bb1
1. kallie
(
31/07/2007 12:35)
bon, ben jsui dans le club les filles, tapakevitra.
iza kay no efa nanao traitement clomid? tena mampatavy sns marina ve?
iza kay no efa nanao traitement clomid? tena mampatavy sns marina ve?
répondu par kiadi le 15/08/2007 14:55
4. kelly13
(
31/07/2007 13:10)
ah bon, fa maninn ankia no stimuler-na? nga mou ankia izy reny tsy tonga ho azy? azafady fa b kestiô
5. booboo
(
31/07/2007 13:19)
kelly13 > resaka hormones "miviaka" dia misy vhv tsy mi-ovuler mihitsy, na tsy mety masaka tsara lay ovule dia eo no miditra lay traitement hormonal...ireo kloungany no antony lehibe fantatro fa mety misy antony hafa kounkou hi-stimuler na ovulation fa tsy haiko:-/
6. karinah
(
31/07/2007 13:34)
kallie:zah klou tsia e! fa manin kallie no hanao an'izany?:oops:
bon, ben jsui dans le club les filles, tapakevitra.
iza kay no efa nanao traitement clomid? tena mampatavy sns marina ve?
7. kallie
(
31/07/2007 13:35)
ie, na tsisy ovulation, na mikorotana d tsy hay tsony d mihinana an'io ony (namen'ny doc an)
booboo> nanaôna iany ny andry?
booboo> nanaôna iany ny andry?
8. kelly13
(
31/07/2007 13:40)
mety oe effet avy @ pilule v no mahatonga ny fikorotanan'ny ovulation. otran'ny mi interesser ahy le izy mantsy
9. kallie
(
31/07/2007 13:48)
tsy aiko fa za tsy nanao pilule atramizay fa efa nikorotandrotana matetika ny cycle, ny fantatro amle clomid d oe mety hisy ovulation maromaro avy eo d mety ho kambana ny zaza. nefa misy olona tsy misy résultat ko ony. ny doc J no maita ny valin'io Kelly a
10. booboo
(
31/07/2007 13:48)
kallie > efa soa aby ny raha. fa misy grevina cygogne angamba qq part :^)
11. bozyboleta
(
31/07/2007 13:50)
Citrate de clomifène no fantatro hoe famporisihana ny ovulation. Mety ho karazany ngamba io lazainao io.
Raha ny dr no nanome de anontanio azy tsara raha sanatria mety hisy vokadratsiny, misy contre-indications koa izyreny raha ny hitako.
Misy koa mantsy @ le fihinana fanafody famporisihana fiterahana reny le mahatonga ny zaza kambana roa na telo sns ka mila fitandremana ihany.
Mirary soa e!

12. karinah
(
31/07/2007 13:54)
tsara alou ny mi-éviter pillule raha samy resaka contraceptif, sady ireny ony mampasampona bb indraindray d mampatavy ihany koa :?
13. kelly13
(
31/07/2007 14:01)
en fait zany raha aravona le resaka d mila mi stimuler ny ovulation ny vhv refa misy déreglement sy mpikotrika lamokanatody? (za mantsy nanao FC 2 fois successives d depuis kivy tateraka satria le farany tena saika maty aho fa hemorragie beuuu niantsona ambulance tato antrano)
14. kallie
(
31/07/2007 14:02)
bozy> ka clomifène mintsy io d tena misy soratra oe mety ampatavy sns ka zay no anontaniako oa tena tode mibotsina be marina ve?
d marina oe mampa misy kambana satry refa masahana ny atody hisy d ndraindray lasa betsaka... zany n maha betsaka ny kambana 3 na 4 na 6 amzao saria bdb hono ny vhv manao traitement contre stérilité d lasa b ovule ndray avy eo

15. kallie
(
31/07/2007 14:08)
booboo> tena gravy mintsy ko, zay nefa efa nifindra trano aty ambony rihana amzay oe akaikikaiky ny livraison..... :-D:-D
16. booboo
(
31/07/2007 14:19)
kallie > :-D:-D:-D
kelly13 > aaa kosa angamba e, araka² zay fahitan'ny gygy azy ao no hanaovana lay traitement hormonal na tsia ...
kelly13 > aaa kosa angamba e, araka² zay fahitan'ny gygy azy ao no hanaovana lay traitement hormonal na tsia ...
17. kallie
(
31/07/2007 14:30)
kelly13> mety tsy probleme d'ovulation anie ny FC e, ny ovulation ny mampisy tsaramaso kely ao, unefois misy tsaramaso, misy atody zany, avy eo mety olana tranonjaza sns no tsy mampijanona az. Ny doc J iany no maita io am echo sns
20. sakaizakely
(
31/07/2007 15:12)
kallie
toy ny fanafody rehetra dia misy effets secondaires tokoa ny clomid http://www.doctissimo.fr/medicament-CLOMID.htm
On n'a rien sans rien nefa tsy systématique koa ny fisian'ny effet 2aires fa ho hitanao miandalana eny ihany.
http://www.infobebes.com/htm/bebe/clomid,d-88107.aspx
http://www.atoute.org/dcforum/DCForumID5/1554.html (midina ery ambanimbany)
http://forum.doctissimo.fr/grossesse-bebe/grossesse/qui-pris-clomid-sujet_191963_1.htm
Mazotoa mamaky de bonichansy :-*