Baiboly katolika... en ligne
22. ikaretsaka
(
06/08/2007 19:41)
rehefa tsy mivoana le dikanteny amiko tsy hitako ny olana fa rehefa le mivoana be no...
ohatra hoe alaivo mankaty iry zavatra iry no lazain'ny anankiray
ny anakiray manao heo ento aty amiko iry zavatra iry
tsy hitako ny olana
fa ny manao hoe hoy Rabe no lasa hoe Ary tsy niteny Rabe no tsy mety!

24. tywa68
(
07/08/2007 09:25)
Ika sy Fiffi : ka ho sahirana i bosista hitondra argument eto hoe naninona no hoe tsy mazava ny an'i katolika, satria efa h@ mbola kely no nampidirina taminy hoe ny katolika tsy izy, tsy mazava sns... d na zavatra mitovy aza ahitàna kritika tsy mitombina, lasa perroquet ? :D
25. Fiffi
(
07/08/2007 09:29)
tywa68: heu....satria raha baiboly iray hiany manko de ohatran'hafahafa raha tsy mitovy njay ny fandikana azy ?
26. hery
(
07/08/2007 09:39)
Efa voavakin'i bosista hatr@ farany sahady ve?
Raha tsia dia ny aiza no tsy azoazonao? Omeo toko sy andininy hoe :-)
Raha tsia dia ny aiza no tsy azoazonao? Omeo toko sy andininy hoe :-)