lehilahy mifosa [ ]

41. Fiffi ( 14/08/2007 08:21)
humm.....de hoe mifosa hono ny lhl :-D:-D:-D:-D nefa manja le sipa an !
42. sitlo ( 14/08/2007 11:12)
Fa ilay miss momota ohatra ny tsy dia tsara an, voan'ikala shakira mihitsy.
43. menalamba ( 14/08/2007 12:21)
Dé ny lehilahy indray ary ve no lava volo any @ dry zareo Tanzanianina é?:-/
44. kallie ( 14/08/2007 12:54)
lé Angola alou no tiko ra za e, fa asa, mety vendrambendrana angamba nonle sasany
45. sitlo ( 14/08/2007 13:32)
Ny ahy koa. Ohatra an'i Haingo izany eh.
[center]-----[/center]
Ny iray gasy amin'ireo an.
46. ikaretsaka ( 14/08/2007 14:47)
ilay 1 kosa tsy de mi represent an'i angola angamba no mety tsy nahalany azy koa.. ny any angola ny niheverako azy toa afrikanina be koa...
raha gasy aby reo na tavaratra mety hoe azo nekena
47. Papoose ( 14/08/2007 23:26)
tss, fitsarana miangatra ko raha zany k

fa le shakira gasy teo aloha tena ohatran'ny piverotra mofo akondro anaty vitrin @ le mavokely sy fotsy e!:lol:
48. simplex ( 15/08/2007 09:02)
zavatra hafa ndray:

* Mistery:
bandy 2 zay no niteny an'ity anah,
lisany ve tsy matsapa fa ny ankamaroan'ny sipa interessant, k "libre", d advantista doly :?: :roll::)


sitl,
Haingo no iza lesy ? :P
49. fasaly ( 15/08/2007 09:48)
dray dray dray! sou zay fa tsy adventista kay tena ataon'i bandy resabe ny sipa advantista:?:-P
50. kelly13 ( 15/08/2007 09:54)
fa iza no miss mada klou fa tsy arako e, sady nga tsy nande t@ miss univers fa toa tsy hitako? sa za tsy misy solomaso? :?
51. sitlo ( 15/08/2007 14:48)
Haingo lesy mpihra malagasy vao misondrotra. Ao amin'ny myspace ao.

fa ilay resaka advantista mbola tsy koboko. Za ndray efa nanana an'ilay theory hoe raha vao misy sipa interessante dia tsy manao be fietsiketsehana izany. Tonga dia action na tonga dia adaboka, fa ilay misarizoro efa routine be aminy. :wink:

fasaly: => fa tsy :°)

kelly13: ianao ka :°)
52. fasaly ( 15/08/2007 14:54)
sitlo: in lay fa tsy:roll::°)
tsy manao be fietsiketsehana ahoana izany????
mandeha am norme ihany raha te hikoty sipa no mety:-Pnatoraly! mi rester enao ihany fa tsy mamorona fietsika ;-)
53. sitlo ( 15/08/2007 15:16)
tsy vis versa hahaha

fietsiketseha = routine = resto, cinema, blablabla = mahazatra = vulgaire = efa be mpanao = raozy = ...

na natioraly aza izany, na fihetsika tsy noforonina dia efa mankaleo be.

fa tsy haiko eh, za ndray moa ve no nde hiteny an'i fasaly an'izany.
Ilay coco no tena miasa, reflexe etsetra fa raha vao routine efa ehhh. Raha sipa interessante izany, aza manatena mihitsy hoe ao anatiny 10 premiers nikoty anazy ianao. Any amin'ny cent et unieme any nga hoe. :°)

54. Papoose ( 15/08/2007 22:33)
simplex, za lo sipa mety tsy ho interessant fa libre nefa tsy adventiste le!d ahon ko zany?:lol:
55. karinah ( 18/08/2007 16:33)
kallie:

:-D:-D:-D efa vôsoratra io (Karinah)

Kallie: ôtran'ny filipina izany ny fahitàko ny endriny, :x:-D... zà ve nahalala...:°)




56. xxx ( 18/08/2007 18:57)
Fiffi:

humm.....de hoe mifosa hono ny lhl :-D:-D:-D:-D nefa manja le sipa an !
manja mintsy, de mampifosa angamba!!


57. simplex ( 18/08/2007 22:02)
papoose:
simplex, za lo sipa mety tsy ho interessant fa libre nefa tsy adventiste le!d ahon ko zany?
za hirara :b:b
58. simplex ( 18/08/2007 22:09)

* iza no tsara kokoa,

- sipa "dondrona", tsy misy azony mintsy ze kozin'la rehetra na hoe tsy mapme azy mintsy

sa

- sipa "bekonetaka", sady lakoly be no mitomany foana isaky ze misy zavatra kely zao.
59. fasaly ( 19/08/2007 07:03)
:-D:-D:-D:-D:-D: simplex: aleo tsy misy fa vizana eo toi manome formation:-D:-D:-D:-D misy ny tsara kokoa nohio ireo any ho any;-)
60. ikaretsaka ( 23/08/2007 13:19)
simplex:

zavatra hafa ndray:

* Mistery:
bandy 2 zay no niteny an'ity anah,
lisany ve tsy matsapa fa ny ankamaroan'ny sipa interessant, k "libre", d advantista doly :?: :roll::)



tena toa izany tokoa leitia e!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3644