Misy anarana maro iantsoana an'Atra (+30 )Inona no antony?
21. deric
(
07/08/2007 13:02)
niryna:
Raha mandinika ao anaty baiboly isika dia misy anarana maro samihafa iantsoina an'Atra.
(l)niryna
Ny anarana dia araka ny mombamomba ilay zavatra omena anarana, na ny asany, na ny toetrany....
Ohatra: TSITOHA= izay azo adika fa mahery noho ny mahery, ka tsy misy mahatohitra Azy.
Raha hanonona Azy aho dia arakarak'izay hilako azy sy izay hilazako ny momba azy.
ohatra: 1-Ataoko hoe Ray izy rehefa hihanta Aminy amin'ny maha zanany ahy aho.
Ohatra: ANtaon'i Abrahama hoe: "Jire" izy, satria nanontany azy ISaka hoe aiza ny ondry hataontsika fanatitra; tsy nanan-kavaly izy hafa-tsy hoe Andriamanitra mahita, nasehon'Andriamanitra tokoa io ondry io. Tamin'izany no nanononany an'Andriamnitra hoe "JIRE"=ANDRIAMANITRA MAHITA"
Ialako tsiny aminareo ny tsy fanomezako andin-tsoratra masina noho tsy fisian'ny Baiboly eto anoloako (ato amin'ny ciber)
22. niryna
(
08/08/2007 06:05)
deric:

Misaotra deric a
23. niryna
(
08/08/2007 06:08)
maingoka:
Ilay sujet eto angamba dia momba ireo karazana anarana iantsoana an'Atra ao amin'ny Baiboly fa tsy ny anarana nifanarahan'ny sain'olombelona apetaka amin'Atra. Zava-misy io ary tsy adalan'ny teôlôjiana ny mandinika ny harena miafina ao ambadik'ireo anarana samihafa ireo. Mety misy fanahy mpanohatra koa angamba ato amin'ity lohateny ity. Koa aleo rohahina amin'ny anaran'i Jesosy avy any Nazareta izany tsy hanam-pahefana eto intsony.
=D Hitako ,dia ahoana izany toa tsy afaka hanarotra ny ao anaty baiboly intsony izany ny tena e
24. niryna
(
08/08/2007 06:32)
Araka ny voalaza etsy ambony dia manana anarana maro tokoa Atra ka na inona na inona zavatra mahazo antsika aza misalasala miantso azy fa ao aminy irery no ahitana izany vahaolana izany:
Mihaino antsika Izy ary miantso Azy fa mivoha 24/24 Izy.
Na amin'ny firy ianao no te-hiresaka aminy (mivavaka)dia vonona lalandava Izy hihaino anao.
Ny fanontaniana moa va tia Azy ianao?Moa va nomenao ho tantanany iray manontolo ny fiainanao?Ary moa va mahatoky Azy ianao fa any amin'ny ihany no ahitana famonjena.Andramo ka zahao fa tsara izy.(Andramo antsoina Izy ary minoa fotsiny ihany fa ataony tanteraka izay irian'ny fonao araka ny sitrapony.)
-Mpampahery:Izy no manome hery rehefa trotra ky ny dia ,rehefa tsy misy ny fanantenana sns(Sal 43:2)
-Mpanasitrana:Izy raha mitady fanasitranana isika na ara-tsaina na fanahy na vatana(Sal 103:3)
-Mpanavotra:Izy no manavotra ny fanahy tsy ho very,ary manavotra antsika amin'ny fakam-panahy sy ny herin'ny satana(Isaia 59:20)
-Mpamonjy:Izy no mamonjy amin'ny fahoriana(Sal 70:5)
ary mamonjy ao anaty rano lalina(fahoriana mianjady,tsy manana fanantenana,mamonjy ny fanahy tsy ho very any anaty afo mandoro.

25. bichette
(
09/08/2007 15:03)
Inty misy ohatra omena anareo ry namana:
Andriamatoa Filoha Marc Ravalomanana :
- Ny Vahoaka entiny miantso azy hoe ANDRIAMATOA FILOHA ( oh : azafady kely Andriamatoa Filoha ) ; Indraindray aza ampiana hoe HAJAINA
- Ny Namany miantso aizy hoe MARC ( oh : Marc a ! aiza ianao teo e !)
- Ny olona tsy akaiky azy miantso azy hoe ANDRIAMATOA RAVALOMANANA ( Aiza no anasiana an'ity Monsieur Ravalomanana)
- Ny namany akaky mampiasa anarambositra
- Ny vadiny miantso azy hoe MALALA na CHERI na DOUDOU
- Ny zanany miantso azy hoe PAPA na DADA na PAPOU (hoy ny ankizy sasany ao Frantsa)
Rehefa manaja azy dia mbola ampiana koa hoe TOMPOKO (oh : Azafady Tompoko ....I)
Raha jerena izany dia ny fiantso azy dia : ANDRIAMATOA / FILOHA / MARC / RAVALOMANANA / HAJAINA / + "Anarambositra" / TOMPOKO / PAPOU / MALALA / ..../....
===> Anefa dia olona iray ihany no resahina arakaraky ny toerana, ny lanja omena azy, ny fifampikasohana, ny situation sns ....
Raha misy namany atao hoe "RABE" izy zao ohatra namany be mihitsy io, dia zatra miantso azy hoe MARC, anefa rehefa amin'ny coktail ohatra, dia antsoiny hoe ANDRIAMATOA FILOHA na hoe RAVALOMANANA ho fanajana azy.
====>>>>
Dia toa izany koa ny anaran'Atra : Jehovah, Andriamanitra (io toa ny hoe Filoha), dia misy miantso an'Atra hoe "RAY" amin'ny mahazanaka antsika, dia avy eo miteny hoe TOMPO TSITOHA, satria manambara fa tsy manampaharoa Izy, dia miteny koa hoe Atra Ray Malala o, dia mampiseho sy fanaborahana amin'Atra fa tia azy tokoa isika ka manao teny mamy azy
Ka inona no olana na dia manana anarana maro Andriamanitra ?????

26. niryna
(
10/08/2007 05:42)
Misaotra bichette a.Tsy misy olana fa vao maika aza manamafy antsika hanatona azy.Satria na inona na inona mahazo dia voasoratra ao daholo izany zavatra izany ka izy no antsoina.Ny fahalalana azy fa maro anarana iantsoana azy izy dia manome hery lehibe ho antsika.
Ohatra marary ianao?mpitsabo izy, ara-batana na saina na fanahy,nanao ary mbola manao fahagagana maro izy ary manasitrana ny aretina izay tsy sitrana.
mpanasitrana no anarany iray izany.
Mpamonjy,mpanavotra,mpanafaka,fitiavana(I Jao 4:16),mpampahery(Sal 43:2),fiarovana(Joela 3:16),namana (Jaona 15:15)mpiaro( I Jaona 2:1),mofon'aina(Jaona 6:35),rano velona(Jaona 4:10,mpanampy(Heb 13:6)
..satria efa nandre ny feon'ny fifonako Izy.Satria efa nanongilana ny sofiny tamiko Izy.Dia hiantso aho,raha mbola velona koa.( Sal 116 1-2)
Tiako izay tia ahy ,ary izay fatra-pitady ahy dia hahita ahy....Sambatra izay olona mihaino ahy ka miari-tory mandrakariva eo am-baravarako.Oha 8:17,34