Iray ihany isika ao amin'ny Kristy Tompo!

21. ikaretsaka ( 15/08/2007 00:13)
ko hita fa izany ko
lasa anarany fotsiny

[quote-izaho]Raha tena te ho iray, dia ataovy ny fihezahana, ankasitrahana i niryna fa efa milofo amin'izany tokoa, dia manamafy ny tenin'i Tywa sy i hery hoe manomboka amin'ny zavatra kely io e..
ny dingana voalohany foana no mikaonty e[/quote]
22. niryna ( 15/08/2007 00:27)
ikaretsaka:

ko hita fa izany ko
lasa anarany fotsiny

[quote-izaho]Raha tena te ho iray, dia ataovy ny fihezahana, ankasitrahana i niryna fa efa milofo amin'izany tokoa, dia manamafy ny tenin'i Tywa sy i hery hoe manomboka amin'ny zavatra kely io e..
ny dingana voalohany foana no mikaonty e

[/quote]
Miankina amin'Atra io,isika rehetra tsirai2 no mandalina ny teniny ary miezaka sy mivavaka ny ampihatra izany ato.Io dia ezaka voalohany ka hizara sy hifanohana fa tsy hifampitsikera lava.
Ohatra hoe izaho tsy afaka namaly ny ankizy,ika izao namako ato dia ika no manampy ahy hoe efa nimenomenona tokoa i niryna izay fa tsy mety mivoaka hono ny valiny.Miainga amin'ny zavatra kely tokony dia lasa miova ity sehatra ity.Toa takany tsy andriko izany ary toa lasa miverina ato daholo ireo ankizy marary ny fony rehefa voadona amin'ny ataon'ny hafa.Izany ny ahy no tena faniriako.:D:D
Mila miambina ny vala izany isika rehetra fa sao lasa mirongatra ny ondrikely,sady mila manana fitaovana hiadina sy ampinga hoentina miambina ihany koa.Izay mpiambina ihany koa dia hiangaviana mba hampiditra ny ondry very ao anaty vala ka omena ronono fa mbola tsy mahazaka ventin-kanina(Izany hoe raha manontany matetika dia mbola valiana foana fa mety tsy mbola mahazo).Izany ry ika ahoana ny hevitrao.:D

23. ikaretsaka ( 15/08/2007 11:23)
Miankina amin'Atra io,isika rehetra tsirai2 no mandalina ny teniny ary miezaka sy mivavaka ny ampihatra izany ato.Io dia ezaka voalohany ka hizara sy hifanohana fa tsy hifampitsikera lava.

raha misy fiheverana diso, tsy maninona ny mifanitsy sy mifanoro hevitra ary mifankahalala izay fiheverana izay .

"Dia mila omena sakafo ny ondrikely fa tse tenitenenina fotsiny" (St Jean Vianney)
24. niryna ( 15/08/2007 12:47)

mofon'aina no sakafo omena azy.
25. ikaretsaka ( 15/08/2007 14:56)
ny vatany mihitsy no omena azy ka.
fihinana io ho'zy an!
26. fijo ( 15/08/2007 21:22)
tromba ve io sa tsia e???
27. niryna ( 15/08/2007 21:55)
fijo:

tromba ve io sa tsia e???

Ny tromba olona hipetrahan-javatra ary misy herin'ny satana ao amin'ny mahatonga azy hihetsika,sitranina amin'ny fanafody ary hafaky ny fivavahana ihany koa.

28. niryna ( 15/08/2007 22:03)
ikaretsaka:

ny vatany mihitsy no omena azy ka.
fihinana io ho'zy an!

Eny e ,ka kristy anie no mofon'aina e(bread of life),omena hery isika ny hanatona azy na inona na inona manjo fa mahavaha olana rehetra izy.Izany no mahatonga azy manana anarana beeeedia be.Izay tadiavina dia ao amin'ny daholo izany raha miantso ny anarany sy mino azy ary manatona azy.

