bb1
21. ikaretsaka
(
31/07/2007 15:41)
rehefa matahotra ny hatavy ve tsy mikotrana fotsiny avy eo
fa tsara ilay heo jerena koa ny bibikelin'i dada!
aleo mijery doko nareo mivady ka

23. ikaretsaka
(
01/08/2007 16:12)
fa ny mahagaga ahy hoa.. ny mitady tsy mety mahazo mihitsy
ny tsy mitady mibikina @ zao fotsiny...
ny tsy mitady mibikina @ zao fotsiny...
25. vale
(
01/08/2007 16:42)
ikaretsaka: izany ve dia mahagaga?:-D:-D
le amzao ftsn aloha tsy marina kosa kah!:lol:
le oe misy mitady fa tsy mahita bedabe ny antony!;-)

26. princesseN
(
04/08/2007 08:45)
ikartetsaka>>:-D:-D:-D
aiza kosa no de oe bikina zao fotsiny e!:-Dtsy de ampy fintandreman reny olona reny matetika ra toa ka tsy niriany akory le izy!:roll:

27. ravakamalala
(
05/08/2007 10:53)
vao mamaky ny effets secondaires an ilay fanafody aho d tena aoka etsy!
misy risque-na malformation foetale hono!

28. karinah
(
05/08/2007 16:07)
princesseN::-D:-D:-D:-D:-D:-D:wink:
ikartetsaka>>:-D:-D:-D
aiza kosa no de oe bikina zao fotsiny e!:-Dtsy de ampy fintandreman reny olona reny matetika ra toa ka tsy niriany akory le izy!:roll:
29. kallie
(
06/08/2007 09:20)
ravaka> misy risque na malformation daôly na ny fihinanana lait cru aza (fromage jeune oatra)ny pourcentage no samyhafa, fa ny dokotera no mahalala
30. sakaizakely
(
06/08/2007 09:44)
malformation : na tsy mihinana fanafody aza misy riska foana
ny zavatra hohaninao andavanandro tsy ampoizina ny atody sy fromazy misy salmonelle (tsy mahazo mihinana fromage au lait cru sy persillés), ny sakafo tsy voasasa tsara, hena sendra tsy masaka tsara, ny CMV indrindra raha mifanerasera amina ankizy kely betsaka sns... Il suffit d'une fois :{ Zany akory tsy midika fa tsy maintsy hitranga
Ny clomid no fi traiter-na ny vhv tsy manana ovulation aradalana. Ary tsy fidiny azy ireo no voatery mihinana an'io.
Ary na ny aspirine fihinana rehefa sendra marary andoha ireny fotsiny aza, mba vakio ange ny notice fa misy effets indésirables koa e ! Dia ahoana izany ? Tsy tokony hanina ve de avela hipetraka fotsiny amin'izao le oul ?
rehefa tsy mandeha tsara ny "fanatodizana" dia mila ampiana tosika ny organisma ary matoa io no fanafody fanomen'ny dokotera fa tsy fanafody hafa, dia efa voalanjalanja tsara ny vokany.
Ny dokotera akory tsy hoe hamosavy anao hoy ilay ranamana iray izay :-P
Ny fanarahamaso an'ireo mandray traitement koa dia lavorary ka tsy misy atahorana ny fihinanana clomid amin'izao fotoana, ny cas de malformation koa vitsiana fa tsy systematique akory
Mahereza akia kallie a ! Mirary tsaramaso kely ho andry tsy ho ela :-*:-*:-*:-*:-*:-*
PS : Efa novakiandry ve le link maromaro eo ambony ireo ?

31. kallie
(
07/08/2007 07:35)
sakaizakel> merci, ie, za az efa namaky anreo taloandry ko, :-D mbola duphaston lou za zao d am erinandro vô clomid.