Bokin'ny Fahendrena
22. Fiffi
(
07/08/2007 16:33)
hery:ao fa vakiana zany....
Ny ahy indray raha hanomboka hamaky an'ireo boky ireo ianareo (tsy lava io fa pejy maromaro fotsiny) dia atombohy amin'ny Fahendrena sy Eklesiastika.
23. caprio
(
10/08/2007 21:27)
fiffy>>>ary fiffy zany anisan'ilay manaradrenirano fotsiny,fa nga refa tsy hita ao anatin'ny baibolin-tika dia boky no filaza azy fa tsy baiboly,de azavao ary we inona ny atao we baiboly?
25. ikaretsaka
(
11/08/2007 15:24)
ka rehefa mianatra anie ry caprio tsy maintsy manara-drenirano aloha e!
ary efa vonona aza izy hanampy sy handalina ireo tsy ampy mba haha lalina kokoa ny finoany, azy izany fa tsy anao!
fiffi.. mahereza e
ary efa vonona aza izy hanampy sy handalina ireo tsy ampy mba haha lalina kokoa ny finoany, azy izany fa tsy anao!
fiffi.. mahereza e
