Baiboly katolika... en ligne

1. hery ( 06/08/2007 13:08)
Miarahaba,

Efa azo ampiasaina soa amantsara ny baiboly dikateny katolika eto amin'ny Internet (dikanteny 1938 ). Ny adiresy dia http://baiboly.katolika.org

Ny fampiasana ny toko sy ny andininy amin'ny ankapobeny dia azo jerena ao amin'ilay hoe "Fampiasana ny takelaka" http://baiboly.katolika.org/?rub=pages/page&page_id=p46b65054c8f7b

Ho antsika izay eto amin'ny forum dia toa izao ny fandrohizana ny toko sy andininy izay asehotsika eto

Ohatra hoe haka ny rohy amin'ny Matio toko faha 5 andininy 1 ka hatr@ faha 7 dia izao no soratana

[url=http://baiboly.katolika.org/boky/matio/5/1-7]Matio 5, 1-7[/url]

Azoazonareo ihany angamba amin'ny ankapobeny.
novalian'i Fiffi ny 08/08/2007 06:22
2. hery ( 06/08/2007 13:12)
Hazavaiko kely ihany na izany aza

1. Apetraka aloha ilay [url=
Io dia Milaza hoe hametraka rohy.

2. Apetraka ny rohin'ny takelaka baiboly
http://baiboly.katolika.org/boky/

3. Apetraka ny boky dia faranana amin'ny /
ohatra matio/ na lioka/ na korintiana I/

4. Apetraka ny toko dia asiana /

5. Apetraka ny andininy
3. hery ( 06/08/2007 13:23)
6. Dia hidina ilay ]

7. dia apetraka izay teny tiana soratana. Etsy ambony dia Matio 5, 1-7 no nosoratako fa azo asiana hoe Jereo eto.

8. Hidina amin'ny [/url]
4. ari.malala ( 06/08/2007 13:25)
Misaotra o!
5. tywa68 ( 06/08/2007 13:35)
misaotra an'i Hery : afaka mamaky an'io daholo ry Mandefitra a :-D
6. lancia ( 06/08/2007 13:40)
merci e
7. imeva ( 06/08/2007 14:49)
8. imeva ( 06/08/2007 14:51)
9. hery ( 06/08/2007 15:03)
imeva> mitsimpona andininy? :-D
10. Fiffi ( 06/08/2007 15:16)
misaotra an'i Hery...
11. ikaretsaka ( 06/08/2007 15:27)
Fisaorana sy fankasitrahana

AMDG
12. Fiffi ( 06/08/2007 15:28)
Ika: inn akia io AMDG io ?
13. ikaretsaka ( 06/08/2007 15:41)
Fiffi> signe Jesuites
14. rakaroka ( 06/08/2007 17:31)
Bien e ....=D=D=D. ary melci!
:-$
"Hiaraka hamaky sy handinika ny tenin'ny soratra masina ary 'sika ry havana malala ao @ Tompo:
Jereo ny baibolintsika ao @ ...Heuuuu inn re e:roll::roll: Aleo rangahy asesy an :
"Genesisy 1".
Rehefa vita izany dia hiraintsika ny "miara-mizotra isika ho any"
Tsy hitanareo mety ihany:?::roll::idea::wink:
15. bosista ( 06/08/2007 17:35)
tsy mazava tsara le fandikanteny katolika ka! tsy otran'ny an'ny protestanta!
16. ikaretsaka ( 06/08/2007 17:39)
arakarak'ilay "azonao"io
ohatran'ny hoe tsy mazava tsara ilay allemand le.. aleo sinoa!
17. Fiffi ( 06/08/2007 17:52)
bosista:

tsy mazava tsara le fandikanteny katolika ka! tsy otran'ny an'ny protestanta!
mba azonao ampisehoana eto ve ny an'protestant mba ho jerena koh ?


18. tywa68 ( 06/08/2007 18:41)
bosista:

tsy mazava tsara le fandikanteny katolika ka! tsy otran'ny an'ny protestanta!


Mba asehoy kely hoe azafady ry bosista zany ho jerena ?


19. sitlo ( 06/08/2007 18:43)
Fiffi, tywa68 > http://www.baiboly.org/
20. tywa68 ( 06/08/2007 19:01)
misaotra an'i Sitlo ;

Toa resaka présentation no mahasamihafa azy sa tsy izany bosista ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2505