Ny lanjan'ny fifameana heloka..
21. todisoa2
(
17/08/2007 09:18)
fijo:
todisoa an,ka izao anie e,le hendrika jesoa ita eraky ny sary dia sarina vazaha lahy lava be sy lava volo ary fotsy sy madio tsara.
rehefa natao anefa n reconstitution ny mety ho tarehin'ny olona nisy tamin'izany andron'i jesoa izany,"io dia azo natao avy amin'ny alalan'ny karandoha hita tany aramanie "toerana nisy azy" ary karandoha tamin'ny vaninandro niainany io naverina io"""olona fohy no nisy tany,ary tsy fotsy fa somary maloka hoditra,ary ny olon atamin'izany fotoan aizany di atsy lava volombava sy volo akory fa fohy volo sy somary olioly be ny volony.ka sao dia le jesoa pub no hitan'lay akama no ahiako...
Dia izay ilay fidiran'ny siansa. Ny siansa eto dia approche plus ou approximative no entiny. Ny mety ho endrikendriky ny olombelona t@ izany hitany fa tsy ny tena ilay endrika tiako lazaina. Lay endrika dia mijanona ho image- imagination. Ary ny approche entintsika itondrana ny fanadihadiana dia miainga (à base)@ baiboly foana.
Ny olana mipetraka dia ny porofo ara-tsiansa. Ny siansa dia mametraka loi iray, izay miteraka effet, en relation @ évènement iray. Ny olana eto,mantsy dia ny fi-dater-na ilay tena fotoana nisehoan'io karazan'olona io. Hitantsika fa misy fetrany ny siansa (datation). Na dia mahita valiny aza izy dia misy elanelan-taona na vanim-potoana mipetraka foana. Noho izany, ny tokony haingana dia ny Baiboly hatrany: ny zava-misy, ny vanim-potoana ara-baiboly. Isika tsy afaka miankina tanteraka @ siansa, vu son approximation.
Eo no anaovako hoe, ny endrik'i Jesosy dia azo porofoina fa hita @ireny sary, niainga avy @ inspiration ireny, raha miteraka fibebahana hoantsika ilay izy, fa tsy fihetseham-po fotsiny. Izany hoe ahitana asan'ny Fanahy Masina eo anivon'ilay sary.
22. fijo
(
17/08/2007 23:39)
jereo izao le sarin'ijeso nalefan'i salmo ao,fa i le jesoa hitan'i le olona.jesoa le pub io fa tandremo
23. fijo
(
17/08/2007 23:42)
ka iay taola nakana ilay tarehy io ani emifandraika tamin'ilay vanimpotoana niainan'i lery e;
toa izay koa i oda.le tarehin'i boda ita foana iny anie ka i mikaely angy no nanao azy e.tsy toa iny no tena tarehi'i bod,nefa dia iny no ao antsaina vao miresaka boda.de toa izay koa le rajesosy.
toa izay koa i oda.le tarehin'i boda ita foana iny anie ka i mikaely angy no nanao azy e.tsy toa iny no tena tarehi'i bod,nefa dia iny no ao antsaina vao miresaka boda.de toa izay koa le rajesosy.
24. niryna
(
18/08/2007 00:28)
Mandefitra:
"kristianintianim-poana"
@ IKaretsaka zany rehefa tsy mitovy firehana aminao de na sekta na kristianintianim-poana?
Ary ny mahagaga de mbola tsy nahita Katolika mihitsy aho nanitsy na nanoro an' Ika hoe sao tafahoatra ilay fomba fiteny ... sa zay ilay firaisan-kinam-pinoana Katolika?
=D=D
25. ikaretsaka
(
18/08/2007 01:17)
ie..
amiko dia kristianitianim-poana izay manao "izay tiany ihany no tsimponina fa izay tsy tiana dia avela!
na koa sorena t@ zavatra iray dia naorina zavatra hafa.. tsy naorin'ny Tompo izany fa nanorin-tena
"Raha izay tianao sy mahafinaritra anao ihany no tazoninao amin'ny finoana fa izay tsy tianao dia arianao na lavinao, dia tsy I kristy Intsony no inoanao fa Ianao "

26. booboo
(
18/08/2007 08:19)
Ay ay ay ...soa fa tsy Ikaretsaka no mitsara hoe iza no tena kristiana na tsia sinon efa tany @ varo tsy mifody aby angamba zay tsy katôlika klé ...
27. ikaretsaka
(
18/08/2007 10:56)
na tsy izaho aza no mitsara.. zavatra tena evident be izany!
Ny tompo no Mintsimpona izay tiany sy tsy tiany fa tsy isika
Ny Tompo no mitsimpona antsika fa tsy isika no mitsimpona ny Tompo
Ny tompo no Mintsimpona izay tiany sy tsy tiany fa tsy isika
Ny Tompo no mitsimpona antsika fa tsy isika no mitsimpona ny Tompo
28. paris10
(
18/08/2007 16:53)
booboo:tsia ka! tsy nitsara izy sady hainy tsara fa hoe Andriamanitra ihany no mpitsara.
Ay ay ay ...soa fa tsy Ikaretsaka no mitsara hoe iza no tena kristiana na tsia sinon efa tany @ varo tsy mifody aby angamba zay tsy katôlika klé ...
29. Mandefitra
(
20/08/2007 06:50)
"Raha izay tianao sy mahafinaritra anao ihany no tazoninao amin'ny finoana fa izay tsy tianao dia arianao na lavinao, dia tsy I kristy Intsony no inoanao fa Ianao "
Hoy Kristy:
Marka 9:47 Ary raha ny masonao no manafintohina anao, esory hiala izy; fa tsara ho anao ny hiditra toka-maso amin'ny fanjakan'Andriamanitra noho ny manana maso roa, nefa hariana any amin'ny helo

