Toliara sa Toliary?

21. ikaretsaka ( 03/08/2007 16:36)
ohatran'ny kafe ihany io ry reto an.
ny gasy kafé
ny vazaha café
ny angalisy Coffee
ny sinoa Kopi!

fa ranonjavatra somary antindranti-doko mena mainty mangidy izay aby ny dikany

dia na Toliary io na Toliara... misy zaza kleba de tsy miroro!
rimorimo kamarade!Toliary
22. karinah ( 03/08/2007 16:44)
:-D:-D:-D:-D
23. Herimiafina ( 03/08/2007 21:13)
Misaotra fa rehefa tena jerena ny rohy rehetra nasehonareo dia toa ilay Toliara no somary eken'ny saiko klé.:-w :@
24. lapino ( 03/08/2007 21:56)
Nenah Toliary no tiako :)
25. ikaretsaka ( 04/08/2007 05:17)
mitovy @ lapino: na baba na dada na aba na bainina< mitovy ny dikany
26. Herimiafina ( 04/08/2007 14:01)
Okay, raha soratana any anaty memoire na these dia inona no tokony soratana? :-w:@
27. Fiffi ( 04/08/2007 14:31)
Toliara....
28. ikaretsaka ( 04/08/2007 15:05)
herimiafina> tulear

(raha teny vazaha ny these)
29. tywa68 ( 04/08/2007 15:56)
Tuléar asiana accent mety kokoa :wink:
30. ravakamalala ( 05/08/2007 11:23)
ikaretsaka > NON na teny vazaha aza ny thèse, ny "nom propre" tsy ovaina izany!
Mba saro piaro amin ny an ny tena leiroa! tandrovy teny malagasy, indrindra rehefa miresaka am vazaha!
31. mandrindra ( 05/08/2007 11:56)
[quote=ikaretsaka]
Toly ary= tody ary "fihereanna no maha toli ary" (
32. Rasiligaoma ( 06/08/2007 04:59)
fa Hors sujet...
inona kay no tena dikan'ilay anarana hoe Itaosy? na avy aiza?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3635