Statistika

1. imalala ( 08/08/2007 13:44)
Ny lhl no betsaka eto @ serasera noho ny vhv,
Inona no mety ho antony
novalian'i lapino ny 12/08/2007 00:07
2. lapino ( 08/08/2007 13:54)
satria ny vehivavy tsy dia mahay internet loatra :b:b
3. Fiffi ( 08/08/2007 13:55)
bdb....mety ny vhv
- sahirana am fitezaina ny ankizy ?

-tsy mora ny fikarakarana ny tokatrano ?

-miasa nefa rehefa mirava mbola henjehina daholo ny baby sy ny vohitra ?

-ny lhl miasa de manana beaucoup plus d'opportunité ahazahoana PC hi-surféna ?
4. Fiffi ( 08/08/2007 13:57)
"lapino":
satria ny vehivavy tsy dia mahay internet loatra
heu.....plutôt hoe:
"Fiffi":
-ny lhl miasa de manana beaucoup plus d'opportunité ahazahoana PC hi-surféna ?
5. simplex ( 08/08/2007 17:13)
lap:
satria ny vehivavy tsy dia mahay internet loatra :b:b
heu...plutot hoe:
simplex:
ny vevavy tsy mahay misoratra anarana :roll::°)
6. nanoukely ( 08/08/2007 19:05)
lapino:

satria ny vehivavy tsy dia mahay internet loatra :b:b



[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Ordinateur/ordi-poing.gif[/IMG]
:-D:-D:°)
7. Fiffi ( 08/08/2007 19:52)
simplex: aiza kosa akia ? io ve de tsy ho hay ? :{:{
8. booboo ( 08/08/2007 21:16)
satria booobaka beee ny lhl mampiasa ps zato amby arivo
9. wooda ( 08/08/2007 21:48)
:°)

imalala-> mety maro noho ireo hitanao ireo ange ireo vehivavy mpikambana ato fa manao sarin-dahy amin'izay tsy maro manelingelina eh! :wink: Fa io efa nambaran'i Fiffi io ny antony sasany.

:-D:-D nanoukely tena efa "spécialiste" amin'ny internet izany ry lapino, na za izao aza mangataka vonjy aminy indraindray! lol

simplex-> :-D:-D misy mahamarina an'izany! (mila vonjy?)
10. lapino ( 09/08/2007 00:02)
wooda, tsy zany fa vazivazy iny, somary provoc :wink:

Fa ny mety ho antony dia hoe : rehefa mahazo telefon ny vehivavy dia ampy azy izay; iny koa moa no tsy mila misoratra anarana intsony :°)
11. xxx ( 09/08/2007 04:01)
imalala:

Ny lhl no betsaka eto @ serasera noho ny vhv,
Inona no mety ho antony

Misy lahy milaza ho vavy ary mifanohitra izany ka tsy dia azo antoka ny isa,misy koa manana pseudo maro dia ny lahy no tena manao an'io.

12. wooda ( 09/08/2007 07:46)
lapino,=))=)) aoka marina moa eh! telefaonina tsisy crédit!
13. Fiffi ( 09/08/2007 14:24)
:-D:-D:-D:-D
14. lapino ( 12/08/2007 00:07)
wooda, rehefa tratran'ny illimité izay anefa dia aoka fotsiny :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3578