Bandy pelaka

21. wooda ( 13/08/2007 14:04)
Mahavarina! miankina @ toerana koa ve izy io sa ahoana? Satria mampite hametraka fanontaniana hoe aiza eto Mada no tena maro "Bandy pelaka"? :-D
22. naughtyboy ( 13/08/2007 20:02)
ra tsy le pelaka mintsy no antanin eto tsy fantatra io fa na ny hita maso zao aza tsy fantatra ny nahatonga azy ho pelaka, ra samy vhv tsy olana zany amikko fa azoko porofoina aminy ny antony ilaina ny lhl :°)efa nitapo t@ reny mantsy za ka torany hafaliana:-D
23. Jeankely ( 15/08/2007 10:02)
Mba anontanio ny olona avy amin'ny tany Silamo sahalan'i Somalia na Iran fa tsy mahita an'io satria vonoindreo avy hatrany. Misy kosa anefa tany Silamo sahalan'ny any Asie be Pelaka. Niresaka Silamo aho satria ireo raha vao heveriny tsy mifanaraka amin'ny nataon'ny ALLAH dia tokony vonoina. Rehefa malalaka sy mahazo manao izay tiany ny olona dia maro ny Pelaka. Ny tany Christian no tena be Pelaka. Sanatria tsy fanaratsiana fa filazana ny zava-misy. Ny Christian manko malalaka kokoa ary mivelatra amin'ny rehetra.
24. xxx ( 16/08/2007 12:21)
mety daholo zay lazainaoreo fa safidy io
25. Jeankely ( 16/08/2007 13:19)
Naninona no nanao xxx i Pelaka. Tsy misy misakana anao fa miresaka ny olona hoe mba tsy mahazoazo lahy mandry @ lahy. Veloma i Pelaka.
26. evasoa ( 16/08/2007 13:28)
jeankl> aminao ve zany dia fakantahaka silamo ?


Naninona no nanao xxx i Pelaka. Tsy misy misakana anao fa miresaka ny olona hoe mba tsy mahazoazo lahy mandry @ lahy. Veloma i Pelaka.


dain ty vava e !

de aiza moa ny pelaka no hasahy hiresaka amin'izao fahakelezantsainanareo azy zao ?

mba kristiana fa ianao ihany no miteny hoe
Ny Christian manko malalaka kokoa ary mivelatra amin'ny rehetra.
27. Jeankely ( 16/08/2007 13:48)
Efa niteny aho hoe tsy manaratsy Christian fa milaza ny zava-misy. Ny Christian no atao hoe VERY VERY OPEN MIND. Afaka mifanakalo sipa na vady, afaka manao bevohoka dia tsofina rano ao ampiangonana, ary maro ny manao sipasipa vao manambady ary ireo manambady tsy misipa lazaina tsy ampy experience. Fomba fitenin'ny rehetra io fa tsy izaho no mamorona. Izaho tsy manaratsy fivavahana fa tena misy mihintsy ny tena Christian tsy manao izany fa amin'ny ankapobeany dia milalao fitiavana ary mivelatra @ 'io resaka io ny Christian. Mijery isan-jatony isiaka. Jereo ny Hindou, Muslim... fa rehefa tia hilalao dia maka Christian.
28. lapino ( 25/08/2007 17:37)
Jeankely:
tsy manaratsy Christian fa milaza ny zava-misy.
any izay i bozylove 8)
29. ramahaay ( 25/08/2007 21:14)
tss ovay le sujet fa pelaka dôôly nga nareo no miresaka zany tsy aleo ve resaka sipa ohatra oe manao @ sipa 5
30. Nickovy ( 26/08/2007 18:48)
Tsy ny pelaka ihany no miresaka pelaka fa izay tia mandinika ny zava-misy eo amin'ny fiarahamonina ihany koa
31. Jeankely ( 27/08/2007 02:40)
Averiko fa tsy resaka Malagasy Christian no teneniko fa ny Christian amin'ny ankapobeny. Rehefa tonga amin'ny faritra Asia ianao ohatra raha tia hilalao dia mitady vehivavy Christian ary na tantanana na hiantsorohana na horoana andalambe dia mety satria voalaza hoe OPEN MINDED people. Afaka mahazo sy mitsaingoka sipa anaty finoana hafa koa ianao saingy tsy maintsy miafina fatratra. Tsy angano fa tena zava-misy African izay miseho milay ho be zizy nahazo Indian vavy notapahandry zalahy ny lohany (maty). Mifampiaro izy samy izy. Ny Malagasy moa rehefa mahita ny vahiny mahazo ny vehivaviny dia miteny irery hoe ataovy mahamay. Saingy ny andry zalahy saropiaro izy ary matiny raha tsy mahay miafina. Ny vehivavy Malagasy koa rehefa mahazo vahiny dia sahy milaza fa tsisy dikany ny lehilahy Malagasy. Miverina eo amin'ny resaka Pelaka fa ny Christiana no nanamasina fanambadiana olona samy lahy na samy vavy.
32. homo ( 13/07/2012 09:07)
zao ar ry zareo a! za ten bandy f ts nanandrakandrana zan f ef atram kel mits n itak ar ten tsapak oe ten zay mits za zan.sad ts voafitak tany ambadk f band no revek e; za bandy kristianina . d ef miezk miala am le toetr f ts afk mits. sad ten band ko fa ts sarimbav zan.ts tia manw haingona sipa zan ; mis ar ten sportif be ren itak manw anzan kou! ao am rasak vao vao ao mis tatasik ra ifapresk e. miandry anareo i homo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2557