninao hoe tsy tokony ferana sy fefena fa lasa mi-limiter ny contact.Efa miezaka ary mivoatra fa zany e mandeha miadana eo.(l)
27. ari.malala ( 21/08/2007 14:42)
ny tiako lazaina eto dia izao,ny namana rehefa tena mifandray dia lasa olona akaiky be
izaho teto iany koa no nahzo namana tena akaiky ny foko dia misaotra azy ireo fa tena namana e!
28. bobone ( 22/08/2007 07:26)
Fijo: tena marina mihitsy io lazainao io ! za koa sendra namana tahaka izany !izay manjo azy an! ohatrany izaho koa no marary miaraka aminy! tsy mandry mihitsy ny saiko! ary asa ianareo raha mitovy amiko fa tsy handriko mihitsy ny hanokafana ord ! hamalina azy! ary tsy miandry ela ny famalina fa de eo ny eo ihany an! raha ohatra angaha hoe misy asa tsy azo ialana faraha mbola misy ihany ny fotoana de eo aloha!
Izaho koa efa nomen'ankizy zavatra ary de omeko koa izy ! ary nisy aza ny sasany manao vacance taty aminay ! tena mahafinaritra rehefa samy mifankatia e!! rehefa mahazo namana tsara! ny ahy aloha raisko tsara daholo e! andramo anie e!
29. fahamarinana ( 22/08/2007 10:53)
ari.malala:

ny tiako lazaina eto dia izao,ny namana rehefa tena mifandray dia lasa olona akaiky be
izaho teto iany koa no nahzo namana tena akaiky ny foko dia misaotra azy ireo fa tena namana e!

:arrow:dia izay no nahatonga ahy hiditra eto satria mba maniry hahazo namana na mbola tsy akaiky ny fo aza fa namana mifankahazo sy mifanaja e,hatreto aloha dia tsy misy olana fa mahafinaritra ny fifandraisantsika ato,isaorana ny Tompo e.(l)

30. fijo ( 22/08/2007 22:36)
za tsy mba be namana io,ka ny namana mifanakaiky be amiko dia toa marary ahy.
31. rakaroka ( 24/08/2007 20:50)
Salut les "compagnies":... :-wtsy ary ho voatonina:
"Hery;Cutie:Booboo;FTMA;Sasa;ari.malala;Bobone:Megabass:Fiffi;Rush;Ikaretsaka;Fijo;Salmo;Soanja;Prime (ela tsy hita tsy re);Lazadady;Diamondra27;Fasaly;Joker;
Jeankely;Tezitra:Faly;Karinah;Fahamarinana;Tsikitsiky
Salmo;Infinity;Niryna;Ry xxx, sns tsy voatanisa eee ...
Teto daholo 'gné no nahafantarako 'zany
Dia
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/WRITIN%7E1.GIF[/IMG]
32. Samoana ( 27/08/2007 08:18)
Tsara ny manana namana, indrindra fa namana mifampatoky @ tena.
Tsy mahazatra ny miteny hoe mahafinaritra na tiako be ny namana x na y satria mety miteraka interpretation hafa izany. Amin'ny fihetsika sy fomba fanao matetika no hanamafisana orina ny fifandraisana maharitra. Misy koa anefa ny mitazona am-po ny fitiavany namana ka tsy hita taratra ivelany ny fisehoan'izany.
33. ikaretsaka ( 27/08/2007 23:08)
ary elaela tokoa ireo namana mpanimpy kanetibe no tsy hita a
34. Samoana ( 28/08/2007 07:56)
Ika/ Nanao tournée tournoi....kanetibe letsy a:wink:
35. Angolaina ( 28/08/2007 09:08)
Tena tsara ny manana namana afahana mifampizara ny mamy sy ny mangidy eo @ fiainana. Teto ihany koa no nahitako namana ka isaorana ny tompon'andraikitra izany fa raha tsy nisy ity sehatra ity dia mbola nanirery teny foana aho hatramin'izao, marina fa misy ireo mody namana nefa tsy manakana velively ny hampitombo hatrany ny fifandraisana eo @ mpinamana izany ! asakasak'izay te ho mody namana koa e!
36. fahamarinana ( 28/08/2007 11:36)
Angolaina:

Tena tsara ny manana namana afahana mifampizara ny mamy sy ny mangidy eo @ fiainana. Teto ihany koa no nahitako namana ka isaorana ny tompon'andraikitra izany fa raha tsy nisy ity sehatra ity dia mbola nanirery teny foana aho hatramin'izao, marina fa misy ireo mody namana nefa tsy manakana velively ny hampitombo hatrany ny fifandraisana eo @ mpinamana izany ! asakasak'izay te ho mody namana koa e!

:arrow:Mitovy hevitra aminao aho,ny essentiel dia miezaka mamaly amin'ny fahamarinana fa misy foana ny mody manao namana,izay ilay olana amin'ny serasera internet nefa koa misy dia lasa tena namana koa,sa ahoana Diam's ?
Rakaroka :misaotra tamin'ny fanononana ny anarako e!(l)

37. ari.malala ( 29/08/2007 12:52)
vao ta mzomà zao za no naita ohatra velona ny @ io resaka namana akaiky ny fo io, nisy pb zay za, d niantso ilay namako, d ts nandry mints ny sainy fa d niantso ana fona izy, merci ky raha sendra mandalo ato ndry a, averiko indray, t'es plus qu'une amie, t'es la soeur que j'aie jamais eue:-*:-*:-*:-*:-*, d misykoa namana iray ato, mitovy tsy misy valaka @ io olona isaorako eto io ny nataony, fa d misaotra iany koa aky a:-*:-*:-*:-* tu es aussi une soeur pour moi:-*:-*:-*:-* dia misaotra an'i hery nampisy ny serasera moa zany fa ra ts nisy ny serasera tsy nahazo namana sy rahavavy za:)
38. dadie ( 30/08/2007 12:40)
ny ahy indray ny namana tena namana d azo isaina tanana koa any dago satria niara nianatra hatramin'ny farany daolo d 6 zay ary 3 no lasa taty ,ny sasany any, zany d refa makany no miaona fa tsy manana namana tena namana akoatran'izy 4 vavy ireo za ,izay no nahatonga ahy iditra tato koa ary misaotra ny hery tam ty serasera ty alo ,eny nahazo namana tato aho ary fantatr'izy ireo iza izany :)
39. Samoana ( 31/08/2007 08:29)
Ankoatry ny tena namako dia misy mpisera tsy mbola hitako na niresaka manokana tamiko akory fa raisiko namana . Tsapako tokoa fa mifandray tadi-dokanga izahay na tsy mitovy hevitra hatrany aza. Tsy misy hoe fitia mifamaly ilay izy fa mahafaly ahy fotsiny ny foto-kevitra ijoroany sy ny fomba firesany de tena efa namako tokoa izy ato am-poko ( tsy 1 fa maromaro:wink: ) . Mba misy tratran'izany aretiko izany koa ve ianareo ?
40. dadie ( 31/08/2007 12:05)
samoana> ny ahy kosany alo tsy maintsy ba itako ny sariny e,manjary lasa mamisavisa ny tarehan'ilay ol za :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.434