fahotana ve ny fitiavana

21. rhina ( 06/08/2007 11:28)
fahotana ny fitiavana raha tsy ai ny mandanjalanja azy
ny ratsy sy ny tsara ary ny tokony atao s ny tsy tokony atao : zany hoe araka ny hevitro d ny fahaizana mitady ny antonony eo @ fiainana (ny zavatra rehetra atao ) ny fitiavana

satria tsy le fitiavana olondro iany ny ahy no resahako eto
22. Fiffi ( 06/08/2007 11:46)
"hery":
Diso ve ny vadinao raha mitia olona hafa ankoatra anao.
Diso ve ny dadanao raha mitia olona hafa ankoatra an'i mamanao.
Diso ve ny mamanao raha mitia olona hafa ankoatra anao...

Miankina amin'ireo no hilazanao hoe

Diso ve ianao raha mitia olona roa
io ny tena valiny ....sady mazava be !
23. xxx ( 06/08/2007 12:28)
hery:

:-) andramo jerena amin'ny lafiny hafa. Apetraho ny fanontaniana hoe "Diso ve ny vadinao raha mitia olona hafa ankoatra anao?"

Ho hitanao tsara ny valiny avy eo.



ity fomba fijerin'i hery ity dia fomba fijerin'ny olona mbola tsy nandalo teo

izaho efa nisedra io olana io no nahatsapako fa ny fitiavana tsy azo ferana, ary miantoratora-poana aza, fa anjaranao ny mieritreritra hoe tsy azoko atao izany na hoe tsy tiako atao izany, dia miezaka manakana ny fivelaran'ilay fitiavana . Ny ahy aloha nalaviriko ilay olona

Izaho izao afaka miteny hoe mety ho tia olona hafa ny vadiko fa diso izy raha toa ka avelany hitombo ilay fitiavany olona hafa ka sady vadiko izy no miaraka amin'ilay olona
24. Fiffi ( 06/08/2007 14:12)
xxx:
ity fomba fijerin'i hery ity dia fomba fijerin'ny olona mbola tsy nandalo teo
heu...nefa tena faran'zay logique le izy.....


25. princesseN ( 08/08/2007 08:20)
:arrow:yandah>>>fijangajangana avokoa amiko rehafa hoe tsy fanajana ilay vady,na dia fitorina fitiavana @ olon-kafa fotsiny ihany aza fa tsy niaraka,na fifanorohana,ny mihotra moa de mazava hoazy fa tafiditra ao anatiny

:arrow:le oe mandainga ndray,matoa mifankatia nge ny olon-droa de midika fa tsisy tokony hifanafenana instony n'inona n'inona e!ndrndrindra moa oe efa mpivady,midika zany amiko fa samy fahotana avokoa,fa ny fitiavana tsy tokony ho fahotana mintsiny raha mahay mifanaja avokoa ny mpivady.

mety mazava aminao ve le izy ry yandah:?:
26. tajiah ( 09/08/2007 12:49)
tsy fahotana ny fitiavana fa mila nififanajana roa tonta ! sa ahoana hoy ianareo
27. la ( 09/08/2007 13:52)
Tsy fahotana ny fitiavana fa ny fahaizana mandanjalanja azy no zavadehibe. Marina fa tssy azo ferana ny fitiavana we aza tiko enao na we aza tsy tiko enao, fa tonga ho azy io fa enao mila matanjaka tsara mba tsy ho azon'ny fakampa,ahy ka ampirafy sy anome alahelo olona.
Ary tsy misy we mitovy tsara daholo ny fitiavako an'iry sy an'roa fa tsimaibntssy midy maha samy hafa azy de anjaranao manapkevitra we iza no iarahako.
28. chrislyd2 ( 02/05/2008 12:37)
xxx:

hery:

:-) andramo jerena amin'ny lafiny hafa. Apetraho ny fanontaniana hoe "Diso ve ny vadinao raha mitia olona hafa ankoatra anao?"

Ho hitanao tsara ny valiny avy eo.



ity fomba fijerin'i hery ity dia fomba fijerin'ny olona mbola tsy nandalo teo

izaho efa nisedra io olana io no nahatsapako fa ny fitiavana tsy azo ferana, ary miantoratora-poana aza, fa anjaranao ny mieritreritra hoe tsy azoko atao izany na hoe tsy tiako atao izany, dia miezaka manakana ny fivelaran'ilay fitiavana . Ny ahy aloha nalaviriko ilay olona

Izaho izao afaka miteny hoe mety ho tia olona hafa ny vadiko fa diso izy raha toa ka avelany hitombo ilay fitiavany olona hafa ka sady vadiko izy no miaraka amin'ilay olona



Marina ny anao ! na olona efa manambady aza tsy voasakana mihitsy ny fo tsy hitempo @olona hafa, fa ezahana vonoina sy sakanana avy hatrany ilay izy rehefa tady ho lasa lavitra. Sarotra be alo le mamono fitiavana nefa tsy maintsy zay e! na tiana be aza ilay olona. Dia marina ilay hoe ezahana alavirina, ahena ny contact aminy dia milamina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0945