Miarahaba anareo,
Inona kay no fomba ampiasainareo avy aty ivelany rehefa tia hikaroka vaovao momba an'i Madagasikara? Izaho mantsy mba manaraka forum, mamaky gazety, mijery dailymotion sy youtube fa tena mbola hitako hoe tsy ampy mihitsy ilay izy.
Raha afaka manome rohy ianareo dia mba ilazalazao.
Manaraka blaogy ihany aho ka. Fa saingy tsy ny avis loatra no tena tiako fantarina fa information mitsy. Misy radio ve amin'y internet? Tsy hira ohatra ny rvg fa milaza vaovao. Na dia vaovao tselatra aza.