Ny manan-kery ny teny

21. LazaDaddy ( 21/08/2007 00:08)
ikaretsaka:
ka tsy mana-kery ny teny raha tsy mandray ny tena..
Amiko dia tsy marina io satria toy efa ny nambarako etsy ambony dia manan-kery hamono koa ny teny.

Ohatra: raha miteny aho ohatra sanatria hoe "tsy misaina i xxx", dia manimba an'i xxx izany. Ary inoako fa tsy sitrak'i Jesosy ny hanimba ny olona nohariany.

22. cutie ( 21/08/2007 01:05)
tsy manan-kery ny teny raha tsy arahina asa :lol:
23. LazaDaddy ( 21/08/2007 01:15)
cutie> manandrama aza indry miteny amin'ireny silamo ireny ohatra hoe "kisoa ianao" (aza arahina asa fa teneno fotsiny) dia ho hitan-dry ny herin'ny teny :)
24. cutie ( 21/08/2007 12:55)
efa nanandrana nga i LD:-D:-D:-D
25. ikaretsaka ( 21/08/2007 16:21)
fa raha mandray ny tanan'ilay silamo aho fa hitako hoe maivamaivana sy tsy maninona izy dia teneniko tsara... tsy maninona ahy mihitsy
fa raha tsy fantatro kosa ny tenany na hoe tsy fantatro fa manana basy izy ao ambadika ao...euh...
izay ilay heo mila fantarina aloha ny tenany!
njary miteniteny foana
26. cutie ( 21/08/2007 16:22)
Ika
namaste :lol:
27. fijo ( 21/08/2007 22:24)
raha foy ny teny mananelatra ka tandremo ry zanako
28. cutie ( 21/08/2007 22:38)
zay izy vo tena manankery :)
29. fijo ( 22/08/2007 21:57)
eka ozyyyy
30. cutie ( 22/08/2007 22:34)
:D:D:D:D
31. fijo ( 22/08/2007 22:46)
bedy eo ndry mitsiky an
32. cutie ( 22/08/2007 22:50)
tsy raharahako :-D
33. fijo ( 22/08/2007 23:06)
ndao ary.lazain'ny olona fa tsy ampy fahalalana eo fa mitsiky fotsiny
34. cutie ( 22/08/2007 23:09)
:-D:-D:-D:-D
efa we tsy raharako
35. ikaretsaka ( 23/08/2007 02:07)
nga cutie "mpanao raharaha?"
36. cutie ( 23/08/2007 11:20)
an3:-D:-D:-D:-D
37. ikaretsaka ( 23/08/2007 12:41)
ngamba azo @ izay ny point-ko eto
38. cutie ( 23/08/2007 14:08)
nisy tsy nahazo nga :-D
39. fijo ( 23/08/2007 22:00)
mifampisambora ao e
40. cutie ( 24/08/2007 03:01)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0081