Momban'ny BIZOURK * hita tamin'ny tranonkala ARF

1. SHOAN ( 14/08/2007 09:43)
:*Momban'ny "BIZOURK"
Ho an'ny namana serasera
Tsara angamba raha haveriko amin'ny tény malagasy eto ilay soratra voatery nofafàn'ny webmasitera .
momban'ny édito n° 102 ao amin'ny tranonkala rainizafimanga izy io ka tsara ho hitan'ny bé sy ny maro fa momban'ny serasera.org sy momban'i héry.
Azontsika vakiana izy io raha mi-klik amin'ireto
http://razafimahazo.free.fr/Descendants/Edito_arch/EditoArchive.htm
www.rainizafimanga.com
ary koa ao amin'ny www.netgasy.com/Shoan
Mazava hoa azy angamba fa tsy misy bizourk forcé zany ka mba hiangàviako ilay olona mpanankorontana mba tsy hamerina izany.(mahatsapa-tena izy satria olon-kendry)
:arrow:izay forcé nanomé bizourk na ho an'iza na ho an'iza dia aleo mba hilàza ny anarany. Amin'izay mazàva ny resaka.
Misaotra ireo manomé bizourk amin'ny fony sy tsy misy fanéréna.
:arrow:bizourk ho an'i héry:lol::P:*
:arrow:Bizourk ho an'i diam':*:-* ftma fiffi badouda aloalo kelly stretch simplex cazal SylvianeB :-*kalamako majakely et tous les autres :*:-*fa lava loatra raha soràtana eto daholo hihihihih:D:D:D:D
Koa dia BIZOURK ary ô
:*
hoy Shoan (l)
novalian'i sympa ny 22/08/2007 20:15
2. SylvianeB ( 14/08/2007 09:53)
marina tanteraka ny lazain'i Shoan :D
izaho aloha dia manome tsy terena velively minhintsy ary tena omeko amin'ny fo ny bizourk é:*:-*
raha vao manana tahiry aho dia maika hoeko an'i Shoan
:*:*:*:*
3. fasaly ( 14/08/2007 10:10)
:) fangah misy blem ny bizoroka azon'i shoan????:roll::-D:-Dmisy manao alahelo bizoroka mitsy ato zany:-P
4. diamondra27 ( 14/08/2007 10:19)
shoan a! aza manaiky mihintsy akia a,tsy misy forcé zany ny fanorohana andry fa tena ampo, ary mahafinaritra ahy aza
de rehefa tsy ampy tsony ny any @ tahiry de eto @ kisarisary ndray no omena

sylviane: zany ange ho'aho e! faly mandray andry ey e!de bizoroka be koa ho andry:-*:-*:-*

5. Fiffi ( 14/08/2007 10:19)
SHOAN: de rien akia an ! de ao fa mbola hampiana njay kalou....:):-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
6. ftma ( 14/08/2007 10:19)
lol misy mialona foana anie rehefa top biz'oroka e, mahazo tsikera foana, za efa nahazo izany hoe "i ftma ihany manome biz'oroka an'i ftma" "rehefa miditra ihany ftma vao mitombo ny biz'oroka" sns
aza mivakiloha @ izany ry SHOAN fa eto rehefa misy namana mba tian'ny rehetra dia misy manaratsy foana
biz'oroka vokatry ny fo aloha ireny nalefako anjy ireny e :-*
fasaly: ka te ho top ilay mialona io ko :-*
7. Fiffi ( 14/08/2007 10:23)
shoan: de ao akia mbola ampiana an'ity koh an !
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-offre-fleurs.gif[/IMG]:-*:-*:-*:-*:-*:-*
8. diamondra27 ( 14/08/2007 10:27)
za efa nahazo top bizoroka fa tsy nisy nanenjika , jereo ange ny archive e! t@ herintaona ,hihihi:-D, mbola tsy terakal e mpanenjika t@izay angamba

refa mahazo bizoroka de raiso fa kristiana tsy manà fanomezana e!

bizoroka koa ve de hita ampialona, tena efa tsisy atao le olona.


ftma: za toa tsy nanome bizoroka andry mitsy akia ô!sa mba efa nanome?

