hisaram_panambadiana aho!!!!
21. eiluj
(
09/08/2007 07:00)
an'i tsoraka
misaotra anao namaly fa saingy zay le hoe tsy eo aminao ny lelo d hoe aisino,raha niasa izy tsy olana satria maro anie ny lehilahy manambady nefa manao sipa saingy tsy mbola nahita aloha zaho ny tsy nahita ngamb mandainga fa vitsy zany hoe efa sady tsy miasa no mbola mampirafy,vehivavy iza no hahazaka zany?????enao zany sady hamelona no mbola ampirafesina koa en plus efa sady tsy mahita fitiavana aminy d misy olona vonona ny hanome ahy zany ve d tsy hiditra aho,tsoriko aminao fa isan'ny nanala ny adi-tsaiko ny fisian'io ol io ary manampy ahy hatry zao na ara_bola sy @ rht,fa raha tsy zay ngamb efa namono tena aho

22. lembelo
(
09/08/2007 08:36)
Mazava tsara ny resaka ry Julie fa raha tapa-kevitra hianao - ary mazava ny ao an-tsainao, fa io moa no vato misakana matetika, matahotra hoe sao mandray fanapahan-kevitra diso - dia tsy maintsy izao no manao zavatra fa tsy mety ny mampitarazoka toe-javatra tsy mazava : ny taona mandroso, ka sao tara raha hiova fitàna. Misy torohevitra kely omeko anao (azonao an-tsaina fa efa nandalo teo amin\'ny toeranao aho), alohan\'ny hanatonanao avokà.
- Ataovy an-tsoratra daholo ny zavatra rehetra. Ny zava-nitranga (inona, oviana, taiza). Na tsy nisy huissier aza manampy foana io, sady mampilamina ny ao an-tsainao koa izany. Azonao ampiana ny fihetseponao. Azonao atao toy ny tableau dia avy eo velabelarina.
- Raha tsy mety manao divorce par \"consentement mutuel\" ny vadinao dia mila mailo ihany hianao : sao hianao tonga dia mandeha, any Madagasikara ihany no misy ny hoe \"misitaka\", fa ny amin\'ny tany hafa izany dia \"abandon du domicile conjugal\".
- Aza adino ny mikarakara tena sy mikolokolo vatana. Dans de telle situation, l\'estime de soi et l\'estime des autres comptent bcp (miala tsiny amin\'ilay vary amin\'anana e), ary manampy faharerahana ny fitseran\'ny hafa hoe \"ny paozin-dry Julie zany koa dia tena resy am-panambadiana\".
- Farany (nefa lehibe). Manana faharetana, ary aza maika \"mi-s\'afficher\" amin\'ny olon-tianao vaovao. Ny \"manifestations sociales\" samihafa no tiako holazaina. Tsy hoe miafina akory no tena dikany, fa ataovy mazava sy madio aloha ny toerana ialàna. Izany koa no hampa-marimpototra izay zavtra aorinao ao aoriana.
Izay aloha fa mahereza eh.

24. sakaizakely
(
09/08/2007 12:24)
Marina fa ilaina eo @ fitaizana ny zanaka ny RaD roa tonta. Nefa koa tsy tokony hadino fa ny RaD no modelin'ny zanaka. Ka inona no "image"n'ny dada eo @ zanany raha kamo velona tsy manankasa fa miandry tolorampotsiny izany ? Négatif be ny endrika asehony ny zanany ka noho izany tsy dia indispensable izy raha resaka fitaizana. Vous pouvez vous passez de lui
Ary na hiverina eo aza ratsiraka anga ve tsy olona expérimenté no apetrany eo @ governemanta fa tsy mpitango lalitra 8O Tena miandry tsy misy tsy récupérable intsony nenareo
Amiko raha miala aminy ianao dia tsy very (tu ne perds rien)
Bon courage de araho tsara ny torohevitry lembelo

