Andriamanitra be fitia

21. fijo ( 17/08/2007 23:36)
elahy radjery an,zazakely io ve alefa any tsy hiparitaka le.fasaly anie no maitresy be ao e.avy dia vita io,miankohoka ihany fa aminjavatra hafa.
ary ao iz ao tena hiankohoka amin'ny loaharano nipoirana
22. cutie ( 17/08/2007 23:54)
:-D:-D:-D:-D
23. naughtyboy ( 18/08/2007 09:17)
aiza kosa no de ho zazakely foana i salmo isaky ny 1 sekondra lasa de mihalehibe lery:-Dsady androny fahalalahana ko nge zao e
24. naughtyboy ( 18/08/2007 09:26)
saika adinoko fa le boky io ry fijo de otrany zao a,
mino an'i Jesosy za tsy mbola itany masoko Izy mety misy oul manotany za oh. fotsy ve izy sa mainty lava sa fohy,tsy haiko ny valiny nefa tsy manakana ahy mino ny fisiany zany oe tsisy hafa @ io le boky ny voasoratra ao de ze nataony ts1-1 teto antany fa tsy azoko amafisina kosa oe @ teny inona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4065