29. ikaretsaka ( 16/08/2007 01:57)
dia eat the the bread, and the word
30. ikaretsaka ( 16/08/2007 01:59)
tsy ny bokin'ny fiainana ihany, fa ny mofon'ny fiainana koa!
31. fijo ( 16/08/2007 23:10)
ny tromba ry niryna dia olona hipetrahanjavatra.ekeko.fa ny fanahy lazaina fa masina koa anie avatra mipetraka amin'ny olona e.tromba daholo io na fanahy masina na fanahy tsy masina.
32. ikaretsaka ( 18/08/2007 21:56)
efa nohazavaiko teto io.
Raha fanahy mandalo fotsiny izany tsy fanahy masina izany.. ny fanahy masina tsy mandalo fotsiny fa mitoetra
T@ patekosata ny Apostoly dia nidinan'ny Fanahy Masina dia tao aminy mandrakizay,
fa tsy hoe mivavabavaka eo dia iny fa midina .. mi wawawa dia lasa izy avy teo

raha izay mantsy dia toy izany kao ny ataon'ireny mpanao tromba anie
33. niryna ( 20/08/2007 03:16)
ikaretsaka:

dia eat the the bread, and the word

=D
34. niryna ( 20/08/2007 03:21)
fijo:

ny tromba ry niryna dia olona hipetrahanjavatra.ekeko.fa ny fanahy lazaina fa masina koa anie avatra mipetraka amin'ny olona e.tromba daholo io na fanahy masina na fanahy tsy masina.

:roll:
35. niryna ( 20/08/2007 03:24)
ikaretsaka:

efa nohazavaiko teto io.
Raha fanahy mandalo fotsiny izany tsy fanahy masina izany.. ny fanahy masina tsy mandalo fotsiny fa mitoetra
T@ patekosata ny Apostoly dia nidinan'ny Fanahy Masina dia tao aminy mandrakizay,
fa tsy hoe mivavabavaka eo dia iny fa midina .. mi wawawa dia lasa izy avy teo

raha izay mantsy dia toy izany kao ny ataon'ireny mpanao tromba anie

ika ianao ve efa nahita olona nalana devoly? Efa nahita olona mivavaka amin'ny razana?
Misy olona mivavaka amin'ny razana ary mamono omby ary dia ararany eraky ny fasana ilay ra.Tadidiko mbola kely aho no nijery ireny ary avy eo ry zareo mizara ilay henomby ho an'ny fokonolona.

36. ikaretsaka ( 20/08/2007 23:31)
ka inona no ifandraisan'izany @ fanay masina mitoetra?
37. mimich ( 21/08/2007 13:23)
vavolombel:

zah aloha tsy afak ny hiray amna katolika sanatriavina

?????, mahazendana ihany raha sahy mitonon-tena ho kristianina ianao amin'izao.izany hoe mpanara-dia an'i kristy, nefa na ny didim-pitiavana napetrany aza tsy anaovanao ezaka kely akory
.... tiavo ny fahavalonao (raha atao hoe ny "Katolika" izany ilay fahavalonao :roll::roll::roll::roll:)
38. niryna ( 26/08/2007 04:12)
mimich:

vavolombel:

zah aloha tsy afak ny hiray amna katolika sanatriavina

?????, mahazendana ihany raha sahy mitonon-tena ho kristianina ianao amin'izao.izany hoe mpanara-dia an'i kristy, nefa na ny didim-pitiavana napetrany aza tsy anaovanao ezaka kely akory
.... tiavo ny fahavalonao (raha atao hoe ny "Katolika" izany ilay fahavalonao :roll::roll::roll::roll:)

hitakou,kanefa isika rehetra iray ihany ao amin'i kristy.Na miaraka aminy na tsy miaraka aminy.Tsy misy mafanafana izany na mangatsiaka na mafana:D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1534