25. tsoraka
(
10/08/2007 09:31)
Izaho tsy niteny hoe tsy mety ny nataonao akory fa milaza fotsiny hoe tsy mifandray ireo teny roa ireo. Ny Atra tsy andrin'ny hafa midika hoe miandry fotsiny tsy mamaly ary miandry an'Atra hamaly. Izay fanapahankevitrao dia tsy misy afats'ianao ihany no mitaty ny vokany ary ny zanakao koa moa tafiditra. Na manao ny mety aza ianao rehefa sendra ny olona hafahafa dia miafara amin'izany. Tsisy tsiny mihintsy fa na ny zaza aza mahafantatra rehefa mahita ny ataon'ny Dadany manao vehivavy hafa. Aza mba manenina @'izay fanapahan-kevitra noraisina.
26. eiluj
(
10/08/2007 12:45)
an'i lembelo
misaotra @ toro_hevitra fa tena itako misy azo raisina betsaka ao @ lazainao
marina mht le lazainao hoe aza maika @ ol tiana hafa fantatro mht io fa marina saingy tsy afa manoatra aho satria karazany mijanona ny fianako raha vao tsy nisy azy satria na ny vola entiko mihetsika aza d aotra manatody no iainako,anantena an'iza moa zaho
itako lafi_ratsiny mantsy d ity,za h@ nampisy olana teo @ vadiko d tany aminy foana ny androtoky ny fiainako,mety ny entako ngamb no tsy any aminy iray manontolo fa izaho rhf tsy mianatra na tsy miasa d any aminy foana,tsy d tiako loatra anefa io fa manjary sao aho araraotiny,ny antony mantsy d zao izy efa 37 ans tsy mbl niteraka ary tsy mbl nanambady hatry zao,efa nanana fiancé 10ans niarahana zareo fa tsy nifampiteraka d nisaraka,ka ti ary za ataony fitaovana fotsiny hoe ampiany aho zao d tambatambaziny d iterahany d lasa @ zay izy miverina @ olon_tiany taloha miaraka @ zaza aiza no tany alehako eo
za entiny any @ famille rht presenteny hoe vadiny ito no vadiko zay no mandede any nefa inona moa no atao hoe vady ol 2 efa vita fomba rht fa tsy hoe zay itanao rht eny d atao hoe vady
teneniko azy io d ny valiny azoko d hoe za anie vonona fa ianao no mbl tsy azo idirana e
ka ny tiako tenenina d hoe mila mieritreritra tsara a mba tsy ahatongavana @ zay ohatra za tsy hiteraka aminy raha tsy vita raharaha aminy raha izay koa ny lalana tiako aleha ohatra fa ny saiko aloha zao tena mbola vide b
mba mila mahalala fomba zany izy aloha zay a vao miditra betsaka aminy na d efa supposeny vadiny an-trano aza aho @ zao
ny hevitra mbola akaiky ahy @ zao d hifindra trano eny @ parentko aho d eny za sy ny zanako d zay mahasahy miditra fa isan'ny fijanonako neutre aloha zay
le vadiko @ zay rhf mankeny aminy aho maka akanjo eny satria mbl misy entako eny d manery ahy hanao rapport sex hon nefa ny olana tsy mbola miravona za miteny aminy hoe aleo za hieritreritra aloha d tsy mety izy fa ny zavatra tadiaviny d atsipiny ny hevitra d tsy maintsy hanaiky aho fa tsy mahazo mieritreritra d zao izy tezitra fa tsy manaraka ny sitrapony aho d ampiditra divorce hono
tsy manan-kolazaina aho fa zay ataony eo fa zaho mbola anatin'ny mieritreritra zao d ampy zay
zay ndray zany aloha e

27. evasoa
(
10/08/2007 13:25)
julie
na ilay sipanao koa aza toa tsy atokisanao koa ?
Matoa ianao miahiahy azy dia misy antony ao. Tsy azonao antoka izy
Ny hiteraka fotsiny ve no tadiaviny ?
ka raha ity ry zareo nifampiteraka, de ho nataony inona ianao ?
Mbola tsy eo ampelatanany ianao, mbola tsy adidy ho azy ny famelomana anao sy ny zanakao dia toa karazany mbola mamy ny fiarahana. Dinidiniho ihany ny momba anareo roa
Ilay vadinao moa izany dia tena tapakevitra ianao hisaraka aminy. Mety izay hoe hiverina eny @ RaD nao aloha. Tsy fanaratsiana azy fa vady mi forcer anao izany nefa fantany ianao fa tsy manana envie izany dia anisan'ny biby. Mendrika azy ny fialànao any aminy. Avelao izy hampiditra divorce any, ny anao koa ampidiro dia samy lasa izao.

