Ny manan-kery ny teny
41. ikaretsaka
(
24/08/2007 03:14)
ka za ange mandefa foana fa izy no tsy mahay mitanty e!
42. cutie
(
24/08/2007 03:15)
hihihihi
efa naman'ny azo matoa izy tsy mitanty koa:-D
43. ikaretsaka
(
24/08/2007 03:43)
tsy haiko aloha na mitanty izy na mahatanty!
44. ikaretsaka
(
24/08/2007 03:43)
za manko hono mafy toraka be izay rehefa miteny!:wink:
45. cutie
(
24/08/2007 03:44)
efa zatra mitoraka bol loatra :-D
46. fijo
(
24/08/2007 23:02)
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0386