Madagasikara ao amin'ny wikipedia
1. sitlo
(
13/08/2007 16:52)
http://en.wikipedia.org/wiki/Madagascar
Jereo ange eo amin'ilay coat of arms, ilay sary eo ankaikin'ny sainam-pirenena. Jereo ange fa diso tsipelina eh.
Sa tena ohatra izao mihitsy. "REPUBLIKAN'I MADAGASIKARA" hono fa tsy "REPOBLIKAN'I MADAGASIKARA". Sady narahiny fanazavana.

novalian'i Angolaina ny 14/08/2007 08:50
2. sitlo
(
13/08/2007 16:55)
Kay ity ny source: http://vector-images.com/image.php?epsid=7059. Izany Alexei Ishimov, Rosianina angamba izany. :x
3. tsaramaso
(
13/08/2007 17:13)
Izany no mba vitan'itony soit-disant hoe "libre" : zavatra diso tsisy ilaivana azy.
Gnu’s Not Useful http://tsaramaso.blaogy.org/
Gnu’s Not Useful http://tsaramaso.blaogy.org/
4. sitlo
(
13/08/2007 17:16)
Aza mamadi-dresaka, CorelDraw no nanaovana io sary io fa tsy GNU. Ary $3 isaky ny download ny vidin'io sary io.
5. tsaramaso
(
13/08/2007 17:24)
Ny wikipedia izany lazaiko izany : ity boto sy adala rehetra ity mampiditra zavatra diso ao.
Ohatra an'le bandy fanatika linux ihany, misy an'le tsy mahalala an'izay lazainy akory kanefa be zizo ery.
Ny wikipedia lesy tsy azo atokisana a !!!
Ohatra an'le bandy fanatika linux ihany, misy an'le tsy mahalala an'izay lazainy akory kanefa be zizo ery.
Ny wikipedia lesy tsy azo atokisana a !!!
7. tsaramaso
(
13/08/2007 17:53)
Inona moa no idiran'ny Encarta amin'ny zava-diso ao amin'ny wikipedia ?
8. vancleef
(
13/08/2007 20:39)
Ka izay ange noho mahatsara an'i wikipedia ! Rahefa misy olona manao adisoana dia azonaoa ahihitsy dia rehefa misy sary dia tokony asiana référence. Mba nisy diso tsipelany fotsiny ilay sary satria tsy fantany hoe tsy misy litera U @ teny gasy.
Izaho mahita adisona mbola goavana no io @ constitution gasy hoe les langues officielles sont le malagasy, le français et l'anglais. Nefa @ teny frantsay malagasy = malgache ary @ teny anglisy malagasy = malagasy

9. tsaramaso
(
13/08/2007 22:03)
Rahefa misy olona manao adisoana dia azonaoa ahihitsyRehefa misy olona manao hadisoana dia azonao ahitsy
Io izany no excuse hilazana hoe, rehefa misy tsy mety ny wikipedia, dia ny vahoaka no diso ?!!! tsssss
10. sitlo
(
14/08/2007 08:02)
Izay indrindra. Ary i tsaramaso ity mahazo ihany rehefa ela ny ela. :-D
Somary taraiky kely fotsiny. :-D
Arahabaina :-D
Somary taraiky kely fotsiny. :-D
Arahabaina :-D