Ilaina ny fanaovana politika amin'ny tokony ho izy. Porofon'izany ary sahin'ny firenena kely akaikin'i Madagasikara no milaza fa ny fetezan'ny Politikany ary ny fahaizan'ny vahoaka mifanaraka izany no mampandroso azy eny fa na tsy lasa alavitra be aiza aza izy. Ny marina kosa anefa dia maharesy antsiaka izy nefa tany kely io. Ny isan'ny Mpizahantany mankany sy ny tanjona tian'ny Malagasy tratrarina mba jereo ohatra. Fahaizana politika mitondra any amin'ny fampandrosoana fa tsy ny fahaizana politika filazana fa iretsy no olomanga, mahay nefa ny firenena nitambototra nandritra ny fitondrany.