30. piste
(
21/08/2007 04:25)
Sao dia tsy azon`ny Mandefitra ny tian`Ika holazaina. Ny finoana dia engagement noraisinao fa tsy haitraitra fotsiny. Ka rehefa misy tsy azoazoko dia miala aho. Raha nekenao tamin-kalalahana ny finoanao di atokony hanaiky izay rehetra takin`izany koa. Tadido fa tsy maintsy mandalo Zoma masina na Hazofijaliana ny finoana. Ka raha io no lavinao dia tsy tonga any @ Fitsanganana ianao.
Ohatra : tsy neken`i Piera ny hahafaty an`i Jesoa, ary tsy azony mihitsy. Kanefa notenen`i Jesoa mafy izy : miala amiko ry satana... Toy izany koa ny fanasan-tongotra.
Ary farany dia vakio ihany koa ny Mt 19,16-22

31. Mandefitra
(
21/08/2007 04:45)
Fa inona moa no finoana Takiana hidirana @ fanjakan'Andriamanitra? Ny finoana an'i Jesosy Kristy, zanak'Andriamanitra LahiTokana, nanototra ny Tenany sy ny Rany ho fanavotana antsika.
Koa raha mino Azy aho, ny inn @ zay no antsoin'ilay olo-masina hoe "Raha izay tianao sy mahafinaritra anao ihany no tazoninao amin'ny finoana fa izay tsy tianao dia arianao na lavinao, dia tsy I kristy Intsony no inoanao fa Ianao "? farito mazava hoe azafady

32. piste
(
22/08/2007 03:19)
Voalohany ny finoana dia fiainana fa tsy condition hidirana @ Fanjakan`ny lanitra fotsiny.
Faharoa, betsaka no manipulateur ny Tenin`Andriamnitra ka izay tsy azoazony dia avelany fa izay mifanaraka @ eritreriny ihany no raisiny. Toy izany koa ireo manan-kevitra ny exploite olona @ alalan`ny Soratra Masina.

34. fijo
(
22/08/2007 22:08)
piste ,ny fiainana anie afaka atao tsara na tsy mino aza e.ary ny voalaza ao anaty boky ao tsy marina aby.ka horaisina aby ve?????asa aloha fa nareo mpino ihany no mahita azy eo e
35. piste
(
22/08/2007 23:32)
Mba omeo ohatra hoe: aiza amin`ireo no tsy marina ?
Izay ilay affirmatio gratuite izaymanko no mahavoa antsika matetika.
Izay ilay affirmatio gratuite izaymanko no mahavoa antsika matetika.
36. fijo
(
24/08/2007 23:11)
amarino amiko ary hoe ny fahamarinan'ny hoe "nanasaraka ny ranomasin mena i mosesy fony nitsaoka tany egipta??????
marino amiko kely hoe ny fisian'ny tondradrano tamin'ny andon'i noe?????
marino amiko kely hoe ny fisian'ny tondradrano tamin'ny andon'i noe?????
37. niryna
(
26/08/2007 05:32)
fijo:
amarino amiko ary hoe ny fahamarinan'ny hoe "nanasaraka ny ranomasin mena i mosesy fony nitsaoka tany egipta??????
marino amiko kely hoe ny fisian'ny tondradrano tamin'ny andon'i noe?????
fijo a izay voasoratra ao anaty baiboly dia marina daholo amiko ary tsy mila manome anao ny porofo aho Raha izaho manokana dia efa nilaza ombieny ombieny aho fa izaho sy ny fiainako dia efa porofo mivaingana hijoroako vavolombelona hisolo ireto namana izay mino an'Atra eto amin'ny serasera ary tsy eto ihany fa manerana izao tontolo izao.Eny misy teny mampalahelo toy ny hoe raha tsy mibebaka dia tsy mahazo ny fanjakan'ny lanitra,ny zavatra misy amin'izao fotoana izao dia efa nisy tao anaty baiboly daholo ary nisy efa norarana kanefa mbola misy manao ihany(Aza mijangajanga, aza mitsiriritra vadin'olona, aza mangalatra,aza ..)Ny fanambarana izay voalazan'i kristy dia efa mipoitra daholo(ny tondra-drano,ny mosary,ny mpaminany sandoka,ny mpanenjika ny kristiana,ny mpitsangana milaza azy ho Atr'izao tontolo izao,ny firenena samy hifandramatra,ny ray sy ny zanaka hifamono,ny vinanto sy ny rafozana hifankahala sns..).Tsy misy intsony ny porofo omena anao fa izay ao anaty baiboly dia efa porofo mivainga aminay.Ny porofo tadiavina any aminao dia mba omeo kely hoe raha tsy mahadiso
Omeo porofo aho fa tsy misy Andriamanitra?
Raha hoy ianao hoe "tsy mino Azy aho:,tsy porofo izany amiko fa option fotsiny :roll:
misaotra mialoha:D