ka ti ary za ataony fitaovana fotsiny hoe ampiany aho zao d tambatambaziny d iterahany d lasa @ zay izy miverina @ olon_tiany taloha miaraka @ zaza aiza no tany alehako eo
Matoa ianao miahiahy azy dia misy antony ao. Tsy azonao antoka izy
Ny hiteraka fotsiny ve no tadiaviny ?
efa nanana fiancé 10ans niarahana zareo fa tsy nifampiteraka d nisaraka
ka raha ity ry zareo nifampiteraka, de ho nataony inona ianao ?
Mbola tsy eo ampelatanany ianao, mbola tsy adidy ho azy ny famelomana anao sy ny zanakao dia toa karazany mbola mamy ny fiarahana. Dinidiniho ihany ny momba anareo roa
Ilay vadinao moa izany dia tena tapakevitra ianao hisaraka aminy. Mety izay hoe hiverina eny @ RaD nao aloha. Tsy fanaratsiana azy fa vady mi forcer anao izany nefa fantany ianao fa tsy manana envie izany dia anisan'ny biby. Mendrika azy ny fialànao any aminy. Avelao izy hampiditra divorce any, ny anao koa ampidiro dia samy lasa izao.
28. xxx
(
10/08/2007 14:46)
hafahafa ihany marina izy izany, tsy nolazainao mialoha kay ny momba ity olo-tianao vaovao
Fa izao e: saraho 2 ny olana ,
1/ regler-o aloha ny momba ny vadinao : hisaraka na tsia
2/ dia jereo indray ny momba anareo 2 vaovao avy eo : mifankatia sy hivady sa tsia
ny fahitako ny lazainao indray mantsy dia izao, toa te hisaraka ianao raha toa ka azonao antoka fa hanambady anao ilay bandy faharoa

29. eiluj
(
11/08/2007 11:58)
an'i evasoa,
misaotra @ toro_hvt,
mazava ny fanapahankevitro fa hipetraka any @ misy an'i raiko aho aloha,na izany na tsy zany ts misaraka @ le olona miaraka amiko zao io aho saingy aleo miverina zero mht aloha ny saina zay vao mieritreritra zavatra hafa
raha ny eritreritro koa aloha otran'ny tsy maika ny hanambady zany aho raha tsy efa milamina tsara ny rht zay vao mieritreritra an'zany fa izaho aloha tsy miteny io @ le ol miaraka amiko zao sao handiso fanantenana azy aho
mbola mila fisainana zany hiverina hanambady zany aloha fa tsy atao mahamaika
an'i xxxx
tsy sanatria aloha antony avy @ le ol miaraka amiko zao io no hisarahako @ le vadiko fa ny anay no efa tsy manjary satria ihany koa sasanangy samy manana ny azy io d marina ilay nolazainao hoe sarahana roa le olana,misaotra @ toro hevitra fa azo raisina avokoa zany rht zany

32. eiluj
(
13/08/2007 11:49)
misaotra an'i bazylou
tena marikiriko b anao ngah,aza manody anao ary e!!!!!:!::(

33. mamzelkely
(
14/08/2007 07:30)
ny anah ny azoko lazaina de izao refa azonao antoka tsara ilay olona miaraka aminao fa vonona hi-soutenir anao am zvt rehetra dia mirosoa saraho ilay vadina ts haninona ts haninona enao ko mo efa milaz araha teo fa efats misy fitiavana azy intsony ka mirosoa ra tapa-kevitra enao.
mety hifandipatra ihany ny teniko alou fa izay hitanao fa mahatsara ny fiainanao atao ka ra oziz enao hoe misaraka no mety dia misaraha na hiaraka aminao na tsia ilay olona vavao miaraka aminao izy arahaba soa arahaba tsara raha sanatri kosa anefa izy ts vonona ny ahka vady dia mba efa afaka amin\'ny lanja iray alou enao zao fa efa ts miaraka amin\'ny vadinao izay ts haninon ts haninona
ka dia courage :-*:-*:-*