lehilahy mifosa [ ]
24. fasaly
(
13/08/2007 11:59)
ka refa mifidy miss nge tsy ny endrika ivelany ihany no tsaraina e!:-P
25. mamzelkely
(
13/08/2007 13:23)
k io miss univers io aza hono niteraka polémik be tany Japon ny fahalaniny ko hihi
fasaly ôtrany ts de tiko zany i shakira eo am le sary miaraka am vadiny io :? ôtrany ts de hita angamba ny makiazy de ôtran ratsy izy :°)
fasaly ôtrany ts de tiko zany i shakira eo am le sary miaraka am vadiny io :? ôtrany ts de hita angamba ny makiazy de ôtran ratsy izy :°)
26. ikaretsaka
(
13/08/2007 13:45)
fasaly:
ka refa mifidy miss nge tsy ny endrika ivelany ihany no tsaraina e!:-P
hum.....:wink:
27. fasaly
(
13/08/2007 14:22)
mamz: ka i shakira nge niova be e! tsy tia manao makiazy trony hono fa natoraly:wink::-D:-Dizy aza azo azo fa lay vadiny an! tssssss tsy tiko klou e! ôtran'ny ramanonaka zany:wink::-D:-D:-D:-D
fa sahira nge sipa simpla ihany e! izay no itiavako azy kounkou sady tia manao asa soa;-)
ika: lozana mi pi maso fotriny zany???fita fa marna zany kou! ny eto aminay klou refa misy fifidianana miss de tsy ny endriny ivelany fotriny no maha lany azy e!:-D:-D:-D

28. simplex
(
13/08/2007 14:28)
mamz:kiiiiiiiiiii za nefa mahita fa zao ary izy no somary botrabotra, sy mba naturelle kanou :°):}:P
fasaly ôtrany ts de tiko zany i shakira eo am le sary miaraka am vadiny io ôtrany ts de hita angamba ny makiazy de ôtran ratsy izy :°)
29. simplex
(
13/08/2007 14:34)
fasaly,
k ra le ivelany no tsy mahavoa d efa tokony tsy ho lany match akory :roll:
izy sady somary petaka no hita taratra fa tsy hoampy sakafo ny zanany ratrizay :°):-P:-D:-D
30. kallie
(
13/08/2007 15:10)
http://www.linternaute.com/television/magazine/miss-univers/
ty lé miss.
ty lé miss.
31. kallie
(
13/08/2007 15:12)
http://www.tuxboard.com/index.php/?2007/05/22/805-photo-le-concours-miss-univers-2007
fa tsy aiko alo ny intellect ny fa bdb no manja no lé japon ko, jereo reo
fa tsy aiko alo ny intellect ny fa bdb no manja no lé japon ko, jereo reo
33. sitlo
(
13/08/2007 15:37)
Ilay angola sy republique dominicaine no ohatra ny tsara. Dia ilay Japan koa. Dia ilay grece.
Dia shakira natioraly.
hita mihitsy mamz hoe miondana yaourt parfumé
Dia shakira natioraly.
simplex:fasaly ôtrany ts de tiko zany i shakira eo am le sary miaraka am vadiny io ôtrany ts de hita angamba ny makiazy de ôtran ratsy izy
kiiiiiiiiiii za nefa mahita fa zao ary izy no somary botrabotra, sy mba naturelle kanou
hita mihitsy mamz hoe miondana yaourt parfumé
34. fasaly
(
13/08/2007 15:45)
simplex:
fasaly,
k ra le ivelany no tsy mahavoa d efa tokony tsy ho lany match akory :roll:
izy sady somary petaka no hita taratra fa tsy hoampy sakafo ny zanany ratrizay :°):-P:-D:-D
kamazava wazzz tsy maitsy tsara dool no ho lany miss kalou fa tsy maitsy misy ny lany miss anaty ny miss maro ho fidina, donk sam tsara dool fa tsara ivelany dool fa tsy maitsy mba misy ny zvtr en plus zany e!:-P
35. fasaly
(
13/08/2007 15:47)
Rasiligaoma:
fasaly> endrika anaty inona aloha io eee:^)
rasiligoma kou tssssss:x:-D:-Dtsy endrika anatiny wa fa endrika ivelany...fa ny intelect no ilaina sy ny personalité...ireo kou mi compte be refa mitsara miss lol....:-P
36. fasaly
(
13/08/2007 15:54)
simplex:
mamz:kiiiiiiiiiii za nefa mahita fa zao ary izy no somary botrabotra, sy mba naturelle kanou :°):}:P
fasaly ôtrany ts de tiko zany i shakira eo am le sary miaraka am vadiny io ôtrany ts de hita angamba ny makiazy de ôtran ratsy izy :°)
poika; i shakira aza efa botrabotra kely hatrizay foana knou! amzao izy no lasa somary nahia matawatra sao tsy tafiditra anaty akanjo mariazy ngamba:-P
ny feany sy ny hanche iny an! hummm botrabotra hatrizay foana ary ny fesse ny en forme foana kosa izy e!:-P reveko foana klou na amzao na taloha e! sady tsy mba taitaitra zany otran'ny ry jennifer lopez sy ny tariny fa une joba simple:-D:-D:-D
37. simplex
(
13/08/2007 16:08)
fasaly,
:D:D:D
mpankafy an :°):roll::-P
Aleo izy botrabotra toy izay mahia kely e.
Zany hoe le matavy loatra otran'ny t@ 2000 mou sa oviana no nisy an'le live MTV uplugged iny,:-w pas bien, pas bien du tt.
ary lava be doly le fidina miss univers an :P
sitl,
miss Nicaragua aza adino an ;-):)
38. fasaly
(
13/08/2007 16:41)
tsy hitako ndray zany izy vondraka beuh! zany:?
ary toy izao zany lay bandy refa mifosa...:roll:tô mafnaritra ihany:-D:-D:-D:-D
ary toy izao zany lay bandy refa mifosa...:roll:tô mafnaritra ihany:-D:-D:-D:-D
40. fasaly
(
14/08/2007 07:59)
enjana be wa ry kallie! voafosa hatram moment nampatavy anlay sipa:-D:-D:-D:-Dhoe toa tsy misy mahazàka lay sipa iny ...
ry ikaretsaka ry rasiligaoma toundé we ny endrika anatiny avi hatrany:wink::°):-D
ry ikaretsaka ry rasiligaoma toundé we ny endrika anatiny avi hatrany:wink::°):-D