:-*"le chien aboie la caravane passe"
DM :-*
9. Fiffi ( 14/08/2007 10:29)
diamondra27:

za efa nahazo top bizoroka fa tsy nisy nanenjika , jereo ange ny archive e! t@ herintaona ,hihihi:-D, mbola tsy terakal e mpanenjika t@izay angamba

refa mahazo bizoroka de raiso fa kristiana tsy manà fanomezana e!

bizoroka koa ve de hita ampialona, tena efa tsisy atao le olona.


ftma: za toa tsy nanome bizoroka andry mitsy akia ô!sa mba efa nanome?

:-*"le chien aboie la caravane passe"
DM :-*

heu.....tsy azoko kalou hoe juste io bizoroka io ve de hialonana ? :roll::roll: manomé aza atao.....


10. xxx ( 14/08/2007 10:41)
tena misy mpiatsara ivelantsihy mihintsy ato an!
i mim ihany no i f...mpialona bizoroka ato koa mody tsara fanahy eo:-D:-D:-Daza mba voafitaka ny firesaka ivelany sy ny geste ivelany ihany ry ireto fa misy ratys loha ny sasany !
11. ftma ( 14/08/2007 10:52)
ftma: za toa tsy nanome bizoroka andry mitsy akia ô!sa mba efa nanome?
lol efa nanome njy ka fa aza manome intsony fa manjary ... :-*:-* aleo ilay tena izy :D
xxx :D ndraso fa ataontsika top izy @ septembre e
12. diamondra27 ( 14/08/2007 11:03)
ftma: tongava haingana aza de omena e :-*
13. ftma ( 14/08/2007 11:19)
diams: kely sisa dia tonga za ka :-*
14. hery ( 14/08/2007 11:52)
xxx> (andefasako hafatra)

Tiako holazaina ho hitan'ny olona fotsiny fa tsy mim ihany no f. :-) ... vraiment. Manomboka tsy mino ny zavatra hafa nolazainao rehetra aho.

15. SHOAN ( 14/08/2007 12:07)
=)) =))=))=))=))=((=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=))=))=)):-$:-$:-$^:^^:^=D=D=D=D=Dmisaotra hériniaina bel italiano de roma =D=D=D=D=D^:^^:^^:^
16. wooda ( 14/08/2007 13:26)
:) mahavariana, in-droa za izao no efa top @ bizoroka ato @ serasera fa mbola tsy nisy nitaraina tany @ko mihintsiny, asa angambany noho izaho lehilahy? lol
tsy izany fa raha amiko manokana de aleoko lavitra le :* tena izy \"en vrai\" no azoko fa noho ny toerana mifanalavitra sy ny sisa tsy voatanisa de voasolo @ ilay :*:* ilay izy, :°)

De manararaotra eto koa izaho ny misaotra anareo (sy ianao)nandefa :* taty amiko.

SHOAN> hummm, te himeme mafy za ato fa hihihi, ! tohizo hatrany fa mahafinaritra ny mahita olona be fitiavana ohatranao! :*:*:*:*:* :wink:

Tsiky tsiky kely, dia ampy.
17. SHOAN ( 14/08/2007 13:51)
zany angé hoah é ! Zà vé rangàha mba mahazo bizourk dia misy tokony ho tézitra amin'izany vé ?
:oops::?::oops: marina fa mamy kokoa ny bizourk téna izy fa ny bizourk "virtoely" koa angé mba fifandraisantsika sy mba hoe fihavanana é !
misaotra aloha tamin'ireto bizourk bé dia bé :D:D:D:oops::oops:trés touchée shoan:oops::oops:
18. diamondra27 ( 14/08/2007 14:11)
shoan: avelao any zany fa zao ndray e:
refa misy manao commentaire @ sarindry de tokony valiandry le izy fa raha tsy zany de tsy courazy tsony za manome commentaire :lol:
19. kelly13 ( 14/08/2007 19:55)
tsy a la page ndray kelly13, lolll! iza ndray zao manampialonana @ resaka bizourk zao? mi scene mintsy :-D
20. SHOAN ( 14/08/2007 21:54)
hihi mba té hanao animation an'ny forum angamba akia izy dia mba mody misy hoe mialona é machin truc :D:D fa bizourk angé c'est comme le "free hug" é !
c'est sensé ne faire de mal à personne ka dia BIZOURK Bé ary ééééééé =D=))=))=))=))=))=D=((=((:*:*:*:*

kelly13:

tsy a la page ndray kelly13, lolll! iza ndray zao manampialonana @ resaka bizourk zao? mi scene mintsy :-D



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2462